Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana tokoa ve i Kristy

61. endriny ( 25/07/2013 04:29)
Dia diso izany ilay hoe tsy : Tsy misy mahalala ny ora farany afa tsy ny Ray? Sa nandainga ilay Kristy satria izy sy ny Ray dia iray ihany ka tokony ho hainy izay hain'ny Ray.

Sady diso be izany ilay hoe vavaka nampianarin'ny Tompo raha tokony tsy maintsy mandalo amin'i Kristy ny fangatahana rehetra....
62. Nehemiah ( 25/07/2013 06:58)

endriny:

Dia diso izany ilay hoe tsy : Tsy misy mahalala ny ora farany afa tsy ny Ray?

T@'Izy velona tety ambony tany no nitenenany an'izay, "bridée" ny fahalalany ny zavatra rehetra t@'izany, mba ho afaka mivelona fiainan'olombelona tena izy (Fi. 2:6-7)
63. Miharena ( 25/07/2013 07:34)
Nehemiah:

T@'Izy velona tety ambony tany no nitenenany an'izay, "bridée" ny fahalalany ny zavatra rehetra t@'izany, mba ho afaka mivelona fiainan'olombelona tena izy (Fi. 2:6-7)


Hay ve ny namana Nehemiah miaiky ihany fa azo lazaina fa tantara fa tsy mihatra ankehitriny ny zava-boalazan'ny Baiboly sasany e!

64. Nehemiah ( 25/07/2013 08:29)
Dia ?
65. RBNIR ( 10/09/2013 02:58)
Araho ny fandaharana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m522e87861761e
Samia ho tahin'ny Tompo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5716