Iza no tsy mino fa Andriamanitra Jesosy ka tokony hivavahana?
1. didi10
(
06/04/2012 12:56)
Gal 2,20
20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.
Amena!

novalian'i ratsirano ny 13/06/2012 14:05
2. vale
(
06/04/2012 13:07)
Ny vavaka rehetra izay atao dia adressé-na amin'Andriamanitra fa kosa angatahina amin'ny anaran'i Jesosy!
4. Miharena
(
07/04/2012 07:42)
Marina tsy misy azo lavina kosa ny an'i Vale ry Didi10 fa sa inona no tsy mazava amin'izany? I Kristy no nilaza io fa tsy i Vale.
Tsy ny fanaporofoana fa Andriamanitra i Krsity no zava-dehibe fa ny fahalalàna an'Andriamanitra nampitaiNY tamintsika olombelona.
Jereo ny Jaona 17 dia ho hitanao ny FOTOTRA tiaNY hotanterahana ho an'ny rehetra.

5. leva_zah
(
08/04/2012 10:04)
Manaona daol,
Ny ahy ry zareo ts de asiko pblem le oe iza no iresahana refa mivavaka, fa ny ahy raisiko amnle tenin'i Jesoa Kristy oe "izaho sy ny Ray dia Iray ihany" Jao 10/30, misy koa teniny hoe "Izay nahita ahy dia nahita ny Ray" Jao 04/09, ary tadidio i Tomasy rehefa nitsangana ny Tompo ary nahita izy ka nino fa izy tokoa io dia nanao an'i Jesosy hoe "Tompoko sy Andriamanitro" Jao 20/08
Dia refa mivavaka mangina aho, mahavantana ahy kokoa ny hoe "Jesosy ô, ...." akaiky ny vavako kokoa.
Dia refa manao vavaka iombonana aho dia "Jehovah Ray ô, ...." dia faranana amn'ny hoe "amin'ny anaran Jesoa Kristy".
Ny Temoins d Jehovah dia manizingizina f ts tokony hivavahana Jesosy, ts Andriamanitra fa zanak'andriamanitra. (hafahafa iany le raisonnement, salamn hoe ts olombelona fa zanak'olombelona) angaha misy olona miteraka alika nefa? fa tsy olona iany?
Ny danger am'ty adihevitra ity dia sao hisy hanana fijery hanamaivana ny toeran'i Jesoa Kristy. Avy eo manjary hitsara ny hafa hoe tsy mety ny anareo fa izao no izy, nefa isika ts mahita izay fiainam-panahy any anatiny any.
Conclusion : Izaho manokana eo amin'ny fiainam-panahiko dia mahatsapa fa tsy olana na Jesosy na Jehovah, na dia akaiky kokoa ahy aza Jesosy, toy ny namana sy zoky iresahana andavanandro sy hilana hevitra sns.
Hanampy antsika anie ny Fanahy Masin'Andriamanitra amin'izany rehetra izany.

6. didi10
(
10/04/2012 06:58)
leva_zah:

