Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana tokoa ve i Kristy
1. endriny
(
25/06/2013 05:34)
Nahoana ny Silamo no tsy mino izany?
Araho ny baiboly dia hitanao ny valiny ary jereo ihany koa ny Koroany

novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:58
4. hery
(
25/06/2013 12:20)
Ohatry ny hafahafa ilay fanontaniana. Tsy hitako izay idiran'ny silamo amin'izany.
Ngah koa izao i Rabozaka Jean-Pierre mino an'izany? Nefa ny tsy finoan-dRabozaka azy ve midika hoe tsy nofantsikana izy?

5. Miharena
(
25/06/2013 12:40)
Angaha moa heverin'ny namana Endriny fa tsy fantatry ny Silamo i Jesoa?
Ry zareo aza no mahalala Azy kokoa noho ny Kristianina sasany raha zohina tsara ny Koroany!
Fa ilay hoe resaka nofantsihana tsy hinoan-dry zareo dia tsy marina loatra satria tsy misy filazana mitsipaka ny fifantsihan'i Jesoa aloha ao.
Mitovy amin'ilay réincarnation etsy ambadika ihany, tsy voatery ho voasoratra avokoa ny zava-drehetra ao anaty Baiboly sy ao anaty Koroany.
Io moa dia efa nambara ihany hoe raha zao tontolo izao dia tsy ampy raha ny zava-drehetra nasehon'i Jesoa fotsiny aza.

6. endriny
(
25/06/2013 16:50)
Saingy ny silamo dia tsy mino fa i Kristy no nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana. Ary ny evanjelin' i Piera ihany koa dia nanamafy an'io, fa i Kristy dia nitazana ny zavatra rehetra teny ambony hazo.... Dia io no nandavana ny fampidirana ny evanjely nosoratany tao amin'ny testamenta vaovao.
7. Miharena
(
26/06/2013 05:11)
Ilay hoe nitazana ny zava-drehetra teny ambony hazo aloha dia tsy mahagaga angamba izany satria Petera anie ka olona efa misokatra masom-panahy. Ohatra ao anaty Babioly ny transfiguration izay nataon'i Jesoa raha niaraka niresaka tamin'i Mosesy sy Elia Izy.
Dia mitombina ny resaka hoe tsy nofantsihana IZY amin'ny maha-IZY AZY fa ny nofony kosa nofantsihana.
Ilay fanasarahana ny ara-panahy sy ny zava-mihatra amin'ny nofo no mila avahana tsara rehefa mijery fomba fanazavàna ny hevitra tsapan'ny hafa.

8. voromailala
(
26/06/2013 07:38)
Tsy mitovy ny fijerintsika eto.
I Piera dia Moraliste toy an'i Moizy (nanoratra ny didy folo ary nanampy izany azany avy eo), ary tsy tia ny resaka firaisana aranofo (io nahatonga ny mopera tsy mahazo manambady) satria ratsy ny seksa.
Ary Izy no nampiditra ny tao anaty fivavahana ny resaka Tsara sy ny Ratsy.
Raha nanontany ireo mpianany i Kristy hoe hampitahanareo amin'ny inona aho (Evajilin'i Thomas io), dia hoy i Piera hoe "Ange de la justice". Io no manazava fa moraliste izy, hoe Jesoa dia ange madio tsisy pentina ka mitsara, manavaka ny ratsy sy ny tsara.
I Matio koa dia namaly hoe "Sage et intelligent",satria i Matio dia Erudit, ka nanao "Theories" maro momba an'Andriamanitra.
i Thomas koa namaly hoe tsisy teny afaka hilazana izay azo hampitahana aminao. Ary izy no nanakaiky ny fahamarinnana satria Jesoa dia efa niray tamin'Andriamanitra fa tsy takatry ny saina "Mental" hoe izy i Jesoa
fa azo tsapaina ao anaty irery ihany.
I

