Fivavahana, finoana
leva2
(
01/12/2013 10:33)
Velona Jesosy !
Mba zaraiko amintsika mpisera ity lohahevitra ity ka ento ny hevitrao :
[i]" Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana hianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 09/01/2014 06:18
bor2lais
(
29/11/2013 13:55)
Rehefa avy namaky ny lohahevitra iray tatsy ambadika tatsy mikasika ny fanalan-jaza aho dia nahatsiaro ity lohateny iray ity :
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4b5ffd33cf005/]tsindrio eto...
tohiny
novalian'i 5laody ny 28/12/2013 17:56
Nehemiah
(
28/11/2013 08:44)
[size=16][color=red][b]IV - NY FANARAHA-DAMAODY[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Fiantsoantsoana hoe : "Efa izay no lamaody fanaraky ny olona ka manaova koa ianao raha tsy t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/11/2013 05:28
Nehemiah
(
28/11/2013 07:42)
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Petera%203:15-16]1 Pet. 3:15-16[/url] : [color=blue]fa manamasìna an’ i Kristy ho Tompo ao am-ponareo [Isa. 8.12, 13] ; ary aoka ho vonona mandrakariva h...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/01/2014 16:29
bor2lais
(
26/11/2013 08:07)
Tonga indray ity ny fotoana fiatombohan'ny taom-piangonana (ho an'izay manaraka izany) ka indro averiko eto ny famaritana nentin'ny namana "Mandefitra" momba izany ! :-)
[quote=Mandefitra]
Ny advento...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/12/2013 16:28
sipagasy
(
13/11/2013 10:56)
miarahaba
hono hoa e! ahoana tsara moa ny fampiasa iny saplet iny rehefa mivavaka? arahaba ry Maria in 10 dia Rainay izay any an-danitra in 1 dia inona ihany koa?
misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/11/2013 14:55
voromailala
(
08/11/2013 09:49)
Salama daholo
Misy Maitre Spirituel Kristianina iray ity, zaraiko aminareo ny zavatra nolazaina.
Mety hampisy fijery hafa ny resaka finoana
oronantsary voalohany: [url=http://www.dailymotion.com/vid...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/12/2013 09:35
Nehemiah
(
07/11/2013 05:43)
Maro ny mpiondana amin'ny fampianaran-diso no milaza fa "nafindra"n'ny amperora rômana Constantin ho Alahady ny Sabata mba hifanaraka amin'ny fanompoan-tsampiny t@ kônsily tany Nikaia t@ 325, fa tsy...
tohiny
novalian'i mpankafhy ny 04/05/2014 03:39
zokieva
(
03/11/2013 13:32)
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?...
tohiny
novalian'i hasiniony ny 17/12/2013 07:45
betsileolahy
(
03/11/2013 12:18)
maro ny diso hevitra ny amin' ny 02 novembre milaza ny hoe fetin' ny maty nefa fahatsiarovana ireo nodimandry no ankalazaina...
tohiny
novalian'i 5laody ny 06/11/2013 12:00
moustaraf
(
28/10/2013 11:24)
Salama e!
Ndao indray mba hihaino hira mahafinaritra kely iray "Shir hashirim na Hiran'ireo hira", raha adika tsotra dia : "ireo hira tsara indrindra" nosoratan'i Solomona!
[youtube]http://www.youtube...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 29/10/2013 18:21
voromailala
(
21/10/2013 12:25)
Hoy izy [b]Jim Carrey[/b] taorinan'ny Darshan nataony tamin'i Amma:
[quote]
[url=http://www.amritapuri.org/16494/13la.aum]I was feeling down about life ‘n’ love. Then I met a woman named Ammachi ...
tohiny
novalian'i voromailala ny 04/11/2013 10:27
gasyjean
(
18/10/2013 14:23)
Manahoana daholo ,elaela indray ny tenanay no tsy teto amin'ny serasera,ka saika mba ametraka fanontaniana kely sao dia mba misy manana vahaolana.
saika hamorona fotom-pinoana vaovao eto Madagasikara...
tohiny
novalian'i dimb ny 18/12/2013 13:17
toriteny
(
18/10/2013 05:57)
Aoka mba ho vavaka toram-po, fisaorana, fangatahana, fanandratana no handeha hatao. Ary aza asiana ady sy commentaire intsony raha mety! Vavaka fanandratana rano ray no andeha hatao fa mendrika izany ...
tohiny
novalian'i voromailala ny 21/10/2013 09:19
Fiffi
(
17/10/2013 08:00)
Miarahaba,
ohatran'hitako we tena mety tsara lé fihovana am fivavahana io ....
teo aloha manko dé lazaina we ( Et ne nous soumets pas à la tentation" )
dé navadika we ( Et ne nous laisse pas e...
tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 03:11
voromailala
(
16/10/2013 12:03)
Sao dia i [b]Lilith[/b] no niaraka tamin'i Adama voalohany?
Ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 03:20
vonynive
(
16/10/2013 10:05)
miarahaba,
satria fotoanan'ny fifidianana isika izao dia maro ny hevira voizina etsy sy eroa, mivoy izany koa ny antokom-pivavahana maro, ka ao ireo milaza fa tsy tokony hiraharaha ny fifidianana ny...
tohiny
novalian'i moi ny 23/12/2013 06:34
voromailala
(
14/10/2013 15:44)
Salama daholo
Hisy fanovana indray izany ny ao anatin'ny Baiboly Frantsay, indrindra amin'ilay vavaka Rainay Izay Any An-danitra.
[url=http://www.europe1.fr/International/Une-nouvelle-traduction-du-N...
tohiny
novalian'i voromailala ny 16/10/2013 13:19
mizara
(
11/10/2013 07:08)
Tsy misy Athé intsony ao amin'ny NASA Ankehitriny noho ny fahitana tamin'ny
soratra tamin'ny vato teny amin'ny Planeta Mars fa tena misy Andriamanitra (Yahweh)....
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/10/2013 17:58
voromailala
(
07/10/2013 08:29)
Salama daholo indray isika namana.
Ireto ny fijerin'ny mpikaroka spirotoaly hatsoina hoe [b]Osho[/b], izay hiraisako fijery ka zaraiko aminareo.
[b]Religion (1)[/b]
[quote]
Je suis contre toute reli...
tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/05/2014 22:06
