Fivavahana, finoana

sandrina ( 03/02/2012 07:37)
za dia miara mipetraka amin'ireo mpino silamo. Omaly hariva izay no nisy conference amin'ny finoana silamo sy kristianina . Za irery ihany moa zany no kristianina teo. Ry zareo indray dia ireo mpampia... tohiny
novalian'i patacoull ny 08/11/2012 14:07
pulm ( 03/02/2012 05:53)
https://z02.dts.mg/home/~/?id=23922&part=2&auth=co Aiza ny zon'olombelona? maninona no tsy mba haseo @fahitalavitra... tohiny
novalian'i pulm ny 06/02/2012 05:30
didi10 ( 01/02/2012 12:17)
Tsara ny Tompo [b]Tim II 4 : 1 - 20[/b] Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy: 2 mitor... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/02/2012 14:17
niryna ( 01/02/2012 04:53)
Miarahaba antsika rehetra indray aho.Tsy namaly ireo resaka fadifady sy sakafo etsy ambony ary sabata ireo aho fa tonga dia fantatra fa ny seven days adventist indray ireo miresaka ireo.Hialana tsiny... tohiny
novalian'i RBNIR ny 06/02/2012 05:06
RBNIR ( 31/01/2012 13:24)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Inty mba nisy témoignage nataoko tamin'ny vazaha anankiray nandalo tao amin'ny fiangonana misy ahy mba hozaraiko amin-tsika namana rehetra eto: Zava-nisy iza... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/12/2015 12:20
nary923 ( 28/01/2012 16:06)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... tohiny
novalian'i didi10 ny 12/02/2012 15:10
didi10 ( 27/01/2012 12:50)
Efa miparitaka be ankehitriny ny fampianarana mandrava didy10 sy lalàna, Ao ny mihevitra tsy manankery intsony ny lalàna ho an'ny olona rehetra fa efa didy vaovao no mitoetra dia ny fitiavana, ary ... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/02/2012 16:19
LazaDaddy ( 24/01/2012 02:10)
Isika no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fiainantsika fa tsy Atoa. Andry Rajoelina, tsy Atoa. Marc Ravalomanana, tsy Atoa. Zafy Albert, tsy Atoa. Ratsiraka Didier Rakotomalala, tsy Atoa. Mailhol,... tohiny
didi10 ( 22/01/2012 06:33)
Tsara ny Tompo Rehefa nandinika ny fahamarinana ara-baiboly ny tenako dia nahita fa ireto zavatra ireto dia mbola mitoetra hatramin'izay ka hatramin'izao: - Ny sabata andro fitsaharana sy fisaorana ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/12/2012 15:20
YDIFAS ( 20/01/2012 04:38)
TIA
Manolotra ny arahaba ary manonona ny Fiadanan'i Kristy ho amintsika rehetra. Toetra takiana ary didy nomen'i Kristy antsika ny fitiavana na ny fifankatiavana. Mampianatra antsika hitia an'Andriamanit... tohiny
jajajaly ( 19/01/2012 14:00)
MILAZA ny Bokin-tsarintany Momba ny Fivavahana Kristianina Eran-tany (anglisy) fa efa ho 2300 tapitrisa ny Kristianina eran-tany, tamin’ny 2010. Milaza koa anefa izy io fa maherin’ny 41000 ny ï¬... tohiny
novalian'i jajajaly ny 20/01/2012 13:52
RBNIR ( 18/01/2012 09:28)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray: Vakio ange e! : « Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina; » (Ohabolana 1:24) « Fa no... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/01/2012 06:40
LazaDaddy ( 18/01/2012 04:47)
1) Ianareo ve mahatsapa fa indraindray "Fanjakan'Andriamanitra" no voalaza ao amin'ny Soratra Masina ary indraindray kosa "Fanjakan'ny lanitra"? 2) Tsy manitikitika ny sainareo ve ny hijery akaiky ny... tohiny
novalian'i bor2lais ny 26/01/2012 14:25
jajajaly ( 17/01/2012 11:19)
ˇ Nieritreritra ny olona sasany fa ho potika tanteraka ny tany tamin’ny 21 Oktobra 2011, ani- san’izany i Harold Campin mpiteny ao amin’ny radio any Etazonia. Nilaza mantsy izy fa tamin’ny... tohiny
novalian'i caprio ny 22/01/2012 18:36
Miharena ( 16/01/2012 14:17)
Ny fiainana ny ankehitriny dia ahafahana manana hery lehibe hiatrehana ny olana rehetra vahana ao amin'ny tontolo andro iray. Vavaka isanandro azo lazaina manambara izany ny fangatahana amin'Andriama... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/01/2012 17:06
Tefigasy ( 16/01/2012 12:06)
Raha nandinika ireo lohahevitra sy valim-panontaniana amin'ny resadresaka teto ny tenako nanditra izay taona iray nidirako teto izay dia mahatsapa fa mbola mila ezaka be ny tsirairay amin'ny fandalina... tohiny
hery ( 13/01/2012 17:12)
http://www.famfrance.fr/index.php?news&nid=25 [quote] D’après les prophéties du pasteur, après la crise de 2009, Madagascar n’aura pas son président démocratiquement élu que le premier seme... tohiny
novalian'i tsioka ny 04/02/2012 16:49
niryna ( 12/01/2012 05:16)
Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra.sady manana aretina tsy azo sitranina. Iza moa no mahafantatra ny aminy? IZAHO JEHOVAH NO MPANDINIKA NY FO sy MPAMANTATRA NY VOA.Mba hanome ny olon... tohiny
novalian'i Miharena ny 18/01/2012 15:14
RBNIR ( 09/01/2012 07:40)
Faly manolotra ny arahaba ho an-tsika namana rehetra eto amin'ny serasera ary mirary soa ho an-tsika sy ny ankohonantsika rehetra tsirairay avy ihany koa amin'ity taona vaovao 2012 ity. Ny FAHASOAVAN'... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2012 05:00
ydifas ( 05/01/2012 07:57)
Manonona ny Fiadana'i Kristy ho antsika rehetra. Izany Fiadanany izany anie hitoetra ao am-potsika mandrakizay ka hiara mitombo amin'ity taona 2012 ity. Arahabaina noho izao asaramanitra izao. Fotoan... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2012 04:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1369