Fivavahana, finoana

maresaka.com ( 29/02/2012 00:44)
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120228-tsy_misy.jpg[/img] Tsy iadian-kevitra ny dikan'ny teny hoe "[b]tsy misy[/b]". Ny "tsy misy" dia foana, izany hoe tsy ahitana na dia iray aza. Ny "tsy ... tohiny
Miharena ( 28/02/2012 08:21)
Anisan'ny tonga ity lohahevitra ity rehefa mahita fa toy ny manao Demonologie indray ny Kristianina fa tsy hitany intsony izay maha-zanak'Andriamanitra azy. Maro ireo kinga ery rehefa manao interpré... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/03/2012 11:17
YDIFAS ( 24/02/2012 10:43)
Un Pasteur qui a du « [b]goût[/b] » (je dirais plus : [b]de l'audace[/b]) ! Peut-étre que vous aimerez lire cette prière faite au Kansas à l'ouverture de la session à la "Kansas House of... tohiny
ari.malala ( 23/02/2012 08:51)
Miarahaba ny rehetra. Misy manitikitika ahy ity, samy novangian'ny anjely ihany na i Maria na i Zakaria, samy nilazana zavatra toa impossible eo imason'ny olombelona (i Maria moa virjiny no nilazna h... tohiny
didi10 ( 23/02/2012 06:19)
Tsara ny Tompo, Ity indray ry namana misy lohahevitra mahafinaritra, izay manainga antsika handalina bebe kokoa momba ny Paska izay fety lehibe indrindra amin'ny Kristianina. Ahoana ny hevitrao, aho... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/02/2012 12:18
maresaka.com ( 21/02/2012 05:55)
[url=http://maresaka.com/resaka/index.php?itemid=20]Eto ny rohy [/url] Toy izao ny voalazan'ny Soratra Masina ao amin'ny 1 Korintianina 6:9: "[i]Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba h... tohiny
novalian'i bor2lais ny 27/02/2012 13:36
Miharena ( 18/02/2012 06:04)
Niniana napetraka teto amin'ny lohahevitra fivavahana sy finoana izy ity fa tsy natao tao anatin'ny politika. Raha nahatsikaritra isika dia manomboka miantso ny FFKM indray ny politisiana hamahana ny... tohiny
novalian'i bor2lais ny 29/02/2012 09:39
mangafeo ( 15/02/2012 14:05)
manahoana daholo zfd mba mitady Pasitera Malagasy mpanala devoly eto Marseille de mba mitady fikambanana malagasy tsy mifidy finoana fa manao cellule de prière miaraka eto Marseille. Ny fototry ny fi... tohiny
iraka18 ( 15/02/2012 08:00)
Miarahaba antsika rehetra!! sao dia misy manana contact ahazoana an'io Fianarana Teolojika hoan'ny Laika (FITELA) io eto Antananarivo kay? na manana renseignement ihany koa! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i iraka18 ny 16/02/2012 07:23
RUZ9 ( 11/02/2012 14:25)
Te hahalala ny hevitra miafina fonosin'ny baiboly ve ianao? Mifanohitra ve ny baiboly sy ny finoana nentim-paharazana? NY FANAHY NO OLONA Ny Lalan'ny Tody (loi du Karma) Ny fampianaran'i Kristy Lamina... tohiny
novalian'i Miharena ny 21/02/2012 14:52
YDIFAS ( 09/02/2012 21:02)
Manonona ny arahaba ho antsika rehetra. Ny fiadanan'i Kristy anie hanapaka ny fotsika rehetra. Fony mbola kely izahay (mety ho izany koa ianao), rehefa nizara mofo (brioches) tany am-pianarana, raha n... tohiny
novalian'i didi10 ny 10/02/2012 06:04
RBNIR ( 08/02/2012 15:14)
RAHA ARAKA IRETO TENY REHETRA IRETO DIA TSIA DIA TSIA TOKOA « Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. » (Efesiana 4:26). « Izay man... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/02/2012 06:56
niryna ( 07/02/2012 17:41)
Sendra nifankahita hono ireto vola madinika sy ny vola vaventy ka dia manga ery ny resaka Falifaly ery anie hianao izany hoy ity vola vaventy tamin'ilay vola madinika. Ary avy taiza ary hianao iz... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:11
RBNIR ( 07/02/2012 13:55)
Hoy Jesosy Kristy Tompo : « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:2... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/02/2012 04:02
RBNIR ( 07/02/2012 07:54)
Faly miarahaba ry namana isany, Ny tenako no asiako ho mangana voalohany saingy tsy adinoko koa ianao namana, «Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:18
guett_haa ( 06/02/2012 19:14)
Matahora an'Andriamanitra ka omeo voninahitra izy fa tonga ny andro fitsarany... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/02/2012 10:41
didi10 ( 06/02/2012 11:21)
Tsara ny Tompo Mahalasa saina ahy ry namana ity fanoharana iray izay nataon'ny Mpitandrina iray ity. Fantatsika hoy izy fa misy fitsarana miandry antsika aorinan'izao fiainana mandalo izao, manao ah... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/02/2012 11:53
niryna ( 06/02/2012 05:24)
Jehovah O ! Efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy. Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako. Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny.Voadinikao ny toetro,na mandeha aho ,na mandry. Sad... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:26
AndriambyII ( 05/02/2012 02:31)
Ho an ' ny ortodokisa , ny anglikanina , ny adivantisita , ny jezoita , ny amorabita , ny amarika , ny sionita , ny siita , ny mezopotamika , ny kretoazy , ny katolika , ny mitapy sy vendrana , ny ets... tohiny
novalian'i miraj ny 20/02/2012 12:20
Titi22 ( 03/02/2012 08:11)
Mba mila torohevitra kely tompoko fa misy olana toizao, izaho dia tovolahy 21ans manambady tovovavy 23ans, efa vita soratra sy fombafomba fa mbola tsy vita mariage ary efa niteraka zaza iray 6mois. Iz... tohiny
novalian'i miraj ny 20/02/2012 12:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0653