Fivavahana, finoana
voromailala
(
23/07/2013 08:21)
Maro amin'ny malagasy mbola mino fa ny baiboly dia tenin'Andrimanitra ranoray.
Kanefa dia maro ireo '[b]Contradictions[/b]" hita ao anaty baiboly. Misy ireo olona miezaka manazava fa tsy "Contradictio...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/08/2013 08:59
Nehemiah
(
23/07/2013 06:20)
T@ Nôvambra 1999, nilaza i National Geographic fa nahita ny chaînon manquant mampifanohy ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona, dia ny Archeoraptor. Toy izao ny endriny t@ pejy voalohany :
[ur...
tohiny
novalian'i Miharena ny 24/07/2013 09:19
Nehemiah
(
22/07/2013 06:26)
Ny fanontaniana voalohany tsy maintsy apetrakantsika dia ity : inona no atao hoe dinôzôra ? Ity voambolana ity dia noforonin'i Richard Owen t@ 1842, rehefa namorona taxon (sokajin-javamananaina) vao...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/07/2013 06:23
barnasha
(
20/07/2013 12:30)
[list][list][u] [list] [b]NY MAHA ISRAELITA NY MALAGASY:
ny fombafombany [/b] [/u] [/list]
[i] Ny isan'ny zanak'Yisra'el dia ho tahaka ny fasika amin'ny ranomasina izay
tsy afatra na isaina, ary any...
tohiny
novalian'i ratsirano ny 07/08/2013 15:06
barnasha
(
18/07/2013 16:18)
[list][list] [b][u] ORIGINES ISRAELITES DES MALALAGASY:
la mort dans la tradition Israélite et Malagasy[/u][/b][/list][/list]
[b][i][u]La survie de l'âme après la...
tohiny
novalian'i voromailala ny 25/07/2013 09:50
Tefigasy
(
18/07/2013 10:31)
1 - Misy fombafomba arahina ve ?
2 - Mila mijery olona manodidina sy izay ataony (na mpiara-mivavaka na mpitarika fivavahana) ve ?
3 - Mila mijery fotoana sy ora ve ?
4 - Mila mitandrina sakafo sy and...
tohiny
novalian'i Miharena ny 23/07/2013 16:19
moustaraf
(
17/07/2013 12:57)
salama namana,
Mandroso izahay na dia mbola betsaka ireo minia manentsi-tadiny,
[url=http://]http://www.lexpressmada.com/finoana-madagascar/37485-nofafana-tao-anaty-baiboly-ny-teny-hoe-jehovah-.html[...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:29
voromailala
(
15/07/2013 15:05)
Salama daholo
Misy vehivavy Indiana [b]Mata Amritanandamayi[/b] na [b]Mère Amma[/b] iray izay nahazo Prix Nobel de la Paix, mizara fitiavana maimaipoana.
ahoana ny fahitanao azy?
[url=http://www.do...
tohiny
novalian'i voromailala ny 23/07/2013 12:12
Maranatha
(
15/07/2013 12:11)
Andro fanavotana: ahoana no fanao t@ teo aloha??? Tamin'ny Testamenta taloha (talohan'ny nanombohana an'i Messiah teo amin'ny hazofijaliana)
Iza no tena mandray andraikitra ao??? Ahoana ny fanaon'ny v...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 06:03
moustaraf
(
14/07/2013 16:34)
Salama namana,
Mba mahaliana ny mahalala hoe: inona marina no dikan'ireo Ora faha 3 sy ora faha 9, miverimberina foana ao @ baiboly manontolo; izay itrangan'ireo asa lehibe maro ampisehoan'i Tsitoha n...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 18/07/2013 07:10
endriny
(
05/07/2013 12:46)
Ahoana no fomba hanomezana endrika tsara ny finoana Malagasy?...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:50
endriny
(
04/07/2013 16:32)
Milaza fa mpandala ny baiboly sy mpivavaka nefa ady hevitra aza tsy zaka dia manompa no atao...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:51
riri12
(
02/07/2013 18:25)
Indraindray rehefa kivy, tsy afa-manoatra ny olona iray dia miantso tody ka milaza hoe: "Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, andriko ihany" !Inona no tena hevitr' io fombam-pitenenana malagasy io? Mifan...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/07/2013 09:11
Tefigasy
(
02/07/2013 05:54)
Ahoana ny fahitantsika ireny olona ireny ?
Azo lazaina ho kristianina ve ireny olona ireny sa tsia ?
Inona no manosika azy tsy hanatona sy hiditra ny tranon'Andriamanitra hiaraka hidera amin'ny mpino ...
tohiny
novalian'i manoasoa ny 16/07/2013 10:47
voromailala
(
28/06/2013 09:04)
Sanatria fanenjehana ny fivavahana Katolika fa kosa filazana ny zavatra marina sy mitranga ao Vatican.
Raha teo aloha dia nanaiky ny Papa ny fisian'ny Eveka miray amin'ny lehilahy, dia ity indray mi...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2013 13:09
endriny
(
25/06/2013 05:34)
Nahoana ny Silamo no tsy mino izany?
Araho ny baiboly dia hitanao ny valiny ary jereo ihany koa ny Koroany...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:58
Nehemiah
(
24/06/2013 14:17)
Inona aloha no atao hoe "[i]réincarnation[/i]" ? Raha fintinina ilay izy dia finoana fa rehefa maty ny olombelona dia tsy mandeha any @ Paradisa na ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny fa miverina mitafy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2013 08:20
endriny
(
20/06/2013 15:58)
Mivavaka alahady fa mangalatra akoho alatsinainy. Dia antsika no manohy azy a......
tohiny
novalian'i endriny ny 15/07/2013 06:06
alfantomas
(
20/06/2013 08:09)
tsara ampafantarina ny rehetra ny moba ny finoana katolika fa misy mihevitra anay ho mivavaka amin'ny sary vongana.tsy mivavaka velively amin' ireny izahay fa fahatsiarovana fotsiny ihany ireny
...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:51
alfantomas
(
19/06/2013 16:09)
Misy antokom-pinoana sasany tsy mitsahatra manaratsy ny finoan'ny hafa mba hitaomany ny olona hivavaka ao aminy hanangonany harena (am-pahafolon-karena) ...
tohiny
novalian'i ranovelona ny 04/07/2013 06:48
