FIANKOHOFANA ROA SAMY HAFA NASEHON' I KAINA SY ABELA
1. isambo
(
08/11/2011 19:50)
Genesisy.4: 2-5 :
"2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an'i Abela mbamin'ny fanatiny;
5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny."
Ahafahana misitona lesona lehibe mikasika ny fiankohofatsika amin'Atra io tantaran'i Kaina sy Abela io satria hatrany amboalohany dia efa nasehon'Atra fa tsy izay fomba entina hanajana azy dia ho ekeny avokoa . I Kaina eto dia mba niantso ny anarany sy nivavaka tamikafanam-po raha nanao ny fanatitra nataony kanefa dia tsy nakasitrahany satria tsy nanaraka ny didiny fa ny an' Abela kosa nankasitrahana satria nanaraka ny baikony.Tiako ny mampisaintsaina antsika fa tsy izay karazam-pivavahana rehetra io dia ho eken'Atra vaokoa fa izay minia mandika ny didiny dia ho lavina tahaka an'i Kaina .Ahitsiko ireo namana milaza fa rehefa mino an'i Kristy maty teo @ hazo fijaliana dia efa voavonjy , tsy ampy ny finoana fotsiny ihany fa mila mankato isika ; i Kaina eto dia nino ny fisian'Atra fa tsy nakato ny teniny.SEDRAO AMIN'NY DIDIN'Atra NY ANTOKOMPINOANA IZAY MISY ANAO SAO MBA HO ISAN'NY HOLAVINA AMIN' NY ANDRO FARANY

novalian'i isambo ny 10/11/2012 18:53
2. Miharena
(
09/11/2011 03:26)
Lesona efa ampianarin'ny antokom-pinoana rehetra tsy ankanavaka io ambaranao io Isambo.
Raha izaho no mandray io lesona io dia toe-po no tadiavin'Andriamanitra. Mila manadio fo ny rehetra izany dia Mazava ao AMINY.
Inona no mandoto fo? Ny fitiavan-tena eo amin'i Kaina. satria izy nihevitra fa te-hanana ny tsara fa tsy mahafoy ho an'ILAY MPIAHY izao rehetra izao.
Ka raha mizara fahalotoana ianao dia manao izany amin'ny voarin'Andriamanitra fa tokony hizara ny soa hatrany isika dia mahazo tombony avokoa ny voarin'Andriamanitra rehetra.

3. vonynive
(
10/11/2011 09:41)
miarahaba antsika
Ary Jehovah nankasitraka an' i Abela mbamin'ny fanatiny; 5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany raha ny fizotran'ny tantara no zohina dia hita fa ilay fa ny toe-pon'ny olona aloha no nodinihan'Andriamanitra voalohany vao ny fanatitra.arakaraky ny toepon'ny olona koa ny fanatitra ataony.

4. isambo
(
10/11/2011 19:19)
Eto aloha dia tsy izay fanatitra tiana hatao no ekena fa na dia madio ampo manao ahoana inao manao azy fa rehefa tsy manaraka ny baikon'Atra dia tsy azo ekena satria zanakondry no baiko nomen'Atra fa tsy vokatry ny tany. Tamin'ny voalohany anie i Kaina nanaraka ny baikon'Atra ihany e fa rehefa elaela hoy ny voalaza dia nanateran'i Kaina vokatry ny tany hatao fanatitra izany hoe nanao izay metimety taminy izy. Toy izany koa no ataotsika amin'izao fotoana izao; Atra miteny hoe mahatsiarova ny andro Sabata dia misy ny sasany mahatsiaro ny andro alahady tsarovy anefa fa Atra tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
5. vonynive
(
11/11/2011 06:19)
isambo:

misaotra anao isambo,
koa raha ataoko aza hoe samy nanatitra zanakondry i kaina sy abela dia ho nanao ahoana ny tantara ?................
6. Maranatha
(
14/11/2011 11:02)
isambo:
Genesisy.4: 2-5 :
"2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an'i Abela mbamin'ny fanatiny;
5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny."