9. Miharena
(
26/06/2013 13:21)
Mitovy ihany ny fomba fijery raha zohina ilay resak'ireo olona notanisainao ireo ka ! Satria na Anjely, na olonkendry na tsy takatry ny saina dia mitovy eo anatrehan'ny maha-olombelona. Samy tsy takatry ny saina ihany, toy ny transfiguration izay nolazaiko teo ambony.
10. Miharena
(
26/06/2013 13:40)
Ity izao ohatra iray izay voalazan'ny Coran momba an'i Jesoa :
Ny tiana hahatongavana eto dia izay momba ny fanahy sy finoana Jiosy dia anisan'ny fantatry ny Silamo tsara. Ary mahavariana aza fa ry zareo indray no mananatra ny Jiosy tsy miorimpaka amin'i Jesoa sy ny fanambarany!
14. ô vous qui avez cru ! Soyez les alliés d'Allah, à l'instar de ce que
Jésus fils de Marie a dit aux apôtres : “ Qui sont mes alliés (pour la
cause) d'Allah ? ” - Les apôtres dirent : “Nous sommes les alliés
d'Allah”. Un groupe des Enfants d'Israël crut, tandis qu'un groupe nia.
nous aidâmes donc ceux qui crurent contre leur ennemi, et ils
triomphèrent.

11. Miharena
(
26/06/2013 13:45)
Ho an'izay liana amin'ny resaka eo ambony io ity ny extrait nakana azy
Sourate 61 : AS-SAFF (LE RANG)
14 versets - Post-Hégire
-----------------------------------------------------------------------------
Au nom d’Allah, le Tout Miséricordieux, le Très Miséricordieux.
1. Ce qui est dans les cieux et ce qui est sur la terre glorifient Allah,
et Il est le Puissant, le Sage.
2. ô vous qui avez cru ! Pourquoi dites-vous ce que vous ne faites
pas ?
3. C'est une grande abomination auprès d'Allah que de dire ce que
vous ne faites pas.
4. Allah aime ceux qui combattent dans Son chemin en rang serré
pareils à un édifice renforcé.
5. Et quand Moïse dit à son peuple : "Ô mon peuple ! Pourquoi me
maltraitez-vous alors que vous savez que je suis vraiment le Messager
d'Allah [envoyé] à vous ? ” Puis quand ils dévièrent, Allah fit dévier
leurs coeurs, car Allah ne guide pas les gens pervers.
6. Et quand Jésus fils de Marie dit : “ô Enfants d'Israël, je suis
vraiment le Messager d'Allah [envoyé] à vous, confirmateur de ce qui,
dans la Thora, est antérieur à moi, et annonciateur d'un Messager à
venir après moi, dont le nom sera “Ahmad”. Puis quand celui-ci vint à
eux avec des preuves évidentes, ils dirent : “C'est là une magie
manifeste”.
7. Et qui est plus injuste que celui qui invente un mensonge contre
Allah, alors qu'il est appelé à l'Islam ? Et Allah ne guide pas les gens
injustes.
Page 612
8. Ils veulent éteindre de leurs bouches la lumière d'Allah, alors
qu'Allah parachèvera Sa lumière en dépit de l'aversion des mécréants.
9. C'est Lui qui a envoyé Son messager avec la guidée et la Religion
de Vérité, pour la placer au-dessus de toute autre religion, en dépit de
l'aversion des associateurs.
10. ô vous qui avez cru ! Vous indiquerai-je un commerce qui vous
sauvera d'un châtiment douloureux ?
11. Vous croyez en Allah et en Son messager et vous combattez
avec vos biens et vos personnes dans le chemin d'Allah, et cela vous est
bien meilleur, si vous saviez !
