Fivavahana, finoana
didi10
(
16/04/2012 11:37)
Misy hevitra mizara roa ny fieritreretana ny fiainana aorian'ny fahafatesana.
[b][u]Hevitra voalohany[/u][/b]
Tsy misy fiainana aorian'ny fahafatesana = Tsy misy fanahy tsy mety maty fa rehefa maty n...
tohiny
novalian'i coleman ny 21/08/2012 18:41
Maranatha
(
16/04/2012 10:21)
Miresaka amin'ireo izay efa nandalina misimisy kokoa ny soratra masina ity lohahevitra ity.
Ho an-tsika izay efa nandalina ny bokin'ny Daniela dia nahita fa nazeran'ilay tandroka kely ny fahamarinan...
tohiny
novalian'i didi10 ny 20/04/2012 12:49
maresaka.com
(
16/04/2012 01:43)
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120415-HS.jpg[/img]
Mbola maro ireo Malagasy no diso hevitra sy manantena fitahian'ny razana. Ankoatr'ireo mangata-pitahiana amin'ny razana dia misy koa ireo...
tohiny
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 10:01
niryna
(
14/04/2012 00:52)
Jereo ary ity hafatra nomeny antsika ka anjarantsika no mizara sy mandray izay izy.
Amin'Atra dia tsy misy sarotra amiNy ny zavatra rehetra (with God ,everything is possible).
Izao ary hono no resa...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 20:58
LazaDaddy
(
13/04/2012 04:52)
Mana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy tokoa ve isika ka mankato ny Teniny?
Nampiova ny fiainantsika ve ny fandraisana an'i Jesosy sa tsy mbola nandray azy tanteraka isika ka tsy dia misy fiovana hita...
tohiny
novalian'i didi10 ny 14/04/2012 15:43
Miharena
(
10/04/2012 12:58)
Sokafana indray aloha ity loha-hevitra ity mba ahafahana mahatsiaro tena na tena kristianina marina na mbola mpandova ny Fariseo isika ankehitriny.
Asa na mba mahatsapa tsara ny toetran'ny Fariseo is...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 15:55
didi10
(
10/04/2012 07:31)
Misy karazany telo ny atao hoe Reny:
[b]1[/b]- [b]Ny reny biolojika[/b] (mère biologique ou mère génétique)
[b]2[/b]- [b]Ny reny mpiteraka[/b] (mère porteuse)
[b]3[/b]- [b]Ny reny mpitaiza[/b] m...
tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 11:11
tefigasy
(
08/04/2012 03:07)
Miarahaba antsika namana rehetra nahatratra izao andro-pandresena lehibe izao dia ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty satria tokoa [b]IKor.15:14 "ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteni...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/04/2012 05:17
didi10
(
06/04/2012 12:56)
[b]Gal 2,20[/b]
20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelo...
tohiny
novalian'i ratsirano ny 13/06/2012 14:05
Miharena
(
03/04/2012 15:19)
Mety mitovy amin'ny lohahevitra nosokafan'i Jajajaly izy ity nefa tsy ny resaka Mpisorona sy Mpaminany no tokony hametrahana azy fa ho an'ny tsirairay mihitsy.
Dia misokatra ho an'ny rehetra ny lohah...
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/04/2012 12:45
jajajaly
(
02/04/2012 10:27)
[img]http://img15.hostingpics.net/pics/27983032m.jpg[/img]
NY ALIN’NY 14 Nisana taona 33, no niara-nankalaza farany ny Paska Jiosy i Jesosy sy ny apostoliny 12. Nasain’i Jesosy niala teo i Jodasy...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 21:39
didi10
(
02/04/2012 09:44)
http://tononkira.serasera.org/hira/ny-mpitory/miomana
http://www.youtube.com/watch?v=V4f1lPot_6U
Ny andron'ny Tompo ry namana dia tsy ilay andro alahady lazaina fa tokony andehanana mivavaka fa ilay...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 16:30
milamina
(
30/03/2012 23:22)
Mampirehareha ahy ny fiangonako fa mpagoron-karena be. Ny fianakaviana mana-manjo aloha dia tsy afa-bela taminy mihitsy fa notakiany saosy be, amin'izay hono azo antoka fa lasa any an-danitra ilay nod...
tohiny
novalian'i didi10 ny 04/04/2012 07:34
maresaka.com
(
30/03/2012 01:22)
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120329-hammer.jpg[/img]
Resaka mameno ny haino aman-jery tato ho ato ny famotsoran-keloka/famelan-keloka na "amnistie". Hita tamin'izany ireo karazan'olona mp...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/03/2012 22:04
hery
(
28/03/2012 17:47)
Mba nahaliana ahy, ho'aho, hoe mba inona avy ny Fiangonana misy antsika ireto? Dia menatra ny mijoro amin'izany ve isika sa mirehareha? Dia hatraiza ny lanjan'io fiangonana na antokom-pinoana misy ant...
tohiny
novalian'i pissoa ny 02/04/2012 13:01
didi10
(
27/03/2012 16:26)
Tsy eo amin'izao tontolo izao ihany izay manavaka ny merina sy côtier, ny taranak'Andriana sy ny Hova sy ny mainty fa tonga hatrany amin'ny fiangonana Kristianina ny fanindraindrana ny tantaram-piraz...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/04/2012 10:58
jajajaly
(
27/03/2012 13:25)
NY SABATA dia Avy amin’ny teny hebreo hoe shavat, izay midika hoe «miala sasatra, mitsahatra.» Anisan’ny Sabata notakin’ny Lalàn’i Mosesy ny fitandremana andro iray isan-kerinandro sy andro...
tohiny
novalian'i didi10 ny 30/03/2012 08:33
Maranatha
(
27/03/2012 09:49)
mahereza dia aza kitahorana fa izao no projet manaraka ao anatin'ny projet Maitre du monde izay tsy manaiky ny Maitre du monde dia mazava be fa haringany.
www.bibleetnombres.online.fr/haarp.htm
Mahere...
tohiny
novalian'i Miharena ny 03/04/2012 15:12
Miharena
(
26/03/2012 14:50)
Hita tatsy ambadika dia mba noheverin'ny namana Didi10 sokafana eto.
Hp hita maso tokoa ve ny fiverenan'i Kristy?
Ambarao àry....
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2012 15:33
RBNIR
(
26/03/2012 13:56)
NY FIVERENAN-TSIKA NO TADIAVINY.
N AIZA N AIZA MISY ANAO. N INONA N INONA ASANAO NA TOERANA MISY ANAO.
IZAY SITRAPON ANDRIAMANITRA NAMPAHAFANTARIN ANDRIAMANITRA ANAO HATRAMIN IZAO ORA ANORATAKO IZAO ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/03/2012 14:50