Ahafahana misitona lesona lehibe mikasika ny fiankohofatsika amin'Atra io tantaran'i Kaina sy Abela io satria hatrany amboalohany dia efa nasehon'Atra fa tsy izay fomba entina hanajana azy dia ho ekeny avokoa . I Kaina eto dia mba niantso ny anarany sy nivavaka tamikafanam-po raha nanao ny fanatitra nataony kanefa dia tsy nakasitrahany satria tsy nanaraka ny didiny fa ny an' Abela kosa nankasitrahana satria nanaraka ny baikony.Tiako ny mampisaintsaina antsika fa tsy izay karazam-pivavahana rehetra io dia ho eken'Atra vaokoa fa izay minia mandika ny didiny dia ho lavina tahaka an'i Kaina .Ahitsiko ireo namana milaza fa rehefa mino an'i Kristy maty teo @ hazo fijaliana dia efa voavonjy , tsy ampy ny finoana fotsiny ihany fa mila mankato isika ; i Kaina eto dia nino ny fisian'Atra fa tsy nakato ny teniny.SEDRAO AMIN'NY DIDIN'Atra NY ANTOKOMPINOANA IZAY MISY ANAO SAO MBA HO ISAN'NY HOLAVINA AMIN' NY ANDRO FARANY
Raha io lohahevitra io no dinihina dia mazava ho azy fa maneho ireo antokom-pinoana misy amin'izao andro farany izao io.
Raha nanaraka tsara ianareo dia samy nanompo an'A/tra na i Kaina na i Abel samy nanaiky ny hanatitra fanatitra ho an'A/tra samy nanangana tempoly hanaovana ny fanompoam-pivavahana samy vonona ny hitondra fanatitra. Hatreo aloha dia nitovy ny zava-nisy, ary teo ambany mason'ireo anjely izay niambina ny vavahady fidirana ao Edena no nanaovana azy, samy nitodika t@ A/tra.
>>>> Toy izay mihintsy ny zava-misy amin'izao fotoana izao eo amin'ireo antokom-pinoana, samy milaza azy fa mivavaka, samy mitodika amin'Atra sns....
Fa izao ny fanatitra izay nandrasan'Atra tamin'io fotoana izay nanaovan'izy mirahalahy fanompoam-pivavahana io dia dia fanatitra noho ny ota (izany hoe manaiky fa meloka) ka mangataka famelana (tandindon'i Kristy io zanak'ondry tsisy kilema izay nandrasana tamin'izy mirahalahy )
I Abela nanaiky fa meloka, nitondra ireo heloky ny Ray aman-dreniny dia nitondra zanak'ondry mba hamindrana fo aminy. Tandindona ny finoana an'i Kristy mba ho mpanavotra azy. Fa i kaina kosa niavonavona ny fony ka natoky tena fa marina ka tsy mila ny fanatitra noho ny ota intsony. Voaloham-bokatra no nentiny. Mazava ho azy fa tsy nankasitrahan'Atra io .
>>>> Toy izany ihany koa amin'izao fotoana izao betsaka ireo antokom-pinoana miforona etsy sy eroa fa hoy ny voalaza ao amin'ny Isaia:1 Ary amin'izany andro izany dia hisy vehivavy fito hihazona lehilahy iray ka hanao hoe: Ny haninay ihany no hohaninay, ary ny lambanay ihany no hotafinay; Fa izao ihany no angatahinay: Aoka hotononina amin'ny anaranao izahay, Ka afaho tondromaso . samy manao izay tiany @ fampianarany, samy mitana ny toetra ratsiny sns...fa samy hantsoina fotsiny hoe Kristiana. Tsy mifanaraka 100% amin'ny Baiboly ny fampianarana fa mitsongo fahamarinana kely ao mba hiavahana amin'ny hafa dia lasa.
