Fivavahana, finoana
smileyah
(
26/02/2013 06:09)
Ankehitriny dia toa lasa lamaody ny fisaraham-panambadiana, ary maro ireo tsy mihevitra intsony ny fahamasinan'izany tokantrano izany. Ka raha vao miseho kely ny olana dia toa ny fisarahana no atao am...
tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:59
smileyah
(
25/02/2013 13:55)
Tezera fa aza manota. Nefa koa hoe raha mitezitra ny rahalahinao ianao dia hohelohina. Ahoana izany?...
tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:01
Miharena
(
23/02/2013 16:38)
Miarahaba ny rehetra indray,
Izao indray vao manokratra lohahevitra satria namaky ny hevitry ny rehetra sy nametraka izay kely fantatra tao amin'ireo karazana adihevitra mafanafana amin'izao fotoana ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 11:08
Nehemiah
(
23/02/2013 13:08)
[color=goldenrod][b]Nahoana no handefa olona any @ helo ny Andriamanitra fitiavana?[/b][/color]
Betsaka ny fiampangàna ataon'olona momba ny Andriamanitry ny Baiboly ; anisan'ny tena fahita dia ny ho...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/06/2013 07:11
roussou
(
22/02/2013 15:47)
fanambadana mixte,
mba saika anontany aho raha misy olana mitovy cas amiko eo @ tokatranony @tsy fitovampinoana.Izaho dia katolika de naissance ary ny vadiko musulman,tsy nampisy olana anefa ny finoan...
tohiny
novalian'i roussou ny 26/02/2013 11:58
didi10
(
22/02/2013 10:39)
Amena rahalahy a!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=4Jafy_AbyWA[/youtube]
...
tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:11
Maranatha
(
22/02/2013 10:38)
Ny lalàn'ny Fisoronana no niova taorian'ny nilazan'ny Tompo teo ambony hazo fijaliana hoe VITA. Isan'izany ny fanaovana fanatitra noho ny ota. Ny paska, Ny toerana fanaovana fivoriana masina sns... I...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 26/02/2013 10:19
niryna
(
22/02/2013 06:39)
Hono hoy aho e,misy ve Baiboly izay iraisan'ny mpino an'i Kristy rehetra? Misy afaka miteny izany ve isika dia andao ary haka zavatra iray .Ohatra ny fomba niantsoan'Andriamanitra an'i Abrama ary ny f...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/02/2013 17:48
sitlo
(
21/02/2013 03:26)
Ilay izy aloha tsy dia misy olana sa andro inona izy no teraka na adro inona.
Fa misy kosa ireo miizingizina sy mitady hitarika olana hoe andro mafana ihany no azo ekena.
Tsy dia iditra amin'ny resa...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/02/2013 05:23
Maranatha
(
20/02/2013 10:30)
Rehefa manaraka tsara ireo serasera hifanaovana eto ny tenako dia mahatsapa fa toa samy miaro ny Dogma hampianarina azy any ampiangonan'ny tsirairay any avokoa ny rehetra.
Tombotsoa lehibe anefa no a...
tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:07
didi10
(
19/02/2013 07:18)
[b][u]Nom 9:3[/u][/b]
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy [b][u]amin'ny fotoany[/u][/b]
Maro amintsika Kristiana no tsy mivaky loha io resa...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/03/2013 16:15
nilex
(
18/02/2013 07:55)
Misy zandrin'ny vadiko manana sipa izay tsy mino ny fanahy masina ny fiangonana misy azy,(ilay bandi izany).Mananatra ny zaobaviko aho ary mampianatra azy ny maha mety izany satria izahay dia kristian...
tohiny
novalian'i nilex ny 21/02/2013 06:11
Tefigasy
(
17/02/2013 14:02)
Rehefa teraka tao amin’i Kristy ny olona iray noho ny fanekeny Azy ho Tompo sy Mpamonjiny dia manana andraikitra aminy i Jesoa mba hanapaka ny fiainany. Ary izay no antsoina hoe fahateraham-baovao....
tohiny
novalian'i Miharena ny 27/02/2013 02:28
toriteny
(
17/02/2013 12:35)
Ho an'i Andry2013 (Ny anjely aza niarahaba azy) sy ho an'i Hery (Tsy tena katolika izay niala katolika) ary ho an'ireo rahavavy sy anadahy katolika rehetra mpiserasera ito sujet ito.
[b][u]Aza raisina...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/03/2013 13:11
miarana
(
16/02/2013 07:24)
« [b]Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy.[/b] » (Isaia 43:21)
Ndeha hanambara ny FIDERANA AZY fa mendrika izany IZY.
Raha mety ianao dia mametraha izany eto, ary hadin...
tohiny
novalian'i smileyah ny 27/02/2013 07:04
niryna
(
15/02/2013 17:49)
Raha zohina anie dia toa milaza ny azy ho fampianarana tsy misy kilema foana no mafotaka eto e,iza no olona tsy mahalala an'i kristy ka anaraka ny fampianaraNy raha toa izao foana no mitohy?
[quote...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 01/03/2013 05:53
andrywui
(
15/02/2013 12:29)
Ho an’ireo mpanao gazety manokana mpandinika ny fiainan’i Vatikana dia isan’ny andrandraina ny Papa tanora sy mihetsiketsika. Izay lany eo no ho Papa faha-266 tao anatin’ny tantara Eglizy Kat...
tohiny
andrywui
(
15/02/2013 12:14)
Tranga vitsivitsy
Ho an’ireo mpanara-baovao momba an’i Vatikana dia misy antony hafa, ankoatra ny toe-pahasalamana, nitarika ny Papa Benoît XVI handray izao fanapahan-kevitra hitsahatra amin’ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/02/2013 16:20
niryna
(
14/02/2013 07:12)
Dia mbola miarahaba ny rehetra ihany ny tenako ary misaotra an'Andrimanitra lehibe hatrany aho fa mbola nomeny fotoana hizarana ny Teniny isika tsirairay avy.
Aleo ary tonga dia hazava araka ny hafat...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2013 06:23
didi10
(
13/02/2013 12:22)
[b][u]Malakia 3;8-10[/u][/b]
8 [b]Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy hianareo[/b]? Nefa hoy hianareo:[b] Amin'inona moa no androbanay Anao[/b]? [b]Amin'ny fahafolon-karena sy ny fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/02/2013 06:49