12. Il vous pardonnera vos péchés et vous fera entrer dans des
Jardins sous lesquels coulent les ruisseaux, et dans des demeures
agréables dans les jardins d'Eden ? Voilà l'énorme succès
13. et il vous accordera d'autres choses encore que vous aimez
bien : un secours [venant] d'Allah et une victoire prochaine. Et
annonce la bonne nouvelle aux croyants.
14. ô vous qui avez cru ! Soyez les alliés d'Allah, à l'instar de ce que
Jésus fils de Marie a dit aux apôtres : “ Qui sont mes alliés (pour la
cause) d'Allah ? ” - Les apôtres dirent : “Nous sommes les alliés
d'Allah”. Un groupe des Enfants d'Israël crut, tandis qu'un groupe nia.
nous aidâmes donc ceux qui crurent contre leur ennemi, et ils
triomphèrent.
-----------------------------------------------------------------------------
12. voromailala
(
27/06/2013 09:46)
Miharena:
Mitovy ihany ny fomba fijery raha zohina ilay resak'ireo olona notanisainao ireo ka ! Satria na Anjely, na olonkendry na tsy takatry ny saina dia mitovy eo anatrehan'ny maha-olombelona. Samy tsy takatry ny saina ihany, toy ny transfiguration izay nolazaiko teo ambony.
Misy tsy hitovizany ka.
Moraliste zao takatry ny saina , toy izany ohatra ny hoe ny tsara sy ny ratsy.
ary ny resaka theorie koa takatry ny saina satria resaka lojika no miasa.
Ny resaka fanahy io no tsy takatry ny saina, satria zavatra tsapa avy ao anaty, sarotra hoan'ny olona ny mitantara ohatra ny fahasambarany tsapany avy ao anaty na ilay fitiavana.
Anisany zavatra tena mahaliana tokony ilay transfiguration satria amiko izany, dia teo i Jesoa no nitambatra tamin'Andriamanitra.
13. smileyah
(
27/06/2013 13:56)
endriny:Sasa-poana izay miady @ i Kristy. Izy ireo indrindra no handohalika eo anatrehany, ho fitoeran-tongony.
Nahoana ny Silamo no tsy mino izany?
Araho ny baiboly dia hitanao ny valiny ary jereo ihany koa ny Koroany
14. mandalomiserana
(
28/06/2013 06:44)
Fa raha tsy nofantsihina anie Jesosy dia tsy nitondra ny helontsika e( voahozona izay mihantona @ ny hazo), mihezaka foana ny devoly hanankorotana sy hamiliana ny marina fa efa maty nisolo toerana antsika i Kristy, ezahiny porofoana fa bandy te ho vedette Jesosy ka tsy hanaiky hofantsihina izany, na tsy Izy iny nifantsika iny fa olona hafa. Ny fandraisana ny baiboly mihitsy no mahadiso ny fijerintsika: ny baiboly dia fanehoan'Andriamanitra ny fitiavany antsika,ary na dia very nohon'ny tsy faneken'ny tenin'Andriamanitra aza ny olombelona dia foiny ny zanaka lahitokany mba ho faty hisolo ny toeran'izy ireo, natsangana t@ ny maty Jesosy mba hanehoan'Andriamanitra fa tsy anarana hafa eto ambon'ny tany hahazoana famonjena afa-tsy ny anaran'i Jesosy irery.
Koa ezahina voizina fa tsy nifantsika ny Tompo, noho izany tsy maty, mbola ilaina izany ny sorona hamelana heloka satria raha tsisy ra latsaka, tsisy famelan-keloka.
An'ny tsirairay ny safidy na hino na tsia izany fa izaho resy lahtra fa ny ran' i Kristy nofantsihina tao Kalvary no manadio sy manafaka ahy @ ny fahotako rehetra