Ireny antokom-pinoana ireny no antsoina hoe fiangonan'i kaina (Nanahaka ny toetran'ny kaina)
A/tra manana ny fiangonany eto ambonin'ny tany izay mampianatra 100% ny teniny ( Tsy mihoatra ary tsy miala) Tonon-kira 6:8 Misy mpanjakavavy enim-polo sy vaditsindrano valo-polo ary zatovovavy tsy hita isa.
9 Fa iray monja kosa no voromailalako, dia ilay ahy tsy misy kilema, vavy tokan-dreniny sady tsongaina amin'izay naterany. Ny zazavavy nahita azy ka nanao azy ho sambatra, eny, ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano, ka nidera azy.
Io fiangonana io no manaraka ny sitram-pon'Atra tahaka ny nataon'i Abela. Na dia kely sy bitika aza io fiangonana io ny fijerin'ny lanitra manontolo dia mifantoka ao, nampitombona ny avo roa heny ny anjely mpiambina io fiangonana io.
8. Maranatha
(
15/11/2011 06:40)
Miharena:
Dia aiza àry io fiangonana io Maranatha ary iza ?
Efa lazaiko foana aminao fa mila mangataka ny fanahiny isika hitari-dalana mankany. Raha tena tarihin'ny Fanahy Masina isika, raha ny fanahy masina no mibitsika amin-tsika dia tarihiny mankany isika. Aza hadino fa izay no nolazainy ao @ Jaona 10:16 Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga andiany iray izy, sady iray ihany ny Mpiandry mba ho iray ihany izy rehetra e. Anontanio tsara aloha sao tsy ny fanahiNy no mitari-dalana an-tsika ao, fa raha mangetaheta ny ho ao amin'ny Fiangonan'Atra, raha izay fotoana nifampiseraserana teto izay no nangataka tamin'ny Fanahy masina efa isan'ireo vahoakan'A/tra ianao.
Ny voany no hahafantarana ny hazo, toy izay koa ny manaraka ny tenin'Atra 100% ve ilay fiangonana e! Hita ao ve ny voa avy amin'A/tra
Mahereza!
9. isambo
(
17/11/2011 16:00)
Tsotra ny valin'ny hoe iza io Fiangonana io? izay tian'i Miharena ho fantatra fa ao amin'ny Apokalipsy 12 no misy azy, izao no voalaza ao: "Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satro-boninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany,
2 sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina, satria marary fatratra efa hiteraka.
3 Ary nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra, ka, indro, nisy dragona mena lehibe manan-doha fito sy tandroka folo, ary misy diadema fito amin'ny lohany."
6 Ary ravehivavy kosa nandositra nankany an-efitra, izay nisy fitoerany namboarin'Andriamanitra, mba hovelomina any enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy.
Raha miverina mijery ny tantara tamin'ny andron'ny fanenjehana ny Xana mahafantatra fa tena noenjehina ny Fiangonana na ilay vehivavy,na dia nisy Fiangonana na vehivavy maro efa nitsangana t@ izany fotoana izany dia tsy izy fa ilay vehifany nandositra nankany an-efitra, izay nisy fitoerany namboarin'Andriamanitra,ho azy ihany no tena Fiangonana marina ; Anjaratsika ny mamatatra azy fa nanomboka t@ taona 538 taorian' ny nahaterahan'i Kristy no nisian'io fandosirana naharitra 1260andro na 1260taona ara-paminaniana , izany hoe tapitra io vanipotoana io t@ 538+1260=1798, iza ary io Fiangonana io ?

10. Miharena
(
19/11/2011 08:03)
Misaotra an'i Isambo manazava. Fa mba azo atao ve ny miteny hoe iza no manangana izany fiangonana izany?
