Fivavahana, finoana
didi10
(
13/02/2013 08:06)
Aty Madagasikara dia lasa fomba fiteny io resaka manara-penitra io;
izay te hanamafy fa tsara ny zavatra amidiny na resahiny dia lazaina fa manara-penitra avokoa.
Rehefa nandinika lalina aho anefa di...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/02/2013 12:15
YDIFAS
(
13/02/2013 07:39)
Faly tafahaona aminao indray amin'ny alalan'izao hafatra izao indray. Ny Fahasoavan'Ilay Ray Tsitoha ary ny Fiadanan'i Kristy anie hitobaka eo amin'ny fiainantsika manontolo.
Dradradradraina maneran-...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 13/02/2013 11:39
niryna
(
11/02/2013 17:39)
Asa aloha fa tena manomboka miharatsy ity andro ity an. Asa raha tadidinareo ny hafatra tany aloha tany hoe inona no asan'ny satana hialan'ny kristiana tsy hanompo an'i kristy?
Tsy azo esorina ao an...
tohiny
novalian'i pm_86 ny 01/03/2013 13:03
Maranatha
(
11/02/2013 12:16)
Ho tohin'ny resaka 25 Decembre izay namoahan'i Benoit XVI fa diso io daty io , dia io tokoa ary izy fa hametram-pialana, sao kosa misy mamono eo koa. Fa ny hevitra hanasaronana hentina hialana dia mod...
tohiny
novalian'i Fitia2 ny 21/03/2013 10:29
Maranatha
(
11/02/2013 10:33)
Mba hanamifasana ny lohahevitra dia ity misy andalana soratra masina maromaro manamafy fa tsy maintsy harahana asa ny finoana:
Jakoba 2:14 [Ny fahafoanan'ny finoana tsy misy asa] Inona moa no soa azo,...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/02/2013 12:56
nilex
(
11/02/2013 08:51)
Saika hanontany azafady raha toa ka misy mahalala adiresy mail na facebook na toy izany mba hahafahana mifandray amin'ny Episkopo Samuelson Edouard mpitarika ny HFF radio fa tena misy ilaivana azy ma...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 14/02/2013 10:52
leva2
(
10/02/2013 02:22)
Velona Jesosy!
Tsy mpitendry mahay aho, ary tena sahirana vao mba nahavita an'izy ity. Koa manentana antsika mahay mitendry, fa indrindra ny mpanakanto ara-pilazantsara, raha tena resy lahatra isika ...
tohiny
novalian'i hery ny 24/08/2018 18:56
hery
(
08/02/2013 21:25)
Fomba fitenin'ny sasany (ex-katolika) eto amin'ny serasera ilay hoe "izaho efa katolika ela be fa fantatro fa diso ny finoanareo katolika"...
Izao no teniko ho azy ireny:
- Aza mihambo ho "katolika ...
tohiny
novalian'i tanicus ny 25/01/2015 12:08
didi10
(
08/02/2013 14:31)
Tsy tokony handray anjara amin'ny fihaonana mihitsy ve namana izahay manaja ny Sabata fa toa ataonareo Sabotsy foana ilay izy?...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 19/02/2013 08:27
andry2013
(
07/02/2013 03:31)
Hafatr’i Md Paoly
Mikeleza aina hitana ny firaisam-po amam-panahy akamban'ny fihavanana; [b][u]fa tsy misy afa-tsy tena iray, sy Fanahy iray, araka ny niantsoana anareo ho amin'ny fanantenana iray;...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/02/2013 15:59
didi10
(
06/02/2013 09:39)
Amin'ny mpandalina ny finoana ny tena satria ho ny Tompo hoe:" Fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara" dia nandinika ireto fiangonana 2 ireto aho.
1- Ny fiangonan'i Episkopo Edouard iza...
tohiny
novalian'i RA TAN ny 17/05/2017 12:13
rabefou
(
05/02/2013 18:45)
ô rey olona e! na Jesoa/Jesosy/Yeshoah, izy daholo io fa isika génération fa 57 raha atao hoe 35 taona no mivadika ny génération ka miova eny an-dalana ny fomba fanononana Anarana. tsara ny mana...
tohiny
novalian'i Miharena ny 11/02/2013 16:36
andry2013
(
05/02/2013 04:26)
Matetika dia tsy azon’ny olona sasany loatra ilay hoe “Arahaba ry Maria” fanaon’ny kristianina katolika , mety misy mihitsy aza no mihevitra fa tsy manana fototra ara-baiboly izy io, azo laz...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/02/2013 05:51
tsitialainga
(
04/02/2013 08:42)
Efa lohahevitra niverimberina im-betsaka teto ny mikasika ny anaran'izay Andriamanitra tokony hantsoin'ny Malagasy, marina fa samy naneho hevitra tao daholo izay mpikaroka sy mpandalina sy mpitondra f...
tohiny
novalian'i totoavina ny 13/02/2013 15:38
rabefou
(
03/02/2013 19:04)
oviana kay no napetraka 'lay stelle eo mahamasina io? dia misy iray koa eny amin'ny jardin-Andohalo, dia misy iray koa eo Ankorondrao amin'ilay lalana mandalo ny Henri Fraise fils iny. misy interpreta...
tohiny
novalian'i fiadanampo ny 04/03/2013 14:04
didi10
(
03/02/2013 14:33)
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2013 22:31
niryna
(
02/02/2013 20:33)
Nanome tsodrano an'ny taranaka rehetra nifandimby Andriamanitra an.Ny tso drano koa moa mahery rahateo ary niafara ny hoe mitera-fito lahy sy fito-vavy ny antsika malagasy.Mino tanteraka aho fa tsy ma...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/02/2013 06:05
niryna
(
01/02/2013 17:31)
Dia mahavariana tokoa ny tovovavy indraindray an,lazainy fa efa lasan'ny olona avokoa hono ny tsara rehetra- izany hoe manambady avokoa ny tsara fa dia eny amin'ny bar sisa izy no mijerijery whoops
M...
tohiny
novalian'i didi10 ny 05/02/2013 08:01
didi10
(
01/02/2013 11:17)
[b][u]Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra[/u][/b]
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube]
[b][u]Ny Kristiana sy ny Sabata[/u][/b]
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q7...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/02/2013 12:44
niryna
(
31/01/2013 17:44)
Tsasa ny Tompo! Raha niresaka ity tantara nisy itan'ny masoko ity aho dia nandeha ny hevitra maromaro,teo no nampahery ary mazava ho azy moa fa fampianarana ho antsika tsirairay sy ho an'ny hafa ary i...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/02/2013 06:18
