Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
didi10
(
27/07/2012 08:01)
Kor I 14 : 1 - 17
[-14-] Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany. 2 Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa am...
suite
répondu par didi10 le 02/08/2012 06:45
pulm
(
25/07/2012 12:37)
Aiza no tena misy ny fampianarana? ao @Testameta taloha ve? sa ao @Testameta vaovao? satria manko nandinika ny saiko nanomboka namaky ny Baiboly hatrami'ny voalohany ny tena, jereko ny ao @ TTaloha az...
suite
répondu par RBNIR le 22/01/2013 09:44
jojo3t
(
25/07/2012 07:23)
[b]Mizara roa ny hevitra mahakasika io[/b], maro be no mihinana rà, ao koa ireo milaza ho kristiana tsy mihinana rà.
Tsy asiana nefa hoe kristiana na tsia, fa ny andrasana amintsika dia hoe, tokony...
suite
répondu par roberalimanana1 le 05/06/2017 13:32
moustaraf
(
22/07/2012 16:01)
1-Efa niteraka i Adma sy Eva talohan'i KAINA. Iza??
2-Nisy olona hafa ankoatra i Noah mianakavy tsy maty t@ safo-drano, IZA ireo??
3-Batisa= fandevenana sy fananganana! oviana no maty ilay alevina??
E...
suite
répondu par Miharena le 25/07/2012 18:24
Miharena
(
21/07/2012 08:04)
Anisan'ny mampisavorovoro ny fandaharan-teny eto ny tsy fahaizana manavaka hoe izao no zava-misy sy ny hoe izao no tantara, ary koa ny hoe izao no zava-misy mifandraika amin'ilay tantara rehefa manao ...
suite
répondu par Miharena le 25/07/2012 17:34
didi10
(
18/07/2012 09:50)
[b][u]Jao 5,22-23 [/u][/b]
22 [b]Fa ny Ray aza tsy mitsara[/b] olona, fa ny [b]fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka[/b], 23 mba hanajan'ny olona rehetra ny Zanaka, tahaka ny fanajany ny Ray. [b]Izay...
suite
répondu par Miharena le 27/07/2012 09:37
Maranatha
(
16/07/2012 08:24)
Ny ankamaroan'ny olona mpivavaka dia maro no tsy mahalala ny tantaran'i Losifera. fa iza marina moa izy io ary naninona no lasa hoe Devoly sy Satana.
I losifera dia isan''ireo zavaboharin'i Avoindrin...
suite
répondu par niryna le 24/07/2012 16:46
jajajaly
(
13/07/2012 08:10)
«Mbola misy sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra.»â€”HEB. 4:9.
Ny Genesisy toko voalohany no ahitantsika fa enina andro no nanomanan’Andriamanitra ny tany mba honenan’ny olona...
suite
répondu par rekinbelo le 01/08/2012 08:10
Miharena
(
12/07/2012 15:27)
[quote]
Olona nofo no lazain'ny baiboly fa handova ny tany, hono oà Miharena, ireo lazain'ny baiboly fa ho tafita velona, zai tsy ho faty aorian'ny Ara-magedona, ahoana ireo ? Vatana nofo sy ra no ho...
suite
répondu par Ranyah le 29/08/2012 21:36
didi10
(
12/07/2012 09:56)
[b][u]Apok 3,21[/u][/b]
21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fia...
suite
répondu par bor2lais le 17/07/2012 12:32
RBNIR
(
12/07/2012 06:49)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Raha Kristianina ianao mamaky ity dia hoy aho hoe MIBEBAHA,
Maro ireo sitrapon'Andriamanitra nampianarina anao (tsy fantatro fa anao sy Andriamanitra irery ih...
suite
répondu par RBNIR le 15/03/2013 07:20
jajajaly
(
09/07/2012 11:18)
Raha atao indray mijery ny tany misy antsika dia toy izao sisa no fahitana azy.
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/07/09/120709010757657198.jpg[/img]
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/0...
suite
répondu par RBNIR le 31/08/2012 09:54
jajajaly
(
09/07/2012 11:08)
TE HO any an-danitra ny ankamaroan’ny olona. Betsaka rahateo ny manantena fa mbola hiaina any ho any rehefa maty. Mino izany na Miozolimanina, na Hindoa, na Bodista, na ireo milaza azy ho Kristiani...
suite
répondu par jojo3t le 31/07/2012 03:51
didi10
(
05/07/2012 07:07)
Iza no afaka hanome tsiny an'Andriamanitra satria nitriatra ny efitra lamba? matoa io nitriatra dia tsy maintsy misy zavatra niova ao, nisy fisokafana, iza no afaka hanazava ny dikan'io fitritrarana i...
suite
répondu par didi10 le 11/07/2012 06:55
Miharena
(
02/07/2012 13:01)
IAo anaty Baiboly dia misy ireo resaka momba ny anjely sy ny toerana misy an'Andriamanitra. Nefa ny mahagaga dia maro ireo fampianarana no milaza fa tsy misy olombelona ankoatry ny tany fonenantsika i...
suite
répondu par Miharena le 10/07/2012 09:08
niryna
(
29/06/2012 16:19)
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012
Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io
Ary inona io daty napetraka 2012 io ? ...
suite
répondu par bor2lais le 20/07/2012 16:47
Maranatha
(
20/06/2012 10:17)
Maro aminn-tsika no milaza fa tsy manao intsony ny lalàna izay voasoratra nomena an'i Mosesy. satria hoe tsy ambany lalàna fa ambany fahasoavana Koa te hanontany anareo aho hoe: Tsy mifora daholo iz...
suite
répondu par Miharena le 09/07/2012 18:09
jojo3t
(
19/06/2012 03:55)
[b]Ny tiana havoaka[/b] eto dia hoe ahoana no halalana fa marina ny fivavahana izay arahinao, tsy hilaza anaram-mpiangonana anefa na antoko-pinoana fa ny tsirairay no mamantatra izay ao aminy rehefa m...
suite
répondu par RBNIR le 30/08/2012 09:42
LazaDaddy
(
18/06/2012 05:30)
aleon'ny mpamosavy mifanena amin'ny mpandainga (+mpihatsaravelatsihy), mpanompo sampy (+ody gasy), mpitsiriritra sy mpankahala olona ary tia voninahitra; toy izay mifanena amin'ny Kristianina zanak'An...
suite
répondu par majesty le 09/07/2012 06:10
didi10
(
14/06/2012 08:47)
Ankoatry ny katolika izay mino fa raha hangatahana famelan-keloka ny maty (absoute) dia ho voavonjy ny fanahiny dia tsy azoko ny antony hitondran'ny fiangonana maro faty any am-piangonana, indrindra e...
suite
répondu par universal le 25/07/2012 08:17
