mitady pasteur
1. mangafeo
(
15/02/2012 14:05)
manahoana daholo
zfd mba mitady Pasitera Malagasy mpanala devoly eto Marseille de mba mitady fikambanana malagasy tsy mifidy finoana fa manao cellule de prière miaraka eto Marseille. Ny fototry ny fikambanna zany de ny mivavaka.Merci

novalian'i diamondra27 ny 21/02/2012 20:32
2. milamina
(
15/02/2012 23:19)
Izay olona rehetra manam-pinoana sy manana an'i Kristy dia mahafaka devoly. Mivavaha sy mifadia hanina, ary mandehana araka an'i Kristy dia raiso ny andraikitra fa aza variana miandry pasitera.
mangafeo:
manahoana daholo
zfd mba mitady Pasitera Malagasy mpanala devoly eto Marseille de mba mitady fikambanana malagasy tsy mifidy finoana fa manao cellule de prière miaraka eto Marseille. Ny fototry ny fikambanna zany de ny mivavaka.Merci
3. didi10
(
16/02/2012 06:46)
mangafeo:
manahoana daholo
zfd mba mitady Pasitera Malagasy mpanala devoly eto Marseille de mba mitady fikambanana malagasy tsy mifidy finoana fa manao cellule de prière miaraka eto Marseille. Ny fototry ny fikambanna zany de ny mivavaka.Merci
Tsara ny Tompo
Mihainona tsy tapaka ilay Radio Agape avy ao Frantsa dia alaivo ny adiresiny fa mahafantatra Pasitera betsaka ry zareo.
http://agape1.fr/radioagape.php#
4. didi10
(
16/02/2012 07:20)
AGAPE 1.
1, rue Carnot, 93000 Bobigny.
Waldec : W931009127
Adresse : 1, rue Carnot
Code postal : 93000
Ville : Bobigny
1, rue Carnot, 93000 Bobigny.
Waldec : W931009127
Adresse : 1, rue Carnot
Code postal : 93000
Ville : Bobigny
5. mangafeo
(
16/02/2012 07:39)
misaotra betsaka anareo namaly Jehovah hamaly fitia fa ho an Milamina lay vavaka fifadiankanina no tiko atao d mandritry ny firy andro? de misakafo v refa hariva otran ramadan?sa oe rano fotsiny d tsy misakafo mitsy?
6. bichette
(
16/02/2012 10:33)
mangafeo:
manahoana daholo
zfd mba mitady Pasitera Malagasy mpanala devoly eto Marseille de mba mitady fikambanana malagasy tsy mifidy finoana fa manao cellule de prière miaraka eto Marseille. Ny fototry ny fikambanna zany de ny mivavaka.Merci
tsy maintsy hoe gasy angaha izy io ry Mangafeo ???
7. mangafeo
(
16/02/2012 10:53)
salama bichette
tsy voatery hoe gasy ka fa refa manala devoly ary tena pasitera zany oe otran oe mpiandry any Madagascar de raha azo atao de eto Marseille zfd ary azo antoka.Tsy haiko ze tiko tenenina am le oe azo antoka fa tany mada nisy toby iray zany nanasitrana ny cousin ko lasa adala d tiko tenenina zany oe mpiandry otran zany.Tsy adala aho akory fa mba mila alaina devoly amzay tena madio efa mivavaka aho ary mila finoana matanjaka. Merci pour tous

8. mangafeo
(
16/02/2012 10:58)
zfd ndrindra ho an didy10 misaotra tam le site nefa to otran tsy mety misokatra ilay izy. So de efa niova lay izy zfd? izay rehetra tsindriako tsy mety misokatra mitsy.fa le "fenétre" misy sarina zazakely iny fona no eo de ze "cliqué"na tsy mety.
9. didi10
(
17/02/2012 07:56)

Ity ny Numero ahazoana ny Tompon'Andraikitra ao amin'ny Radio Agape raha mbola ilainao
+33609725065
Dia mahereza rahalahy, ary ny Tompo ho ny ady hatrehanao.
10. bichette
(
17/02/2012 08:24)
Mangafeo,
omeo ahy ny num-nao dia antsoiko ianao, misy seminera indrindra ao marseille amin'ny w-e ny 24 ho avy izao, vazaha ilay izy, manao delivrance tena azo antoka ! tsy te hiteny firy loatra aho eto fa izay e !

11. mangafeo
(
17/02/2012 10:54)
manahoana daholo
ho an did10 misaotra betsaka tam numero fa antsoiko io.Ho an bichette misaotra betsaka anao zfd ndrindra ra azonao atao de manorata amty mail ty fa omeko anao ao ny numero ko de afaka miantso ahy enao satria eto maro mpahita loatra tena sérieuse za d sorato fotsiny oe bichette ao am forum serasera ty ary: johanseconde@yahoo.fr de tahin Jesosy indridra ane ianareo

12. diamondra27
(
21/02/2012 20:32)
mangafeo: matoa efa maniky ianao fa misy devoly dia efa tena zava dehibe izany.
Jesosy ihany no tena mahafaka an'izany devoly izany.
inona ny zavatra tianao halana aminao fa azo entina am-bavaka izany , raha misy 1 na 2 mivory@anarako hoy ny Tompo dia eo afovoany aho.
nY FANALàNA DEVOLY DIA MILA DINGANA fa tsy ataotao foana. Mila olona tena efa feno ny Fanahy Masina no miasa. Izany hoe azonao atomboka aminao ilay izy , raha tena mitalaho mafy ianao ka te hiala am zavatra mahazo anao dia hiasa ao aminao Jesosy.
Ny vavaka aao dia fifonana, fibebahana , managtaka ny Fanahy Masina hiasa sy hirotsaka aminao, rehefa tena madio eo imason'Atra ny fonao dia zay vao afaka hiditra aminao Jesosy ary tsy hanana toerana ao aminao intsony ny devoly.
Tandremo tsy hiroa saina, misaora ary ataovy fa toy ny efa nahazo ianao. Dia miandry ny valimbavaka sisa.
Ny ilaina ireny mpiandry ireny dia satria sarotra ny asa lutter contre ny devoly ka mila olona tena votompinoana no manao azy.
Indraindray dia tena masiaka ny devoly ary miseho @ endrika samy hafa, ka izany no itandremana mba tena olona efa vonona no manao ilay asa fa tsy kivazivazy.