Fivavahana, finoana

RBNIR ( 26/03/2012 11:35)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, « [Fananarana sy teny farany ho an'i Timoty] Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema*, dia ny an'i Jeso... suite
répondu par zoheri le 26/03/2012 12:20
Maranatha ( 26/03/2012 10:31)
Ny TERRA no karazam-bola manaraka izay ho entin'ireo Maitre du monde hifehezana indray ny tany. Tsy mahazo mividy sy mivarotra raha tsy manana ny mariky ny Bibidia. Nahatsapa ry zareo fa nahomby ny Eu... suite
répondu par Miharena le 29/03/2012 04:25
jajajaly ( 26/03/2012 09:59)
[img]http://www.web-images.org/images/13011_b.jpg[/img] NAHOANA ianao no tokony ho liana amin’ny Baiboly? Satria milaza izy io fa mirakitra ny hafatr’Andriamanitra ho an’ny olombelona. (2 Timoty... suite
répondu par niryna le 12/04/2012 18:13
jajajaly ( 26/03/2012 09:37)
[img]http://www.web-images.org/images/13011_r.jpg[/img] EFA ela ny olona no nino fa afaka mitaridalana ny velona ny maty. Manaporofo an’izany ny angano tranainy iray nosoratan’i Homere, poety gri... suite
répondu par niryna le 12/04/2012 18:06
Tefigasy ( 26/03/2012 05:51)
Natokana ho an'i [b]didi10[/b] sy [b]Miharena[/b] ihany ity dia aleo mba ho izy ireo ihany no mba ho eto fa lasa feno azy daholo ny lohahevitra rehetra dia mivadika lasa HS avy eo ! Dia mba hiangavia... suite
répondu par niryna le 12/04/2012 18:05
Miharena ( 24/03/2012 05:18)
Aleo indray aloha isika mba handinika ara-pilozofiika kely. I Karl Marx no niteny io teny io hoe zavamahadomelin'ny olombelona ny finoana. Mety azontsika an-tsaina ve ny dikan'izany fahatsapan'io mp... suite
répondu par RBNIR le 26/03/2012 07:31
RBNIR ( 23/03/2012 11:14)
« Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny. » (1 Jaona 2:3) « Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ar... suite
répondu par Miharena le 26/03/2012 12:48
didi10 ( 23/03/2012 09:10)
Taom-baovao Malagasy Taom-baovao jiosy ary ny tena zava-dehibe dia taom-baovao araka ny namoronan'Andriamanitra azy androany nanomboka tamin'ny maty masoandro omaly. HO ELA VELONA DAHOLO... suite
répondu par didi10 le 26/03/2012 10:01
RBNIR ( 23/03/2012 05:16)
« Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany. » (Titosy 3:9) Samy ho tahin'ny To... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 05:43
miarana ( 21/03/2012 20:07)
Mahay Tenin'Andriamanitra loatra isika, manankarena fahalalàna Soratra Masina isika. Any ny olana araka ny mpandinika iray. ... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 08:11
niryna ( 21/03/2012 16:43)
Inona tokoa re ny vahaolana e. Samy milaza ny tenany ho kristiana avokoa anefa izy rehetra ireo an ! Lany andro eo amin'ny ady hevitra sabotsy sy alahady lava eo foana isika hi,hi Ho avy indray... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 05:52
didi10 ( 21/03/2012 12:32)
[b][u]Fanontaniana tamin'ny Miharena[/u][/b] Aza miteniteny foana ry Miharena a! Dia sahinao ve no milaza fa ny devoly tao anatin'i Jesosy no nitondra Azy nankany an-tendrombohitra? sy naka fanahy az... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 06:08
Maranatha ( 20/03/2012 06:15)
Raha mamaky ny[color=blue] Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny ma... suite
répondu par Miharena le 26/03/2012 13:55
niryna ( 19/03/2012 16:33)
Fony niaraka ny mpianany Kristy dia nilaza fanoharana maro ary nampianatra zavatra maro dia ny zava-miafin'ny fiainana izany.Maro no takatry ny mpianany ary tsy vitsy koa ny tsy takany fa dia niseho t... suite
répondu par niryna le 26/03/2012 16:27
didi10 ( 19/03/2012 10:00)
[b][u]Jao 14 : 1 - 11[/u][/b] [-14-] Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. 2 Ao an-tranon'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa... suite
répondu par pissoa le 26/03/2012 23:07
pomderenette ( 16/03/2012 15:40)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94 Ry zanako Malalako, Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsaha... suite
répondu par niryna le 19/03/2012 15:32
kaiaja ( 16/03/2012 09:30)
Faly miarahaba antsika, Nahita aho androany t@ gazetiko laharana 4226 hoe: "YAHOSHUAH no anarana MARINA an'ilay zanak'Andriamanitra ahazoana famonjena, henoy ny Radio HFF 97.2FM isaky ny....(ora marom... suite
répondu par ranovelona le 01/10/2014 11:13
LazaDaddy ( 16/03/2012 03:02)
"[i]Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako hianao ka tsy nandà ny finoana Ahy.[/i]" Apokalipsy 2:13a... suite
répondu par Miharena le 20/03/2012 05:23
LazaDaddy ( 16/03/2012 02:54)
"[i]Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao mbamin’ ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra i... suite
répondu par Miharena le 21/03/2012 16:41
niryna ( 14/03/2012 17:05)
Rehefa niantso ireo mpianany kristy dia nisy tamin'izy ireo no nilaza fa andeha hiverina hody aloha ary hoy kristy taminy: Aleo ny maty andevina ny maty . ahoana izany ? ... suite
répondu par Miharena le 20/03/2012 05:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1512