Fivavahana, finoana

hery ( 29/03/2013 08:46)
Nanaitra sy nanohina ahy ny nahita ny Papa nanasa ny tongotry ny gadra omaly. Namerina izay nataon'i Kristy nanasa ny tongotry ny mpianany. Hoy tokoa mantsy izy hoe "Ka raha izaho Tompo sy Mpampianatr... tohiny
novalian'i RBNIR ny 09/04/2013 18:44
Tefigasy ( 28/03/2013 14:26)
Alakamisy anio, alakamisy toa ny anio ihany koa no nitenenan'ny Tompo ity teny ity raha hiatrika ny tena ady mafy eo amin'ny mission nataony tety an-tany Izy: [color=blue] Jao.12:27 : “Ankehitriny m... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/04/2013 08:57
tsitialainga ( 28/03/2013 07:20)
Araka ny voalazan'ny raki-tsoratra sasan-tsasany toy ny iray @ ireny mitondra ny loha-teny hoe "NY MARTIORA MALAGASY" nosoratan-dRABARY Mpitandrina tao Avaratrandohalo M.P.F, pejy faha-89, Toko XXI, m... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/03/2013 22:27
andrywui ( 26/03/2013 22:51)
- le vao natao milay lay reny alefa e ! aleo ko mba ampijerena andry miharena sy ry didi sy ry zalah ato fa artista goavana anie i hery e san aoana zoky ?... tohiny
novalian'i karandoha ny 31/03/2013 20:22
leva2 ( 25/03/2013 06:20)
Velona Jesosy! "Koa ataovy tsara ny hazo mbamin'ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin'ny voany ; fa ny voany no ahafantarana ny hazo" Mat 12/33. Rehefa nitantara ny fahitany raha nentin'i Jesosy ... tohiny
novalian'i john76 ny 13/03/2016 20:05
Miharena ( 23/03/2013 15:52)
Mba tiana sokafana ity lohahevitra ity hitadiavantsika hoe inona avy no maha-tsy misy fetra ny finoana Kristianina. Ny fanaporofoana fa mahafoaka ny fitaizam-panahy no tiana lazaina, ary tsy misy fam... tohiny
novalian'i Miharena ny 05/04/2013 12:18
Nehemiah ( 23/03/2013 07:25)
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery any @'izay rehetra alehany ve ianao ? Manana toetra feno mistery, tsy mety faritany izy izay mampisongadina azy @ olon-drehetra. Tahak'izay no nihever... tohiny
novalian'i smileyah ny 04/04/2013 07:31
tsitialainga ( 22/03/2013 09:29)
PASKA TENA MALAGASY Mbola ao anatin’ny fankalazana ny ASARAMANITRA / TAOM-BAOVAO MALAGASY tanteraka isika izao, ary hotonga tsy hoela indray ny andro faha-14 dia ny PASKA MAL AGASY 2013. Mbola fomb... tohiny
novalian'i sitlo ny 26/03/2013 10:26
didi10 ( 22/03/2013 07:59)
Ny kristiana mankalaza ny Paska dia misy fizaran-kevitra 2 eo amin'ny andro hankalazana azy: 1- Ankalazaina amin'ny andro nahafatesany (14 Abiba) 2- Ankalazaina amin'ny andro nitsanganany (Paska alaha... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 12:17
Nehemiah ( 21/03/2013 07:15)
Mety manontany ny sasany hoe : "Ahoana no ahafahanareo mino an'Andriamanitra kanefa tsy misy porofo ho an'ny fisiany na kely variraiventy aza ? Nahoana ianao no minomino foana toy izao ?". Nefa mifan... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 06:47
Maranatha ( 21/03/2013 06:00)
Indro ny fanazavana ny bibidia faharoa. http://sdabooks.tripod.com/da-a13fr.htm http://dieusauve.over-blog.com/article-20561046.html RBNR: Misy roa izy ireo ary azoko antoka fa mahay mamaky ny tenin'n... tohiny
niryna ( 21/03/2013 05:28)
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Misy mba afaka mizara ve hianareo raha nahita ilay vaovao tao amin'ny TVplus 03/19 teo,nitantara ireo olona nolatsahan'ny varatra tao Itaosy? Raha nijery ... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/03/2013 09:53
Nehemiah ( 20/03/2013 14:50)
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondra ny lohateny hoe "Life matters" nalefa t@ Australian Broadcasting Corporation, nisy tovolahy niantso hoe Gerard izay niteny hoe : "I think that some... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/03/2013 07:27
Maranatha ( 20/03/2013 11:55)
Kely sisa dia hifarana ihany ny tantaran'ny tany. Ho tonga ihany ny Tompo. Manomboka hisantatra ny fametrahana ny Puce electronique izay entina hanamafisana ny mariky ny bibidia ny zareo Etas-unies ... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/03/2013 09:43
hery ( 19/03/2013 15:00)
[img]http://sphotos-f.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/261419_10151294690517261_693318970_n.jpg[/img] Tenin'ny Papa Fransoà androany... Aza matahotra ny ho tsara fanahy. Marina fa heverina fa adala ire... tohiny
novalian'i karandoha ny 31/03/2013 20:21
smileyah ( 19/03/2013 12:46)
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny.... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2013 07:49
Nehemiah ( 16/03/2013 08:24)
Angamba tsy misy olona tia ny antsoina hoe "mpandala ny tany fisaka", nefa betsaka ny olona mieritreritra fa nampianatra ny Fiangonana t@ andro fahiny hoe fisaka ny tany , na dia tsy marina aza izany.... tohiny
RBNIR ( 15/03/2013 05:56)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Ireo tokony ho fantarin-tsika mikasinany ny fiavian'ny Tompo indray. Jao.14:1-3 araka ny voasoratra ao dia Jesosy Tompo mihitsy no nanambara fa mbola hiverina ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:57
manirii ( 14/03/2013 07:02)
(MATIO 24) Nyfamantarana nyfiavian'Kristyao@Baibolydia:sarin'nyADYsyTOLONAatrehin'nyzanak'olombelona@tenany manokana...... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/03/2013 17:38
ari.malala ( 14/03/2013 06:29)
[u]http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html[/u]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0233