Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 16/03/2012 03:02)
"[i]Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako hianao ka tsy nandà ny finoana Ahy.[/i]" Apokalipsy 2:13a... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:23
LazaDaddy ( 16/03/2012 02:54)
"[i]Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao mbamin’ ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra i... tohiny
novalian'i Miharena ny 21/03/2012 16:41
niryna ( 14/03/2012 17:05)
Rehefa niantso ireo mpianany kristy dia nisy tamin'izy ireo no nilaza fa andeha hiverina hody aloha ary hoy kristy taminy: Aleo ny maty andevina ny maty . ahoana izany ? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:40
didi10 ( 14/03/2012 12:29)
DISO tena DISO ary DISO BE ny filazana fa zanak'Andriamanitra daholo olombelona rehetra. Tsy hanazava aho ry Miharena na hanao interpretation omeko anao fotsiny ny Tenin'Andriamanitra. [b]Romana 9,6[... tohiny
novalian'i Miharena ny 21/03/2012 16:09
sergecleo ( 14/03/2012 08:01)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... tohiny
Miharena ( 13/03/2012 04:23)
Tsotra ny marina, dia ny fahafantarana sy fampahafantarana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.... tohiny
laloanany ( 12/03/2012 10:22)
Marobe amintsika ny mino fa rehefa tonga teto antany i Jesoa dia tonga hamonjy ny olona rehetra eran'izao tontolo izao Izy. Diso anefa io fomba fijery io raha ny Soratra Masina no jerena. Maro ny Kris... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:33
niryna ( 12/03/2012 05:42)
[b] Matio 13 37: 39 [/b] Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona ,ny tanimbary dia izao tontolo izao,ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana,ny tsimparifary dia ny z... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/03/2012 16:35
niryna ( 09/03/2012 07:15)
Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny ,izay tsy mino an''Andriamanitra dia efa nampandainga Azy ,satria tsy mino ny fanambarana izay efa nambaran'Andriamanitra ny Zanan... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 05:19
niryna ( 08/03/2012 17:51)
[b] Izay rehetra mino fa Jesosy no kristy dia naterak'Andriamanitra ;ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay nateraka koa .Izao no ahafantarana fa tia ireo zanan'Andriamanitra isika,dia ny iti... tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:05
Lemann ( 08/03/2012 11:50)
Fahotana ve nymanao masturbation?tsara ve sa ratsynymanao azy?misyfiatraika ve nyfanaovana masturbation matetika?... tohiny
novalian'i didi10 ny 09/03/2012 06:31
RBNIR ( 08/03/2012 09:45)
http://forum.serasera.org/forum/message/m4f1690d149c6e Samy ho tahin'ny Tompo daholo anie isika rehetra... tohiny
RBNIR ( 08/03/2012 08:01)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Fantantsika v ry namana fa efa nisy ny fanopoana an'Andriamanitra talohan'ny nifidianany ny firenen'i Israely? Tamin'izany dia efa nisy ny fitandremana ireny ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/01/2013 12:23
Miharena ( 07/03/2012 14:21)
Tsy misy hafatra fa vakio ary raiso amim-pitiavana ny boky Troisième Testament izay efa miparitaka ho an'ny rehetra satria azo telechargena tsara na amin'ny Google aza ianao no maka azy. Zava-mahaso... tohiny
kaiaja ( 07/03/2012 11:08)
Faly miaraba antsika rehetra, Ny technolojia @zao fotoana izao efa mivotra, ka ny tiako ambara sy mba angatahiko valiny @tsika rehetra. Ny baiboly @zao fotoana izao efa misy @finday ka azo atao ve ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 08/03/2012 05:31
RBNIR ( 07/03/2012 08:56)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Mila mitandrina tsara ihany isika ry namana isany amin'ny forum tahaka itony satria sao sanatria mahavita zavatra tsy mifanaraka amin'ny Sitrapon'Andriamanitra... tohiny
Maranatha ( 07/03/2012 05:53)
Mahalasa ny saina ihany ny zava-nisy, azoko antoka fa nandalo ny kilasy famaranana daholo isika rehetra mpisera eto. Ilay anarana hiantsoana ny Mpahary eto amin'ny nosin-tsika. izay atao hoe Andriama... tohiny
novalian'i Maranatha ny 19/03/2012 10:32
maresaka.com ( 06/03/2012 03:09)
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120305-dia.jpg[/img] Ny mampiavaka ny mpino Kristianina dia izy tsy miroroha saina fa manana ilay fiadanana anatiny, na dia eo aza ny olana maro mitranga eo a... tohiny
moi ( 05/03/2012 05:30)
[i]Ataoko ato ity satria tena kristiana no tiako hifampizarana.[/i] Izay manaiky fa samy endrika démonstration de force ireny hetsika samihafa ireny, toy ny fitsenana an'i dada ohatra, no manohy mand... tohiny
novalian'i jajajaly ny 09/03/2012 11:52
Miharena ( 02/03/2012 15:53)
Na dia ao anaty Baiboly aza ny teny iray izay hita fa mitsara ny hafa indrindra fa ny décret lehibe milaza hoe fahaverezana mandrakizay no miandry izay manao izao na izatsy dia maka ny toeran'Andriam... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/03/2012 14:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5402