11. isambo
(
21/11/2011 15:41)
Ato ianao mijery Miharena an,http://ioum.adventist.org/tsiahy
dia mazotoa
dia mazotoa
12. Maranatha
(
24/11/2011 06:40)
isambo:
Ato ianao mijery Miharena an,http://ioum.adventist.org/tsiahy
dia mazotoa
Misaotra an'ise ry Isambo nitondra io. Fa eto no tiako ho tsindrina kely mikasika ity paragrafy iray ity:
NY ADVANTISTA REFORME
Nanomboka tany Allemagne izany tamin’ny ady lehibe I. Nihambo ho nandray fahitana ny Président n’ny Union Allemagne atsinanana fa azo atao ny mandray fiandiana sy miady amin’ny andro Sabata. Mafy ny fanakianan’ny maro ireo mpitondra ; koa dia nisintaka ireo. Niaiky ny fahadisoany anefa ireo mpitarika ka dia nifona. Ireo nanakiana sy niendaka kosa anefa dia nentin’ny hambom-po ka lasa namorona ny Fiangonana Advantista Reformée.
>>>> Mbola niverina io fitsapana io ny Ady Lehibe II notsapain' A/tra na tena nibebaka marina Ireo mpitarika ny ADVANTISTA na tsia. Indrisy mbola noraisina ho fanapahan-kevitra maneran-tany fa "rehefa misy ady dia manana ny feon'ny fieritreretany ny tsirairay na andeha hiady na tsia" Izay fanam-pahan-kevitra tsy tokony hivoaka amin'ny mpitarika mihintsy.
Ireo mpitarika dia tsy maintsy miaro ny foton-kevitr'Atra fa anjaran'ny mambra indray no manatanteraka izany na tsia.
Ny fanam-pahan-kevitra tokony ho noraisiny dia tsy mamela ireo mambra handeha hiady ka hamono olona sy tsy hitandrina ny sabata.
Aza adino fa tsy ady amin'ny maha ady azy akory ny ady lehibe I sy II fa ady momba ny fitandremana na tsia ny DIDIN'A/TRA.
Te hametraka fanontaniana amin'ise aho na mbola ao ny fanaovan-jiro na tsia. Aza hadino fa isakin'ny vanim-potoana ny fiangonana dia tsy maintsy misy sisa foana. Toy izany ihany koa ny Laodikia "Indro aho mitsangana eo ambaravarana ka mandondona raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana dia hiiditra ao aminy aho ka hiarak'isakafo aminy". Mahereza
13. bor2lais
(
25/11/2011 16:45)
isambo:
Eto aloha dia tsy izay fanatitra tiana hatao no ekena fa na dia madio ampo manao ahoana inao manao azy fa rehefa tsy manaraka ny baikon'Atra dia tsy azo ekena satria zanakondry no baiko nomen'Atra fa tsy vokatry ny tany.
Tena mba nikaroka ihany aho fa tsy nahita io baiko (nomena an'i Kaina sy Abela) lazainao io a !
Izaho koa angamba no tsy mahay mijery tsara ! :-)
14. isambo
(
27/11/2011 07:00)
Raha vao nanota i Adama sy I Eva dia namono zanak'ondry Andriamanitra ary ny hodiny natafiny azy mivady, mampiseho amitsika sahady ny amin'i Jesosy izany izay hamonjy atsika @ fahotana ilay rà latsaka tao , izany hoe Atra mihitsy no nanao modely @ fanatitra izay natao ka izao no voalaza ao @ Gen.4:3 hoe:"Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah";izany hoe t@ voalohany zany i Kaina nanao zanak'ondry fa rehefa afaka elaela dia nanao zay hitany fa mety izy fa tsy ny baikon'Atra intsony, mety ho izao angamba no tao antsainy hoe samy zavaboary nataon'Atra na ny vokatry ny tany na ny biby fiompy ka samy ho ankasitrahany fa ny fo manolotra azy ihany no mila madio ; hitatsika anefa fa nolavina ny fanatitra nataony na dia nataony ampanajana aza izany.