Tsara ny Tompo
Mahafinaritra be ny valin-tenin'ny namana satria sahy nijoro izy fa mivavaka sy mangataka amin'i Jesosy na amin'ny andavanandrony na amin'ny fiainam-panahiny.
Mila mino isika ry namana fa "Iray ihany Jesosy sy Andriamanitra Ray" (Jn 10.30) ary "Andriamanitra dia Fanahy ka izay mivavaka amin'Andriamanitra dia mivavaka amin'ny Fanahy.." Maro tokoa no mihevitra fa ilay Jesosy tonga olombelona ary maty teo amin'ny hazo fijaliana sy nitsangana tamin'ny maty ihany no atao hoe Jesosy.
Tsia: Jesosy dia Andriamanitra hatramin'ny voalohany ka ho mandrakizay.
Jn 1, 2-5
Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany. 3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza. 4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona. 5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. 2[Na: tsy nahasakana azy].
Apok 22 13-16
13 Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
14 Sambatra izay manana ny akanjony mba hananany fahefana amin'ny hazon'aina sy hidirany amin'ny vavahady ho ao an-tanàna. 15 Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanaga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga.
16 Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an'ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak'i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro.
7. jajajaly
(
10/04/2012 07:56)
Toy izao ny resadresaka fanaon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ny olona. Aoka hatao
hoe Nathalie no anaran’ilay Vavolombelona, ary Sarah ilay olona iresahany.
Ianareo, hono, tsy mino an’i Jesosy?
Sarah: Tsy mino an’i Jesosy, hono, ianareo Vavolombelon’i Jehovah? Izany no nolazain’
ny pasiteranay.
Nathalie: Tena mino an’i Jesosy izahay ka! Raha tsy mino azy ange isika tsy ho voavonjy e!
Sarah: Izaho koa aloha mino an’izany e!
Nathalie: Hay? Mitovy izany isika. Nathalie aloha no anarako e! Ary ny anao?
Sarah: Faly mahafantatra anao.
Nathalie: Izaho koa torak’izany. Fa, angamba ianao izao mieritreritra hoe maninona ary iza-
ny ny olona no milaza fa tsy mino an’i Jesosy izahay.
Sarah: Eny ho’ah! Fa maninona tokoa?
Nathalie: Na dia tena minoan’iJesosy aza mantsy izahay, dia tsy mino an’izay rehetra lazain’ny olona momba azy.
Sarah:Ohatra hoe inona?
Nathalie: Misy izao miteny hoe olona tsara fanahy fotsiny i Jesosy, dia tsy ekenay izany.
Sarah: Izaho koa aloha tsy manaiky an’izany e!
Nathalie: Hay koa ve ianao mieritreritra an’izany e? Fa tsy ekenay koa raha vao zavatra mi-
fanohitra amin’izay lazain’i Jesosy.
Sarah: Tsy azoko izany.
Nathalie: Be dia be ny ï¬vavahana mampianatra hoe i Jesosy no Andriamanitra. Izany koa angamba no nampianarina anao e?
Sarah: Ie, izany no tenin’ny pasiteranay.
Nathalie: Tsy ekenao ve anefa fa raha tena te hahalala an’i Jesosy isika, dia mila mandinika an’izay nolazainy momba azy?
Sarah: Marina aloha izany e! Inona no nolazain’i Jesosy?
Nathalie: Andao ange hojerentsika ny tenin’i Jesosy ao amin’ny Jaona 6:38 e! «Tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra, fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.» Hoatran’ny hafahafa io andinin-teny io raha i Jesosy ihany no Andriamanitra.
Sarah:Fa ahoana?
Nathalie: Jereo tsara fa niteny i Jesosy eo hoe tsy ny hanaony sitrapony no antony nidinany tety.
Sarah: Ie. Fa hanao ny sitrapon’ilay naniraka azy.
Nathalie: Raha i Jesosy ihany anefa no Andriamanitra, dia iza izany no naniraka azy
hankety an-tany? Fa maninona izy no tsy niteny hoe mba hanao ny sitrapony no nidinany avy any an-danitra, fa hoe mba hanao ny sitrapon’ilay naniraka azy?
Sarah: Azoko ny tianao holazaina. Kanefa tsy maharesy lahatra ahy raha io andinin-teny iray io fotsiny.
Nathalie: Jereo koa ary ity nolazain’i Jesosy ato amin’ny Jaona 7:16 ity e. Hoatr’izany koa no lazainy ato. Tsy maninona raha vakinao?
Sarah: Tsy maninona ka! «Hoy ny navalin’i Jesosy azy: ‘Tsy ahy ny fampianarako, fa an’ilay naniraka ahy.’ »
Nathalie: Misaotra anao. Araka io andininy io, izay tao an-tsain’i Jesosy fotsiny ve no na-
mpianariny?
Sarah: An an an, ny fampianaran’ilay naniraka azy ka!
Nathalie:Marina izany! Dia iza ary izany no naniraka an’i Jesosy? Iza no nampianatra azy ny zavatra nampianariny? Tsy tokony ho lehibe noho izy ve izany ilay naniraka azy? Lehibe noho ny irahina foana mantsy ny mpaniraka.
Sarah: Marina izany! Tena izay aho vao nahita an’io andinin-teny io an!
Nathalie: Jereo koa ange ny tenin’i Jesosy ato amin’ny Jaona 14:28 e! Hoe: «Efa renareo fa nilaza taminareo aho hoe: Handeha aho, ary hiverina eo aminareo indray. Raha tia ahy ianareo, dia ho ravoravo satria handeha ho any amin’ny Ray aho, fa ny Ray dia lehibe noho izaho.» Araka io andinin-teny io, ahoana no ï¬heveran’i Jesosy ny tenany raha ampitahaina amin’Andriamanitra?
