Fivavahana, finoana
Tefigasy
(
06/08/2013 10:18)
Hiverina indray mandeha ety ambonin’ny tany i Jesoa kristy hampiditra ny olona ao amin’ilay jerosalema vaovao. Ny toetra takiany amin’ny olony ambarapahatonga izay andro izay dia ny fiambenana.
...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/08/2013 11:40
Tefigasy
(
06/08/2013 07:49)
Efa noresahina teo aloha ny mikasika ny
- [color=blue] Fomba fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony [/color] : Miantso izay tiany antsoiny Izy fa tsy azontsika ferana, tsy azontsika faritana ary tsy a...
tohiny
novalian'i universal ny 07/08/2013 12:56
Maranatha
(
05/08/2013 12:25)
Niresaka ny olom-boaantso i Tefigasy tetsy ambany. Tsara ilay voaantso fa saingy mbola tsy ampy satria mbola tsy mpandresy.
Ity no voalaza fa mpandresy: - Apok 17:14 Ireo dia hiady amin'ny Zanak'ondr...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 13:50
Tefigasy
(
02/08/2013 14:44)
Misy tovolahy kely fetsilahy, jakoba ny anarany, nofetseny ny zokiny, azony ny fizokiana dia azony ny tso-drano; ary rehefa azony izay dia lasa izy nandositra. Tany am-pandosirana tany izy no nahazo n...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 11:16
Tefigasy
(
02/08/2013 06:21)
Rehefa ao anatin'ny ady, fitsapana, sedra, ... dia toa izao no fihevitra sy toetran'ny olona matetika :
- misy mihevitra fa Andriamanitra dia efa nanadino azy, nahafoy ny olony tanteraka
- misy mihev...
tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:17
voromailala
(
01/08/2013 08:34)
Inty mpanoratra iray inty izany no anisany nahitako ny fahasambarana sy fahamarinana amin'ny fiainana.
Vakio anie fa mety hanampy anao ihany koa amin'ny fiainana. Ahoana ny hevitrao?
[url=http://www...
tohiny
novalian'i universal ny 12/08/2013 09:21
endriny
(
01/08/2013 08:31)
Io no resaky ny namako iray.
Dia ahoana angaha hoy ianao?
Isaky ny andro alahady na atao isaky ny fandraisana dia tenenina amin'ny olona mihintsy ahitsy ao an-dohany fa tsara ny ran' i Kristy izay l...
tohiny
novalian'i endriny ny 16/08/2013 05:43
Nehemiah
(
31/07/2013 07:56)
[color=crimson]Niara-nivelona ve ny dinôzôra sy ny olombelona ?[/color]
Jereo tsara koa fa ahitàna anganon-dragona ny ankabetsahan'ny firenena eran'izao tontolo izao.
[img]http://creation.com/ima...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:59
Nehemiah
(
29/07/2013 07:25)
[color=crimson]Miresaka momba ny dinôzôra ve ny Baiboly ?[/color]
Alohan'ny hamaliako an'izay fanontaniana izay dia averiko hatrany fa t@ 1842 no noforonin'i Richard Owen ity voambolana ity. Kanefa...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 31/07/2013 07:57
endriny
(
29/07/2013 05:41)
Efa adika ihany dia maninona no adika teny frantsay fa tsy tenigasy avy hatrany? Sa izay ilay fanjanahana sy ny finoana kristianina?...
tohiny
novalian'i endriny ny 05/08/2013 03:41
Nehemiah
(
27/07/2013 06:12)
Tonga @'[b]ilay[/b] fanontaniana lehibe isika : [color=crimson]inona no nahalany tamingana ny dinôzôra ?[/color]
Maromaro ny teôria naroson'ny mpandala evôlisiona/tapitrisa taona anazavàna an'iz...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 07:26
voromailala
(
26/07/2013 12:03)
Misy namako manana finoana hafa nametraka ahy ireto fanontaniana manaraka ireto.
Amin'ny teny frantsay ila izy tsy novaiko fa valiantsika amin'ny teny malagasy.
Tsy voatery valiana daholo fa afaka t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:50
Nehemiah
(
26/07/2013 06:14)
Milaza zavatra mahatalanjona i Philip J. Currie sy Eva B. Koppelhus @ bokiny "[i]101 questions about dinosaurs[/i]" : nahitàna taolan-dinôzôra aman'arivony tsy mba niharan'ny perminéralisation ny...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/07/2013 06:14
voromailala
(
25/07/2013 12:06)
Nalaina tao amin'ny Evanjilin'i Tomasy [b]Logion 3[/b]:
hoy izy i Jesoa tamin'ny mpianany :
[quote]
Si vos guides vous disent que le Royaume est dans le ciel, alors les oiseaux du ciel vous devancer...
tohiny
novalian'i voromailala ny 26/07/2013 08:06
Maranatha
(
25/07/2013 09:49)
Efa hitan-tsika amin'ny lohahevitra izay nataon'i Tefigasy ery ambany ny mpaminany sandoka
Fa ndeha ho hapetraki-tsika indray ary ny tena mpaminany avy amin'ny Tsitoha izany hoe izay tena nirahiny. N...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 01/08/2013 13:08
Nehemiah
(
25/07/2013 07:49)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png[/img][/url]
Ireto no dian-tongon-...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/07/2013 06:16
Nehemiah
(
24/07/2013 06:49)
Lasa somary hafahafa ny dôgman'ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona. Tsy misy intsony ny tetiarana (arbre généalogique) ankehitriny, fa ny [i]cladistique[/i] no ampiasaina.
Ny tetika mahazat...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 15:13
Tefigasy
(
23/07/2013 14:25)
Efa lohahevitra nisy teto izy ity tamin'ny taona 2008. Ity ny rohy hahitantsika izany : [url=http://]http://forum.serasera.org/forum/message/m47fba423eee93[/url]
Ireto ny vetin-kevitra napetraky ny m...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/07/2013 15:43
Ahrianna
(
23/07/2013 12:19)
Bonjour,
Saika mba hanontany ny fizotran'ny fanamasinana fanambadiana @ protestant azafady fa za mantsy tsy mpivavaka mintsy nefa ny fianakavianle vadiko mi-insite be amle izy, zareo mandresy lahatra...
tohiny
novalian'i voromailala ny 23/07/2013 13:35
mizara
(
23/07/2013 10:54)
Fanoharana:
Nisy lehilahy iray nilomano tamina dobo iray, voan'ny "crampe" tampoka anefa izy dia nilentika, soa ihany fa nisy lehilahy iray hafa namonjy azy saingy ny navotana avotra soa aman-tsara f...
tohiny
novalian'i leva2 ny 23/07/2013 18:11
