Fivavahana, finoana

voromailala ( 19/06/2013 08:33)
Anisany zavatra tena nahaliana ahy moa izany ireo [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Manuscrits_de_la_mer_Morte]manuscrites de Qumrân[/url].Raha fintinina izany dia tao no nahitana ny arsiva ny Baibol... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/06/2013 13:49
smileyah ( 19/06/2013 06:39)
Ny kristianina tsirairay avy dia tokony hitafy ny fanetren-tena mandrakariva. Misy ny fanetren-tena ety ivelany ary misy ilay fanetren-tena ao anaty. Moa ve ampy ny manana fanetren-tena ety ivelany fo... tohiny
voromailala ( 18/06/2013 11:16)
salama Inty misy sombin-dahatsoratra tao anaty Baiboly, afaka manazava ny fahazahoanareo azy avy ve ianareo? [b]Jean (3:1-7) [/b] [quote] 1 Mais il y eut un homme d'entre les pharisiens, nommé Nicod... tohiny
novalian'i moustaraf ny 04/07/2013 08:41
endriny ( 17/06/2013 15:48)
Izay mba mahalala na kely aza mba zarao aza fady, fa lasa toa fampitahorana olona ilay izy.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:59
Nehemiah ( 17/06/2013 08:13)
[img]http://www.keynoteresource.com/speakerphotos/RobertBallard.jpg[/img] Robert Duane Ballard no anaran'itony rangahy itony, Bob Ballard ho an'ny namany. Mety efa nahita azy ny olona izay nanaraka n... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:04
Tefigasy ( 17/06/2013 05:26)
Iza no mbola tsy nandalo kirizy ny fiainany ? Inona no mahatonga ireny tafio-drivotra ireny mandalo eo anatrehan'ny kristianina ? Manaiky ve ianao fa tena sitrapon'Andriamanitra tokoa ny hiatrehanao i... tohiny
novalian'i hasiniony ny 27/11/2013 07:52
alfantomas ( 16/06/2013 09:22)
Diso ny fiheverana fa ny finoan'ny Ntaolo malagasy dia mifanohitra amin'ny finoana kristianina, tsy mifanohitra velively ireo fa mifameno aza... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:30
Nehemiah ( 15/06/2013 06:06)
Hevero anie ireto fomba fijery 3 ireto : - misy mpanao "délivrance henjana", ataontsika hoe Rafidilala no anarany, izay milaza an'i Rakoto fa hositraniny ny areti-nifiny. Mametra-tanana @ Rakoto ing... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:05
endriny ( 14/06/2013 17:02)
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e? Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy). Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohak... tohiny
novalian'i mizara ny 19/06/2013 11:57
voromailala ( 13/06/2013 16:06)
Misy fanontaniana kely inty hoe taiza marina i Jesoa 12 taona hatramin'ny 30 taona? sao dia tany Inde marina azany izy? ... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:19
endriny ( 13/06/2013 04:13)
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny a... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:08
sitlo ( 12/06/2013 23:01)
Fomban'ny kristianina mantsy ilay mankany amin'ny mangingina dia "mamelà ny helokay"... Dia hoe lasa olo-masina be izy ny ampitso. Fa rehefa hita ny vokatry ny nataony dia iny izy no manome tsiny ana... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/06/2013 14:25
endriny ( 12/06/2013 19:23)
Ny Malagasy efa lasa Kristianina hono dia tsy mankalaza izany finoana ny "Razana mba hitahy" izany intsony. Fa aleony mino ny razana jiosy "petera, Matio, Jesosy... Maria" Dia tsy mandeha na manatri... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:10
endriny ( 12/06/2013 19:16)
Raha noana ny olona iray dia mitady "ody am-bava fo", "oly troky" hoy ny Tandroy sy ny Tandrefana (eto Madagasikara ihany) Rehefa noana ny mponin'i Esira Hely (Israel) dia ny Oliva no nataony ady ami... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:33
voromailala ( 12/06/2013 11:28)
Salama daholo Efa nandehadeha ihany ny siosio dresaka hoe misy corruption sy lobby gay tao vatican, fa raha ny vaovao hita amin'ny aterineto dia toa hoe niconfimer mihintsy ny Papa Francois hoe misy i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/06/2013 11:27
Nehemiah ( 12/06/2013 07:46)
Mitoraka matetika an'ity fanontaniana fihaikena ity ny tsi-mpino ary mieritreritra fa tsy hay valiana ilay izy. Kanefa misy tokoa ny valiny, ary valiny tsotra. [b][color=crimson]Nila naka biby firy t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:40
Nehemiah ( 12/06/2013 07:42)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg[/img][/url] Johan Huibers no anar... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:35
Nehemiah ( 12/06/2013 07:37)
Miroso @ tapany farany @'ity lohahevitra ity isika, dia ny momba ny Sambofiaran'i Noa, isika. Arabiana matetika dia matetika izy io. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/3c25192e61860a36d3c4... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/06/2013 07:52
endriny ( 11/06/2013 15:30)
Israely dia avy amin'ny tany masina kely no dikany, raha any Atsimo eto Madagasikara io, dia ny faritra Esira, saingy ny tany Esira hely izay lasa hoe Israel dia kelikely kokoa ilay tany tany masina n... tohiny
endriny ( 11/06/2013 02:24)
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady. Dia nony... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 18:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2256