Sarah:: Nilaza izy hoe ny Ray mbola lehibe noho izy, izany hoe noheveriny ho ambony
noho izy izany Andriamanitra.
Nathalie: Izay mihitsy. Dia jereo koa ange ny tenin’i Jesosy tamin’ny mpianany ato amin’ny Matio 28:18 e! Hoe: «Efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany.» Nilaza ve i Jesosy eo fa efa nanana ny fahefana rehetra foana izy hatramin’izay?
Sarah: Nomena azy ilay izy ka!
Nathalie: Raha i Jesosy ihany ary no Andriamanitra, nahoana moa izy no mbola homena fahefana indray? Dia iza no nanome azy an’izany?
Sarah: Hoatran’ny mampieritreritra tokoa izany an! Iza no noresahiny?
Nathalie: Ity koa misy andinin-teny hafa. Ato amin’ny Lioka 3:21, 22. Mitantara ny zava-nitranga tamin’i Jesosy natao batisa izy ity. Tsy maninona raha vakinao indray?
Sarah: «Rehefa natao batisa daholo ny olona rehetra, dia natao batisa koa i Jesosy. Ary nisokatra ny lanitra raha mbola nivavaka izy. Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina izay niendrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: ‘Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.’ »
Nathalie: Hitanao eo ve hoe inona no nataon’i Jesosy tamin’izy natao batisa?
Sarah: Nivavaka?
Nathalie: Ie. Ka raha i Jesosy ihany no Andriamanitra, tamin’iza izany izy no nivavaka?
Sarah: Izy tokoa ve moa dia hivavaka amin’ny tenany ihany? Andraso fa horesahiko amin’ny pasiteranay izany.
Nathalie: Jereo koa fa lazainy eo hoe nisy feo avy tany an-danitra tamin’izy niakatra avy ao anaty rano. Inona no nolazain’ilay izy?
Sarah: Hoe Zanany malalany i Jesosy sady tena sitrany.
Nathalie: Ie, marina izany. Karaha iJ esosy ihany no Andriamanitra, dia iza izany no niteny an’ireo?
Sarah: Tena mbola tsy tao an-tsaiko indray izany. Nahoana no hoe «Ray» sy «Zanaka»?
Nathalie: Fa izao koa! Hitantsika teo fa niantso an’Andriamanitra hoe Rainy i Jesosy. Dia rehefa vita batisa indray izy, dia nisy feo avy tany an-danitra niteny hoe Zanany i Jesosy. I
Jesosy mihitsy aza no nilaza hoe Zanak’Andriamanitra izy. Raha te hanaporofo anefa ianao
fa mitovy fahefana ny olona roa, dia ohatra momba ny ray sy zanaka ve no horaisinao?
Sarah: An an an.
Nathalie: Fa mety hoe inona?
Sarah: Mety hoe mpirahalahy?
Nathalie: Ie. Kambanamihitsy aza angamba. I Jesosy anefa eo niantso an’Andriamanitra hoe Ray, ary izy hoe Zanaka. Inona izany no tiany holazaina araka ny hevitrao?
Sarah: Te hiteny izy hoe efa lehibe kokoa noho izy sady manana fahefana be kokoa
noho izy Andriamanitra.
Nathalie: Izay mihitsy. Isika izao teo niresaka hoe matoa mitovy ny olona roa, dia mety
hompirahalahy ry zareo na kambana. Ka raha mitovy i Jesosy sy Andriamanitra, tsy ho nilaza ve i Jesosy hoe kambana na mpirahalahy ry zareo? Tsy tokony hoe ohatra mazava kokoa noho izany aza ve no nampiasainy? Izy aza mantsy antsoina hoe Mpampianatra Lehibe.
Sarah: Izay aloha e!
Nathalie: Tsy mitovy izany izy ireo matoa i Jesosy niantso an’Andriamanitra hoe «Ray» fa izy «Zanaka.»
Sarah: Marina izany! Inona no nolazain’ny mpanara-dia an’i Jesosy fahiny?
Nathalie:Misy zavatra tiako horesahina aminao ity alohan’ny handehanako, raha mbola
manam-potoana kely ianao.
Sarah: Alefaso e! Tsy maninona.
Nathalie: Raha i Jesosy ihany no Andriamanitra, dia azo antoka fa nilaza an’izany ny
mpianany. Sa ahoana?
Sarah: Tokony aloha e!
Nathalie: Tsymisy an’izanymihitsy anefa ao amin’ny Baiboly. Mifanohitra amin’izany aza no nolazain’i Paoly, mpanara-dia an’i Jesosy. Nitantara an’izay nitranga izy, rehefa tafa-tsangana tamin’ny maty i Jesosy. Niteny izy ao amin’ny Filipianina 2:9 hoe: «Izany indrindra koa no antony nanandratan’Andriamanitra azy [izany hoe i Jesosy] ho amin’ny toerana ambony kokoa sy ny nanomezany azy taminkatsaram-panahy anarana ambony noho ny
hafa rehetra.» Inona no nataon’Andriamanitra tamin’i Jesosy, araka ny voalaza eo?
Sarah: Nasandratr’Andriamanitra ho amin’ny toerana ambony kokoa izy.
Nathalie: Andeha ary atao hoe nitovy Andriamanitra sy Jesosy talohan’izy maty. Dia nasandratr’Andriamanitra ho ambony kokoa izy rehefa tafatsangana. Tsy ho lasa ambony noho Andriamanitra ve izany izy? Aiza anefa no hisy olona ambony noho Andriamanitra?
Sarah: Tsy hisy mihitsy aloha izany e!
Nathalie: Ie. Raha izay porofo rehetra izay ary no jerena, dia mampianatra ve izany ny
Baiboly hoe Andriamanitra i Jesosy?
Sarah:Dia tsy izay izany, fa hoe Zanak’Andriamanitra izy.
Nathalie: Izay mihitsy. Fa na izany aza, dia tena mino sy manaja be an’i Jesosy izahay Vavolombelon’i Jehovah. Mino izahay hoe raha tsy maty izy dia tsy ho voavonjy ny olona tsy
mivadika.
Sarah: Izaho koa mino an’izany.
Nathalie: Tianao ho fantatra ve anefa hoe inona no tokony hataontsika raha tena mankasitraka ny sorona nataon’i Jesosy ho antsika isika?

