Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
jajajaly
(
14/12/2012 07:44)
Maro ny mpivavaka milaza fa Andriamanitra i Jesosy. Misy mihevitra fa telo izay iray Andriamanitra. Araka io fampianarana io, dia «Andriamanitra ny Ray, Andriamanitra ny Zanaka, ary Andriamanitra n...
tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 12:15
jajajaly
(
14/12/2012 07:20)
Gaga be ny angamba isika naheno hoe tsy mino ny afobe izahay Vavolombelon’i Jehovah.
Aza adino fa tsara foana mantsy ny mihaino izay mba hevitry ny hafa. Samy hafa anefa ny hevitry ny olona momba ny...
tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 13:11
didi10
(
13/12/2012 13:05)
Tsara ny Tompo
Faly ery isika tsy mankalaza ny 25 Desambra manakiana ireo mbola mankalaza ka apetraka amintsika indray ary ny fanontaniana hoe tokony hankalaza ny 01 Janvier ve isika?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/01/2013 08:39
Nehemiah
(
13/12/2012 07:55)
Efa nandinika anao Aho ka mahalala anao, hatramin'ny fipetrakao sy ny fitsanganao, na mandeha ianao, na mandry, ary fantatro tsara ny alehanao rehetra (Sal. 139:1-2).
Hatramin'ny volon-dohanao dia voa...
tohiny
novalian'i Miharena ny 18/12/2012 15:22
Miharena
(
11/12/2012 12:30)
Nosokafana ity lohahevitra ity hahafahana manao bilan ny fahalalàna tsapantsika momba ny Mpahary.
Ny olana manko rehefa tena mandinika isika dia misy ireo hevitra izay mandeha dia tsy hahitana mangi...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:18
bor2lais
(
10/12/2012 16:12)
Ity misy rohy miresaka io lohateny io 4 taona lasa izay ho an'izay mety liana ny amin'izany !
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m493be7f3a70e0/]jereo eto[/url]...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 12/12/2012 12:37
hery
(
10/12/2012 08:22)
Amin'izao akatoky ny krismasy na noely izao dia mafana fo be ny Temoins de Jehovah ary tonga saina kely aho nahita ilay hoe "ny tena kristianina tsy mankalaza noely"...
- Fa angaha Kristianina ny Tem...
tohiny
novalian'i hajarilanto emmanuel ny 15/04/2017 06:19
jajajaly
(
10/12/2012 07:15)
MISY mihevitra fa ampiasain’Andriamanitra hanasaziana antsika ny loza. Ny hafa indray tsy manaiky an’izany. Misy koa tsy mahalala izay tokony hinoana.
Ampiasain’Andriamanitra hanasaziana tokoa v...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 14/12/2012 07:54
Maranatha
(
10/12/2012 06:11)
Araka ity rohy ity dia milaza i Benoit XVI fa diso ny daty fankalazana ny fahaterahn'ny Tompo.
http://www.huffingtonpost.fr/2012/11/20/benoit-xvi-remet-en-cause-date-naissance-jesus_n_2165089.html
Di...
tohiny
novalian'i Miharena ny 20/12/2012 14:27
niryna
(
07/12/2012 06:47)
Miarahaba antsika hatrany ny tenako.Mba misy eritreritra kely aho ity ary ny tanora no tena hiantefahany eto.Na tanora aram-panahy na tanora ara-taona dia mifameno sy mila hevitra avy amintsika.
Lohah...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/12/2012 20:53
didi10
(
05/12/2012 14:17)
Mamorona ny fitovian-jo ve Andriamanitra? ahoana no fahitantsika kristianina izany?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/12/2012 16:03
vonynive
(
04/12/2012 12:40)
ny manodidina toa makina
ny fanantenana toa maina
Tsarovy anefa fa misy Ranon'aina
dia Jeso, ao anatintsika
toa maizina ny tontolontsika
ka mampikitroka ny atifanahy
Tsarovy anefa fa misy ilay Fahaza...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:10
leva2
(
03/12/2012 20:00)
Velona Jesosy!
Fanontaniana maromaro angatahako valiny aminao namana isany :
1- krismasy sa noely? fa tsy tena mitovy ireo.
2- 25 dec tokoa ve no teraka ny Tompo? raha tsia, taiza ity date 25 déc ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:47
niryna
(
28/11/2012 17:35)
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Misy resaka mba tiana sy tsara ho fantatry ny rehetra ity.Aminao inona no filazana na dikan'ny hoe "Miteny ratsy ny Fanahy Masina" na Blasphemy amin'ny teny...
tohiny
novalian'i leva2 ny 07/12/2012 17:56
sitlo
(
27/11/2012 18:33)
.
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=_WJXX3_3sjM[/youtube][/center]
Dia iza ary moa ilay kohen Rivolala
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ynLeK-Afe-Y[/youtube][/center]
I...
tohiny
novalian'i sitlo ny 11/12/2012 05:47
bor2lais
(
24/11/2012 10:33)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Nihaino ny vidéo (an-dRadidi) etsy ambany aho dia misy fitenenana an'io teny io.
Mba manitikitika ahy ny ahafantatra ny hevitsika mikasika io tenin'i Jesoa tamin'n...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:19
hery
(
21/11/2012 05:15)
Efa misy vitsivitsy ny baiboly amin'ny findray. Fa vao nampidiriko ao amin'ny https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika ihany koa ny baiboly katolika teny malagasy.
- Misy fa...
tohiny
novalian'i hery ny 21/11/2012 20:04
didi10
(
20/11/2012 07:22)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q70jJKmRpvs[/youtube]...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 27/11/2012 10:07
niryna
(
19/11/2012 17:35)
Anjarantsika hoe no manao fanakafankana araka io youtube io .
http://www.youtube.com/watch?v=T0Ak9aYD1Mo&NR=1
Ary ity iray ambany ity indray dia manambara fa nahita an'i Messiah izy
http://www.yo...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/12/2012 07:03
didi10
(
19/11/2012 08:12)
Tsara ny Tompo
Ny nahazoan'i D Lain na i Lalaina ny amboara tamin'ny fifaninanan-kira tao Abidjan no malaza izao eto Madagasikara.
[b][u]Ny lafy tsara[/u][/b]
Nitondra ny lazan'i Madagasikara tokoa...
tohiny
novalian'i leva2 ny 10/12/2012 20:43
