Fivavahana, finoana

Nehemiah ( 17/04/2013 06:14)
Ireto misy taranja vitsivitsy izay tsy iombonan'ny Baiboly sy ny "siansa" ankehitriny izay mandà an'Andriamanitra. Izao no lazain'ny [color=blue]Gen. 1:1 : "Tamin'ny fiandohana, Andriamanitra nahary... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/04/2013 06:06
didi10 ( 16/04/2013 09:32)
Hoy i Paoly hoe: Raha tsy nitsangana tamin'ny maty i Kristy dia foana ny toriteninay ary foana ny finoanareo, misy fanontaniana manitikitika ahy ry namana: Raha nitsangana mangingina tao Jesosy ary t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:27
Nehemiah ( 15/04/2013 15:06)
@'izao vanim-potoana post-moderne izao, misy fiteny manao hoe : [color=blueviolet][b]"Un pessimiste est un optimiste bien informé"[/b][/color]. Azo heverina fa marina izany. Samy efa nahatsikaritra a... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/05/2013 15:08
leva2 ( 15/04/2013 07:19)
Velona Jesosy! Hita fa marobe ankehitriny no nomen'ny Tompo talenta amin'ny fihirana sy fitendrena hira ara-pilazantsara. Misy misera eto amin'izy ireny, ka mba te hanentana indray aho ho fanitarana ... tohiny
novalian'i leva2 ny 21/04/2013 06:29
humiliervous ( 13/04/2013 08:29)
BONJOUR; MBA FANTATRAO VE FA NY CONSOMMATION D'EAU DANS LE MONDE 1 300 000 litres chaque seconde 78 000 000 litres chaque minute 4 680 000 000 litres dans une heure; et chaque Jour? et chaque année? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/04/2013 03:25
Nehemiah ( 13/04/2013 06:15)
[color=purple][b]Adala ve i Jesoa ?[/b][/color] Nanana ny fomba fijery manokany ny amin'i [color=indigo]Jesoa[/color] i [color=green]Albert Schweitzer[/color], izay nahazo ny amboara [color=green]Nob... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:42
sitlo ( 12/04/2013 17:24)
Io fomba fijery iray io aloha dia tsy azoko mihitsy fa mba nataoko ihany ny fandinihana. Azoko izy raha ara-pamaritana fa eo amin'ny fiainana no hitako fa tsy mitombina. Nefa rehefa dinihina dia hita ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/04/2013 05:18
smileyah ( 12/04/2013 14:10)
Moa ve ireo fijaliana sy fahoriana mianjady amintsika isan'andro ireny heverintsika ho famaizana avy amin'Andriamanitra sa fahasoavana avy amiNy koa?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/04/2013 08:36
Nehemiah ( 11/04/2013 13:11)
[color=fuchsia][b]Avy @ fahasoavana ny tena fahamasinana ![/b][/color] Tsara ny manamarika fa betsaka ny kristiana matahotra ny fahasoavana. Tsy eken'ny sainy ny fahatanterahan'ny fahasoavan'Andriama... tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/04/2013 07:53
bazylou ( 11/04/2013 06:48)
novalian'i sitlo ny 12/04/2013 16:59
smileyah ( 09/04/2013 14:09)
Mipetraka ny fanontaniana eto satria dia toa maro ireo milaza hoe mino nefa ny teny hoe mino mihitsy no tsy hain'ny ankamaroan'ny olona ka mahatonga azy hiozongozona ary hivadibadika toa lela may. Koa... tohiny
novalian'i toriteny ny 26/04/2013 03:24
Nehemiah ( 08/04/2013 06:10)
Efa nandinika zavatra 1 ka nieritreritra ny fomba namoronan'Andriamanitra ny particules atomiques ao anatiny avy @ habaka ka namorona ny fizotra sy ny angovo izay hahatonga an'ireny particules ireny h... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/04/2013 18:07
diniho ( 06/04/2013 19:09)
Ankehitriny,raha mahita ny takelaka na afisy na maheno ireo fanambarana @ haino aman-jery ataon'ny fiangonana ankehitriny isika dia mametraka fanontaniana hoe:fahagagana,fitahiana tokoa ve no te... tohiny
novalian'i Miharena ny 18/04/2013 09:05
Nehemiah ( 06/04/2013 08:51)
[color=purple][b]Nandainga ve i Jesoa ?[/b][/color] Vitsy dia vitsy ny olona mba niseho nanendrikendrika an'i [color=indigo]Jesoa[/color] ho mpandainga, na dia eo anivon'ny mpankahala Azy aza. Kanefa,... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:41
nilex ( 05/04/2013 13:41)
Maninona kay ny sasany amintsika no manao ireny resaka lava loatra ireny e,manainona raha atao fohy sady mazava ny tiana hambara dia mazoto miady hevitra ny olona fa ilay izy tena lava loatra ka tsy v... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/04/2013 08:20
Nehemiah ( 03/04/2013 13:11)
[color=purple][b]Nanonon-tena ho Andriamanitr'i Abrahama sy Mosesy ve i Jesoa ?[/b][/color] Araky ny efa hitantsika t@ fizarana 1, nanao filazana momba ny tenany izay nahavaky vava ny olona nihaino Az... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:42
Maranatha ( 03/04/2013 10:36)
Eto ihany koa dia tsy hay na samihafa ihany koa na mitovy fa dia alefa aloha ny fahamarinana. Ny mpampakatra aloha dia i Kristy Ny hampakarina dia Jerosalema vaovao. Ny hasaina hanatrika ny fampakara... tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/04/2013 07:50
Maranatha ( 03/04/2013 05:48)
Ny hosotra dia zava-masina iray izay tsy azo ataotao foana. Mifandimby araka ny fametraha-tanana ihany koa io. Nisy zavatra iray izay tena nahatsikaiky sy nampalahelo nitranga tao @ fiangonana iray at... tohiny
novalian'i bichette ny 17/04/2013 11:58
Nehemiah ( 30/03/2013 07:45)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 10:40
mizara ( 30/03/2013 05:11)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=pCgw1UUOaUE[/youtube]... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 05:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.9897