8. didi10
(
10/04/2012 08:30)
Variana manao copie collé amin'ny bokin'ny tilikambo fotsiny ianao namana,
Mampalahelo ny olona ao anatin'ny fiangonanareo fa tena mpivavaka sy te hanatona an'Andriamanitra saingy tsy mety tafiditra ao amin'ny Finoana ianareo : "Izay tsy mety mino no hohelohina."
Ilay Jesosy tonga olombelona ihany no fantatrareo fa tsy fantatrareo fa raha tsy Izy tsy nohariana ny zavatra rehetra, ary mbola hiverina Izy hitsara ny velona sy ny maty.

9. Miharena
(
10/04/2012 09:59)
Mampizara hevitra hatrany ny Baiboly raha ity lohahevitra ity no resahana satria samy hanana izay fahazoany azy avy.
Raha raisintsika ohatra ny ao amin'ny Jaona 1: Tamn'ny voalohany ny Teny ary ny Teny dia Andriamanitra ary ny Teny tonga nofo, dia manamarina fa Krsity no Teny tonga nofo = Andriamanitra
Raha jerena indray anefa ny filaharan'ny fisehoana dia zanaka ilay Teny tonga nofo, Zanak'Andriamanitra izany i Jesosy amin'izay ary voalazan'i Jajajaly daholo ireo resaka nilazan'i Jesosy fa ny Ray ihany no LEHIBE sy MARINA.
Na izany aza dia diso fijery daholo izay olona milaza fa tsy IRAY na Andrirmanitra na i Krsity na isika olombelona nataoNY tahaka ny Endriny. Ny fanadinoana io fahamarinana FOTOTRA io no very nahatonga an'i Krsity hanafoana ny Tenany na dia Andiriamanitra aza ka tonga olombelona hanazava ny rehetra.

10. didi10
(
10/04/2012 10:19)
Miharena:
Na izany aza dia diso fijery daholo izay olona milaza fa tsy IRAY na Andrirmanitra na i Krsity na isika olombelona nataoNY tahaka ny Endriny. Ny fanadinoana io fahamarinana FOTOTRA io no very nahatonga an'i Krsity hanafoana ny Tenany na dia Andiriamanitra aza ka tonga olombelona hanazava ny rehetra.
Raha Andriamanitra = Kristy = Izaho sy ianao
Koa inona no antony ivavahana? inona no antony nahatongavaNY tety raha tsy ilaina ny famonjena? Inona no antony tokony hanaovan-tsoa raha samy mitovy amin'Andriamanitra ny olona rehetra?
11. Miharena
(
10/04/2012 10:28)
Raha Andriamanitra = Kristy = Izaho sy ianao
Koa inona no antony ivavahana? inona no antony nahatongavaNY tety raha tsy ilaina ny famonjena? Inona no antony tokony hanaovan-tsoa raha samy mitovy amin'Andriamanitra ny olona rehetra?
Io formule voalaza io mihitsy no antony satria mbola be dia be no mbola toa anao tsy manaiky fa zanak'Andriamanitra toa an'i Kristy Zoky be fitia.
12. didi10
(
10/04/2012 11:17)
Aza mapme ry Miharena a. Zavatra contradictoire ilay formule eo ambony sy ireo fanontaniana miandry valiny ireo!!
13. Miharena
(
10/04/2012 11:36)
Ny fampaharfantarana ny olombelona fa zanak'Andriamanitra izy tsirairay avy no nanirahana ani' Kristy fa tsy misy zavatra contradictoire izany Didi10 ny valinteny omena a! Io formule (Andriamanitra=Krsity=izaho sy ianao) io no Fototry ny fifohazana tiana zaraina fa tsy mivoana amin'io velively.
Izany hoe ny valin-teny ny amin'ny famonjena dia ny fampahafantarana io fahamarinana fototra io ka ny rehetra dia tokony hampianatra izany ao amin'ny fiangonana tarihiny avy fa tsy ho variana loatra hampianatra izay fombafomba tsy mahasoa sy tsy mampifoha ny olona akory.

14. didi10
(
10/04/2012 11:48)
Tena natao ho anao ry Miharena ity teny ity raha mampitovy ny tenanao amin'Andriamanitra ianao.
Tes II 2 : 1 - 12
[-2-] Ary mangataka aminareo izahay ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, 2 mba tsy halaky hohetsiketsehina amin'ny saina na hampitahorina hianareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny teny, na amin'ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron'ny Tompo. 3 Aza mety hofitahin'olona akory hianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana, 4 ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.

15. Tefigasy
(
10/04/2012 11:52)
Miharena: ao amin'ny 3em ihany no misy an'io formule io raha his fa ao amin'ny baiboly tsy hahita an'io formule io mihitsy
Andriamanitra = Kristy : voasoratra tsara ao anaty baiboly
fa ilay faharoa kosa : Kristy = izaho sy ianao : lol be
jajaly : mino aho fa nosokafan'ny mpanokatra sujet ho anareo temoins ity lohahevitra ity dia mba hararaoty hanazavana tsara fa na Andriamanitra Jesoa na tsy Andriamanitra fa aza dialoguen'olona no tohanana e ! Ilay resak'olona tany anie tsy voatery ho marina e ary izay no tsy nandaniako andro namaky io dialogue lava be io, izay ao anaty baiboly lazaina eto dia na lava be aza tsy maninona fa raha mbola ny tenin'andriamanitra no ambara dia tsy misy sofina mangidihidy mihaino akory !

16. didi10
(
10/04/2012 12:02)
Tefigasy:

Misaotra namana amin'ny rélance, izaho koa ary dia miandry dia miandry.
17. Miharena
(
10/04/2012 12:43)
Tena natao ho anao ry Miharena ity teny ity raha mampitovy ny tenanao amin'Andriamanitra ianao.
Tes II 2 : 1 - 12
[-2-] Ary mangataka aminareo izahay ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, 2 mba tsy halaky hohetsiketsehina amin'ny saina na hampitahorina hianareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny teny, na amin'ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron'ny Tompo. 3 Aza mety hofitahin'olona akory hianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana, 4 ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.
Tsy manana seza fiandrianana hotompoina izay milaza ny tenany ho Andriamanitra na koa hoe zanak'Andriamanitra. Aza dia manao pli-vava ny teny fa jereo tsara aloha ilay teny vao mampihatra azy amin'ny sehatra iray fa tsy misy hidiran'ilay formule mihitsy ny hoe mipetraka eo amin'yn Tempolin'Andriamanitra hotompoina sy ny hoe Kristy=Andriamanitra =izaho sy ianao.
Ny fahatsorana mandray mihitsy angamba no hitako tsy mety aminareo. Raha nanasa ny tongotry ny mpianatra i Jesoa dia nilaza ny amin'y hifanasan'ny mpianatra tongotra. Izany hoe manao ny hafa ho ambony noho ny tena ary raha niady hitarika ny mpianatra dia mazava ny teny hoe : izay mihevitra ho lehibe aminareo no ho mpanompon'izy rehetra.
Izy ity moa fiainana fa tsy fiheverana ka raha tsy afaka manana izany dia tsy hahazo izay lazaina mihitsy fa mety haka ohatra tsy mifandraika hatrany.
Fa eo ihany isika, ny resaka voalohany moa dia milaza hoe
Gal 2,20
20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.
Amena
Voahombo ilay tena tsy zanak'Andriamanitra dia ilay zanak'Andriamanitra sisa no velona. Izay no maha-Kristy avy ny tsirairay ary izay no anton-dian'i Jesoa ho antsika mianakavy fa tsy hoe 3em ihany no misy io resaka io.
18. didi10
(
10/04/2012 14:34)
Zay a vao nahita an'i Miharena tezitra :-)
Fa tsy mihatra amin'ny olona rehetra io Gal 2,20 io Miharena a! izay nanolotra ny tenan'ny ota nohombohana, ireo maty tamin'ny tenan'ny ota tamin'ny alalan'ny fibebahana, nalevina ary nateraka indray ho olom-baovao tamin'ny alalan'ny batisa ihany no zanak'Andriamanitra fa tsy izao bodo sy adalan'izao tontolo izao no lazainao fa manana an'i Kristy ao anatiny.

19. Miharena
(
10/04/2012 15:06)
Tsy tezitra mihitsy ka! Aza manahy ianareo fa tsy mahatezitra mihitsy izay fanambarana rehetra ataonareo eto.
Fa eo ihany isika, ireo olona tsy natao batisa izany tsy izy mhitsy hoy Didi10? vakio hatraminny' farany ilay Baiboly dia jereo ireo izay tsy ntao batisa nefa mihaona AMINY ao am-Paradisa.

20. didi10
(
11/04/2012 11:55)
iray ihany dia ilay Jiolahy nifantsika teo anilany, fa iny anie hoy aho amnistié na gracié e!!! aza manantena mihitsy hianao fa hanana vintana hitovy amin'io lehilahy io fa alohan'ny nandehanany Izy dia nanafatra hoe "Ataovy mpianatro ny firenena rehetra, manaova Batisa azy.." dia tokony harahina izay teniNY izay.