Fivavahana, finoana
christian777
(
05/12/2011 12:17)
I Jehovah Andriamanitra no manorina ny Fivavahana marina.
Tsy ny olombelona no manapaka izany na dia anao ahoana aza ny fahalalan'izany olona izany.
Tsotra no tena hamatarana izany :
- Ny fitandremana...
suite
répondu par Prime le 28/03/2017 06:10
niryna
(
29/11/2011 17:28)
Ary nilaza zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe : Indro,nivoaka ny mpamafy mba hamafy s ry raha namafy izy: ny sasany dia voafafy [b] teny amoron-dalana[/b] dia avy ny vorona ka nandan...
suite
répondu par niryna le 09/12/2011 16:50
rijadolly
(
27/11/2011 03:31)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xb7ue5_hiara-hivavaka-isika-rija-rasolondr_music#rel-page-9[/dailymotion]
Ho anjakan'i FIFAMELANA tanteraka izay eo ambany fahefan'i JESOA KRISTY anie ...
suite
répondu par Prime le 10/12/2011 10:22
sitlo
(
26/11/2011 18:41)
[u]Inona no fototry ny finoana?[/u]
tsy fahalalàna
oh: taloha tamin'ny andron'ny grika dia nino ry zareo fa nisy ny andriamanitry ny rivotra. Nivavaka ry zareo ary nanao an'ireny fandoroana emboka m...
suite
répondu par rekinbelo le 06/12/2011 05:38
niryna
(
26/11/2011 17:43)
Manahoana daholo indray o1 andao ary hovaina kely indray ny lohahevitra ary samy afaka mizara izay mba kely fantany isika hilazana fa efa tany amin'ny fiandohana dia efa niaraka ny Ray sy Ny zanaka a...
suite
répondu par nahomy le 13/12/2011 14:42
didi10
(
25/11/2011 16:39)
Faly miarahaba ny namana rehetra.
Anisan'ny mpihaino ity radio evangelika malagasy en ligne ity ny tenako, mampalahelo anefa fa vao manokatra io site io aho dia misy décharge na virus tena masiaka b...
suite
répondu par rijadolly le 23/12/2011 17:41
YDIFAS
(
24/11/2011 03:19)
Miarahaba antsika amin'ny alalan'izao hafatra izao. Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra.
Manana anjara goavana eo amin'ny fiainantsika ny fifantohana. Miantraika ...
suite
répondu par rijadolly le 26/11/2011 03:28
nomeja
(
19/11/2011 13:37)
salama daholo tena vely hevitra za sady bedabe ny fivavahana amin zao fotoa zao ari sanminadramako izy dahonlo zaho manko mipetraky italy mivavaky katolika nefa za madeha thailand mivavaky ...
suite
répondu par niryna le 30/11/2011 07:44
rijadolly
(
18/11/2011 14:37)
[i][b]MATIO 8 : 5 Ary nony tonga tao Kapernaomy Jesosy, dia nisy kapiteny anankiray nankao aminy ka nitaraina taminy6 nanao hoe: Tompoko ô, ny ankizilahiko mandry ao an-trano, mararin'ny paralysisa k...
suite
répondu par niryna le 29/11/2011 16:15
RBNIR
(
15/11/2011 10:58)
Faly miarahaba ny namana rehetra,
Mety ho kristianinana ianao, mety ho hafa finoana koa (silamo, boudhiste, hindouiste sns.....), mety koa olona tsy mino izay mety ho Andriamanitra mihitsy aza ianao,...
suite
répondu par AndriambyII le 16/11/2011 11:09
rijadolly
(
10/11/2011 03:32)
[quote=Hoy i Miharena]
Fa eo ihany isika, mba aposahy tsara mihitsy izay tsy mifanaraka amin'ny Baiboly lazainao fa lazaiko dia mba aposahy hoe inona no tena fahazoanao izay voalaza ao anaty Baiboly a...
suite
répondu par rijadolly le 26/11/2011 09:54
rijadolly
(
09/11/2011 17:52)
[quote=Bor2lais]
Faly miarahaba antsika rehetra.
Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy finoana" ity satria toa lasa miafara amin'ny faran-teny ny dinika ...
suite
répondu par niryna le 26/11/2011 17:15
Tefigasy
(
09/11/2011 07:27)
Fanontaniana no hapetrako ho an'izay manana hevitra araka ny baiboly momba ito lohahevitra ito:
- Afaka manatrika ireny atao hoe joro, famadihana, fangataha-pitahiana amin'ny maty, ... ireny ve ny kri...
suite
répondu par bor2lais le 15/11/2011 14:57
LazaDaddy
(
08/11/2011 22:06)
Efa fantapantatra daholo ihany ireo mpino Kristianina eto amin'ny sehatry ny serasera, mino ny tenin'i Kristy fa misy ny devoly sy ny helo.
Mba iza avy kosa ary ianareo mpino Miharenianina, izay mino...
suite
répondu par niryna le 26/11/2011 16:53
isambo
(
08/11/2011 19:50)
Genesisy.4: 2-5 :
"2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatit...
suite
répondu par isambo le 10/11/2012 18:53
lals
(
07/11/2011 14:30)
Miarahaba antsika rehetra
Mbola hamafisiko eto ihany ny fisian'ny devoly sy satana ary ny helo.
[b]hoy ny ao amin'ny APOKALYPSY 20: 10 "Ary ny [u]devoly[/u] izay namitaka azy dia natsipy tany amin'n...
suite
répondu par Hinagasy le 22/11/2011 06:26
didi10
(
05/11/2011 16:10)
Tsy misy tsiambaratelo akory ny atao hoe fampianarana tsy misy kilema fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no tokony ho ampianarain'ireo mpitondra fivavahana rehetra.
Ny kilema na déformation d...
suite
répondu par didi10 le 07/12/2011 08:41
Miharena
(
03/11/2011 14:48)
Sendra nahatsiaro ny toriteny iray nilaza ny nahazo mpitory iray nampamaky Baiboly an'i Gandhi aho ka nilazanity farany hoe tsara ny boky nampamakianao ahy fa saingy tsy ho Kristianina velively aho no...
suite
répondu par niryna le 26/11/2011 17:08
niryna
(
02/11/2011 16:08)
Raha namaky ny soratra masina aho dia nanambara hoe: tsy ny fahendren'izao tontolo izao,na ny amin'ny mpanapaka izao tontolo ...fa milaza ny fahendren'Atra izahay
Raha jerena ny ao amin'ny 1 Kor 2 d...
suite
répondu par niryna le 26/11/2011 16:48
didi10
(
01/11/2011 19:38)
Miarahaba ny namana rehetra!
Tontosa ny sabotsy lasa teo teny amin'ny kianja Alarobia ny fivoriam-bavaka nataon'ny fiangonana SHINE notarihin'ny Pastera Patrick izay niantsoana ny vahoaka an'Antanana...
suite
répondu par Ranyah le 29/08/2012 21:26