Tsy misy hafa @ izany koa ny ataon'ny kristianina maro ankehitriny satria Atra nanondo sy nanamasina andro iray hivavahana ary natao tao anaty didy folo mihitsy kanefa dia maro ny kristianina nanao tahaka ny fisainan'i Kaina hoe samy andro namboarin'Atra daholy ireo andro fito ireo ka samy mety hamasinina sy hanompoana azy avokoa , Ka aoka re isika hisaina fa sao dia holavina tahaka an'i kAINA:"5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny."aoka handini-tena e Amen

15. bor2lais
(
28/11/2011 08:59)
isambo:
Raha vao nanota i Adama sy I Eva dia namono zanak'ondry Andriamanitra ...
Ka io indrindra anie no tsy mety hitako e !
isambo:
izany hoe t@ voalohany zany i Kaina nanao zanak'ondry ...
Tena mba sûr amin'izany kosa ve isambo ? :-)
Sa sady mpiasa tany no mpiandry ondry ny asan'i Kaina ? ;-)
isambo:
Tsy misy hafa @ izany koa ny ataon'ny kristianina maro ankehitriny satria Atra nanondo sy nanamasina andro iray hivavahana ary natao tao anaty didy folo mihitsy kanefa dia maro ny kristianina nanao tahaka ny fisainan'i Kaina hoe samy andro namboarin'Atra daholy ireo andro fito ireo ka samy mety hamasinina sy hanompoana azy avokoa , Ka aoka re isika hisaina fa sao dia holavina tahaka an'i kAINA
Ahatsiarovako ity tsimpony ity ny tsoakevitrao :
Jaona 21
"21 Koa rehefa nahita azy Petera, dia hoy izy: Tompoko, inona no ho amin'ity lehilahy ity? 22 Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy hianao."
16. zamanay
(
19/10/2012 08:58)

[quote=isambo]
Genesisy.4: 2-5 :
"2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an'i Abela mbamin'ny fanatiny;
5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny."
Ahafahana misitona lesona lehibe mikasika ny fiankohofatsika amin'Atra io tantaran'i Kaina sy Abela io satria hatrany amboalohany dia efa nasehon'Atra fa tsy izay fomba entina hanajana azy dia ho ekeny avokoa . I Kaina eto dia mba niantso ny anarany sy nivavaka tamikafanam-po raha nanao ny fanatitra nataony kanefa dia tsy nakasitrahany satria tsy nanaraka ny didiny fa ny an' Abela kosa nankasitrahana satria nanaraka ny baikony.Tiako ny mampisaintsaina antsika fa tsy izay karazam-pivavahana rehetra io dia ho eken'Atra vaokoa fa izay minia mandika ny didiny dia ho lavina tahaka an'i Kaina .Ahitsiko ireo namana milaza fa rehefa mino an'i Kristy maty teo @ hazo fijaliana dia efa voavonjy , tsy ampy ny finoana fotsiny ihany fa mila mankato isika ; i Kaina eto dia nino ny fisian'Atra fa tsy nakato ny teniny.SEDRAO AMIN'NY DIDIN'Atra NY ANTOKOMPINOANA IZAY MISY ANAO SAO MBA HO ISAN'NY HOLAVINA AMIN' NY ANDRO FARANY
[/zaho aza mba te-hanampy hoe, raha nanome baiko an'i Noe Atra mba hanao sambofiara hanavotana azy amin'ny safodrano, dia tsy nasainy nanao anankiroa izy fa iray ihany. Voalaza mihitsy aza ao amin'ny bokin'ny genesisy fa : nataon'i Noe araka izay nandidian'i Yahweh izany. Izany hoe, tsy nandika izay nolazain'Atra mihitsy izy ka dia avotra izy sy ny fianakaviany. Isika koa dia irin'Atra mba ho ao amin'ilay sambofiara iray ihany fa tsy hihevitra hamorona sambofiara hafa (parallele amin'ny an'i Noe, na hieritreritra ny hilomano fa tsy ho tafita e. Mazotoa]
17. isambo
(
10/11/2012 18:53)
misaotra amin'ny fanampiana e!
hoavy tsy ho ela ny Tompo
hoavy tsy ho ela ny Tompo
zamanay: