Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
RBNIR
(
30/08/2012 09:17)
Faly miarahaba sy manasa ny namana rehetra,
Fandaharana ao @ TN TV UHF 471.25 anio alina amin'ny 8h 30.
Samia ho tahin'ny Tomp namana,...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/09/2012 13:17
sitlo
(
29/08/2012 08:09)
Maty ve ny olombelona raha miala ny "atome" iray eo aminy?
Mino aho fa tsia daholo no ho avalinareo.
Dia izao ary, raha ohatra ny olombelona ny habehan'ny Univers, dia mila ho ohatra ny atome ny habe...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/10/2012 04:00
sunday
(
26/08/2012 13:30)
Amin'ny andro farany hoy Jehovah dia handatsaka ny Fanahiny @ nofo rehetra Izy
(Asan'ny Apostoly 2:17) « Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo re...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/10/2012 17:35
ishi
(
18/08/2012 11:43)
FJKM TSY mankasitraka sy manenjika Fifohazam-panahy Lehibe misy ao Amparafaravola, lahatsoratra ao amin'ny adiresy : http://fifohazam-panahy.webrpg.info/index.php , "Fifohazam-panahy lehibe no entina ...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 27/03/2014 08:41
jojo3t
(
17/08/2012 04:18)
[b]Mety ho gaga ianareo hoe ahoana koa izany fanontaniana izany?[/b]
Isika rehetra mitory eto, dia mampiasa andininin-teny avokoa, zao anefa aloha, [b]misy olona tsy mino ny voalazan'ny baiboly mihit...
tohiny
novalian'i ratsirano ny 03/10/2012 19:56
didi10
(
16/08/2012 07:14)
Ndeha isika handinika hira 2
[b]Hira voalohany[/b]: [u]Ambany elatrao[/u]
Ambany elatrao no tiako hitoerana
raha tojo tafiotra ny fiainako
tsy misy toerana hafa azo antoka
fa eo aminao no iriko eo a...
tohiny
novalian'i tiavanafi ny 08/11/2012 11:00
moustaraf
(
13/08/2012 05:26)
Salama daholo!
Ara-tantara:
Ny boky rehetra milaza ny tantaran’ny Malagasy dia ireto no lazainy raha fintinina: 1) avy any Indonezia (Javana), 2) Arabia, 3) Afrika
Hatreto dia mijanona eo ireo fikar...
tohiny
novalian'i hasiniony ny 16/07/2014 08:37
didi10
(
07/08/2012 11:38)
Tsara ny Tompo
Matahotra ny ho faty ny ankabeazan'ny Kristiana, mety ho maro ny antony fa ny tena mahagaga dia [b]arakaraky ny ahafantaran'olona an'Andriamanitra no tena atahorany ny fahafatesana[/b]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:03
jajajaly
(
03/08/2012 11:23)
Hisy fahagagana atao eto an-tany tsy ho ela.
Mino izany ve ianao.
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/120803012945945206.jpg[/img]
[img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/12080301...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 22/08/2012 04:15
lovegod
(
03/08/2012 08:47)
Rehefa mba namaky izay rehetra voalaza ato amin'ny forum sy indrndra loha hevitra iray: 'soso-kevitra sao mahasoa" dia talanjona ny tena mahita fa tena mitondra fifanolanana ny fomba fiady hevitra e...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 04/02/2015 06:11
felampaiso
(
02/08/2012 19:06)
Midika inona marina ny fitafiana eo amin'ny mpino,amin'izao lazaina fa andron'ny fandosoana izao dia mitady hihalefy ny soatoavina mahakristiana, ka heverina fa ara dalana sy tsy mahamenatra na dia iz...
tohiny
novalian'i moi ny 27/11/2014 13:06
didi10
(
01/08/2012 11:25)
Inona no anton'ny finoana?
Inona ny anton'ny fibebahana?
Inona no anton'ny Batisan'ny rano sy ny Batisan'ny Fanahy Masina?
Inona no anton'ny itoriana?
Inona no tokony haharetana?
Valiteny tokana: [b]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/08/2012 11:50
bor2lais
(
01/08/2012 09:36)
Tsy maninona na dia "film" efa nandeha aza ity apetrako eto ity : ;-)
------------
Faly miarahaba antsika rehetra.
Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 13:05
Maranatha
(
31/07/2012 11:05)
Misy lohahevitra toy ity ao aloha ao fa toa ohatry ny tsy ahaazoana aina ilay tao satria toa hila hifandramatra ireo namana. Soa ihany fa tsy mifankahita tava fa raha tsy izany dia asa fotsiny....
Ai...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:33
FNirina
(
31/07/2012 05:07)
Ny Kristiana dia solontenan' i Kristy ety an-tany, mba ho fanasin' ny tany sy ho fahazavan' izao tontolo izao, araka ny tenin' i Kristy ao amin'ny Matio:5:13-16.
Tena ilaina tokoa izany amin' izao and...
tohiny
novalian'i Miharena ny 11/08/2012 05:49
jajajaly
(
30/07/2012 10:02)
Rehefa avy nanasitrana olona maro i Jesosy dia tian'izy ireo hijanona foana teo aminy. Tsy fanasitranana sy fanaovana fahagagana anefa no zava-dehibe taminy sy ny anto-diany teto an-tany, fa inona? Ho...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 09:45
Tefigasy
(
27/07/2012 11:02)
Ohatran'ny toa samy milaza ny tenany ho kristianina daholo ny olona rehetra mitondra baiboly nefa toa samy mahita izay fomba fahitany ny ao anatiny ao. Andeha ary isika mba hanavaka kely ny vary amin'...
tohiny
novalian'i diniho ny 28/12/2013 20:51
didi10
(
27/07/2012 08:01)
Kor I 14 : 1 - 17
[-14-] Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany. 2 Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa am...
tohiny
novalian'i didi10 ny 02/08/2012 06:45
pulm
(
25/07/2012 12:37)
Aiza no tena misy ny fampianarana? ao @Testameta taloha ve? sa ao @Testameta vaovao? satria manko nandinika ny saiko nanomboka namaky ny Baiboly hatrami'ny voalohany ny tena, jereko ny ao @ TTaloha az...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/01/2013 09:44
jojo3t
(
25/07/2012 07:23)
[b]Mizara roa ny hevitra mahakasika io[/b], maro be no mihinana rà, ao koa ireo milaza ho kristiana tsy mihinana rà.
Tsy asiana nefa hoe kristiana na tsia, fa ny andrasana amintsika dia hoe, tokony...
tohiny
novalian'i roberalimanana1 ny 05/06/2017 13:32
