Fivavahana, finoana

vony501 ( 14/06/2012 07:36)
" Fa ny zavatra efa nateriny dia ampy hanaovana ny asa rehetra ka nanana amby aza" Ekso 36 : 7 - Noho ny "VINA" iaraha-manatontosa, - Noho izaho sy ianao voafidy hanangana ny tranon'i Jehovah, - Noho ... tohiny
novalian'i vony501 ny 09/07/2012 07:42
didi10 ( 11/06/2012 12:18)
[b]Ny efa maty ve dia mbola ho faty fanindroany indray? [/b] [b]Ny efa maty ve mety hitsangana indray ?[/b] [b]Ny efa maty ka nitsangana ve mety ho faty fanindroany indray?[/b] [b] Mitovy ve ny en... tohiny
milamm ( 10/06/2012 15:14)
Salama daholo ny mpisera namana, vaka ihany ny saina mandinika ilay atao hoe tontolony fanahy tsy azo tsapai-tanana na koa faritana no tsy hita maso na ny siansa aza tsy mahavaha azy io. Finoana ny fi... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/07/2012 12:12
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
ho fitiavan-tanindrazana [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:56
niryna ( 08/06/2012 16:49)
Misavorivory ny sain'ny rehetra ankehitriny fa toa mampatahotra azy avokoa izay rehetra.Eo ny tsy sahy mandray telefaona,eo ny matahotra mijery fitaratra ,eo ny internet lazaina fa mivadika,ny sasany... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:29
Maranatha ( 08/06/2012 10:46)
Maro ny olona no tsy mahafantatra ny antony fisiany eto ambonin'ity tany ity, ka manontany tena ny amin'ny fijaliany sy fahoriany, misy indray finaritra amin'ny fahafinaretan'ireo zava-mandalo eto ant... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:32
didi10 ( 05/06/2012 12:42)
Maro ireo olona mieritreritra fa amin'ny zava-boaharin'Andriamanitra dia ambony karazana kokoa ny anjely raha oharina amin'ny olom-belona, toy ny hoe ambony kokoa noho ny biby ny olom-belona, inona ny... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:40
Tefigasy ( 04/06/2012 05:04)
Salut daholo e, vaovao kely fotsiny : - Misy an'izany [b]groupe satanique[/b] (tena misy) miforona izany eto madagasikara. Toa hoe mody mitarika ny olona hivavaka izy ireo tany am-piadohana ary niaing... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:47
Miharena ( 28/05/2012 05:18)
Mba hanetsiketsehina indray ity forum ity araka ny tenin'i Didi10 dia aleo hiainga kely amin'ity resaka ity izay navoitran'ilay olona avy any Etazonia nilaza fa vavolombelona iray hitory ny fahamarina... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2012 12:31
didi10 ( 25/05/2012 08:38)
Asa na iza amin'ireto milaza azy ho mpaminany samy irak'i Kristy nefa milaza daty samihafa ireto no tena avy amin'Andriamanitra. Ity rangahy ity izao dia nanoratra boky fa amin'ny 27 mai 2012 (dans 2... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:54
Miharena ( 20/05/2012 07:56)
Raha amin'ny fahazoana azy ara-Baiboly dia inona no mety azo hamaritana ny paradisa ? Toerana ve izy io sa fiainana? Raha nandre toriteny iray izay aho dia nilaza ilay mpitandrina fa "personne" na "... tohiny
novalian'i majesty ny 10/07/2012 04:54
ded.kitty ( 16/05/2012 21:44)
Nojereko voa tsy ela ny dikan'ny hoe Satana. Ny hitako dia amin'ny teny Hebreo, "ha-satan" midika hoe "ilay mpanohitra", na "ilay mpanenjika", tsy voatery hoe devoly akory. Vao vetivety koa aho namak... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:51
didi10 ( 09/05/2012 06:47)
Tsara ny Tompo Miangavy antsika aho ry namana mba handray anjara amin'ity test ity, ny tanjona dia mba ny hahafantarantsika hoe inona no solika mampandeha antsika ara-panahy. Tsy misy valiny disoina ... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:52
Maranatha ( 08/05/2012 11:07)
Rehefa tafaresaka, na misy adi-hevitra matetika eo amin'ny mpitandrina ny lalana sy ny mahatoky fotsiny fa efa novonjen'i Jesoa ka ambany fahasoavana dia tsy maintsy tafiditra foana ny teny hoe : tsy ... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:44
niryna ( 03/05/2012 21:10)
Sendra nijery ny fandaharana fanambadiana,lahatsoratra manokana aho dia variana tamin'ity hafatry ny namana iray ity.ka aleo mba zaraiko aminareo koa ... mailo tsara fa be ny Mpamitaka fa zao e! [b]... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/05/2012 06:09
didi10 ( 23/04/2012 08:32)
[b][u]Témoignage 1er voyage[/u][/b] http://www.fjm-ambodiafontsy.org/index.php/Boky-samihafa/index.php?option=com_content&task=view&id=190&Itemid=2 [b][u]Témoignage 2e Voyage[/u][/b] part1 [youtube... tohiny
novalian'i didi10 ny 11/06/2012 12:29
LazaDaddy ( 23/04/2012 02:44)
Mahavariana loatra izy io satria ny Malay sy Indonezianina (silamo) no mitovy fitenenana sy fombafomba akaiky indrindra amin'ny Malagasy. Ry zareo Malay aza moa tsy manaiky an'i Israely ho firenena, ... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/05/2012 07:19
didi10 ( 20/04/2012 16:31)
Tsara ny Tompo Asa na tadidintsika ny fijoroana vavolombelona nataon'i Yves herintaona lasa izay [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=bPgZVy3KS3g[/youtube] Talohan'ny Paska teo izany hoe tamin'it... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 22:01
Enry ( 20/04/2012 12:11)
i dadapasy ve na i pasteur, tokony hampiasa kapaoty??... tohiny
novalian'i Enry ny 20/04/2012 13:25
bichette ( 20/04/2012 10:11)
hampiditra ity eto fotsiny aho :-) http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/5-societe/2933-declaration--les-malagasy-descendants-de-juifs Déclaration : Les Malagasy, de... tohiny
novalian'i bichette ny 20/04/2012 11:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1892