15. mandalomiserana

16. Miharena
(
28/06/2013 07:21)
Raha zohina anie namana mandalomserana dia tsy misy milaza sy manaporofo aloha hatramin'izao fa tsy nifantsika i Jesoa e! Eny na ny Silamo aza fa lohahevitra nentin'ny namana Endriny teto fotsiny ihany io.
Ny resaka eto dia hoe na ny Silamo aza dia niaiky fa miaraka amin'Andriamanitra i Jesoa ary tokony hinoan'ny Jiosy.

17. jobiely
(
28/06/2013 08:39)
Samy tsy nisy nahita nge isika hoe nofantsihana marina ve i Jeso sa tsy, nefa " SAMBATRA IZAY TSY MAHITA NEFA MINO" fa raha izaho manokana aloha dia mino 100%, hoe nofantsihana izy dia maty dia nalevina dia avy eo indray nitsangana dia niakatra any an- danitra e, Izany no fototry ny finoana Kristianina ka raha olona tsy mino an' io dia tsy mpanara- dia an' i Kristy izy, ary izay tsy mino an' i Jeso Kristy dia tsy ho vonjena ny fanahiny rehefa maty.
18. mandalomiserana
(
28/06/2013 09:33)
Fa raha tsy nofantsihina anie Jesosy dia tsy nitondra ny helontsika e( voahozona izay mihantona @ ny hazo), mihezaka foana ny devoly hanankorotana sy hamiliana ny marina fa efa maty nisolo toerana antsika i Kristy, ezahiny porofoana fa bandy te ho vedette Jesosy ka tsy hanaiky hofantsihina izany, na tsy Izy iny nifantsika iny fa olona hafa. Ny fandraisana ny baiboly mihitsy no mahadiso ny fijerintsika: ny baiboly dia fanehoan'Andriamanitra ny fitiavany antsika,ary na dia very nohon'ny tsy faneken'ny tenin'Andriamanitra aza ny olombelona dia foiny ny zanaka lahitokany mba ho faty hisolo ny toeran'izy ireo, natsangana t@ ny maty Jesosy mba hanehoan'Andriamanitra fa tsy anarana hafa eto ambon'ny tany hahazoana famonjena afa-tsy ny anaran'i Jesosy irery.
Koa ezahina voizina fa tsy nifantsika ny Tompo, noho izany tsy maty, mbola ilaina izany ny sorona hamelana heloka satria raha tsisy ra latsaka, tsisy famelan-keloka.
An'ny tsirairay ny safidy na hino na tsia izany fa izaho resy lahtra fa ny ran' i Kristy nofantsihina tao Kalvary no manadio sy manafaka ahy @ ny fahotako rehetra
Koa ezahina voizina fa tsy nifantsika ny Tompo, noho izany tsy maty, mbola ilaina izany ny sorona hamelana heloka satria raha tsisy ra latsaka, tsisy famelan-keloka.
An'ny tsirairay ny safidy na hino na tsia izany fa izaho resy lahtra fa ny ran' i Kristy nofantsihina tao Kalvary no manadio sy manafaka ahy @ ny fahotako rehetra
19. mandalomiserana

20. endriny
(
29/06/2013 04:25)
Izao aza, raha toa ka i Jesosy tokoa no nosamborina tamin'ny alin'ny zoma... Dia nahoana no nila ny fanampian'i Jodasy ny miaramila sy i Kalifa mpisorom-be? Nga tsy hainy i Kristy izay olona malaza sy fahitany isan'andro mitoriteny eny amin'ny vohitra sy ny lalana ary ny tsena, no mila an'i Jodasy ry zareo hanoro azy amin'ny oroka?
Tsarovy fa Jodasy sy Kristy dia mpianakavy. Dia andeha hamadika azy ve izy? Sa anandrasana maizina mihintsy ny andro dia tsy hita ny tarehin'ny olona dia izay sendra voaoroka no nobedaina ka nofantsihana (izany hoe lona hafa mihintsy tsy teo amin'ireo mpianatra na i Kristy akory)
2) tsy fanaon'ny Raomanina ny mamotika ny tarehin'ny olona alohan'ny hamantsihana azy, saingy tamin'ity indray mitoraka ity dia nopotehina ny tarehin'ilay nofantsihana mba hibaba ra ka tsy hitan'ny olona hoe iza marina io nofantsihana io.
3) Vao voasambotra fotsiny ilay olona nofantsihana, dia lasa notsoaka daholo ny mpianatra rehetra, tsy nisy nanaraka ilay nofantsihana na iray aza, nefa nony avy eo nanoratra ny lalan'ny hazo fijaliana... Dia inoanao ve fa marina io filazan-dry zareo io fa tsy honohono, satria ry zareo tsy nanatrika akory... Andeha atao hoe nisy loza nahafaty olona, dia ianao tsy nahita apry fa olona no nilaza taminao hoe: nirehitra ilay fiara ary kila tao ny kisoa valo.... Dia ny ampitson'io lasa ianao miresaka amin'ny mpanao gazety hoe soraty kely ange hoe nisy loza nahafatesana kisoa 8 tary eh... Dia hino anao ve ny mpanao gazety.... Raha tsy hoe olona fantany ianao... Dia nanoratra ilay mpanao gazety, fa tena izay marina ve ny zava-niseho.?