Fivavahana, finoana

toriteny ( 15/04/2014 10:38)
Tsara ry reto ny lohahevitra amin'ito volana aprily ito a. Io angamba no lohaevitra tsara indrindra hatrizay... tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/04/2014 12:44
endriny ( 14/04/2014 18:04)
Maro ireo fahendrena ombam-pinoana voatahiry amin'ny fomba sy ny ohabolana Malagasy, saingy isika Malagasy mandroso moa tsy mandala azy, nefa ireo no fahendrena sy finoana mifanaraka amin'ny zava-misy... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:49
rhaj0 ( 14/04/2014 14:52)
nakisako eto ity fifanakalozana t[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m533bb567317d5]ato[/url] ity fa lasa nanimba ny lohahevitra tao. [quote]O ry Toriteny a.. lazaovy ahy hoe tsy "born again ... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:52
toriteny ( 14/04/2014 06:54)
Inona moa ry Hery no tena antony tsy hanambadian'ny mompera? Tena tsy mety mihitsy v raha avela hanambady am zay ny mompera e. Normalement tsin tsitako izay tokony ho sakana tsy hahafahan'izany. Tsy m... tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/04/2014 06:56
rhaj0 ( 11/04/2014 14:41)
Ito raharaha ito dia tena mampatezitra mafy ny olona aty. Ary ny filazan'ny sasany aza, dia ity scandale ity no (isan'ny) mampiala ny olona @ Eglizy katolika. Asa raha mba mahataitra anareo ihany izan... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 12:55
Maranatha ( 11/04/2014 10:44)
[color=red]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana... tohiny
novalian'i Maranatha ny 18/04/2014 05:10
toriteny ( 10/04/2014 13:21)
Indray andro hono nisy mpivady tsy niteraka nefa efa samy lehibe izy mivady. Nefa dia nisy niteny azy ireo fa hanana taranaka tsy tamboisaina izy mivady. Dia hoy ravehivavy miteraha ianao amin'ny mpan... tohiny
novalian'i dydyh ny 17/04/2014 10:34
Maranatha ( 09/04/2014 08:04)
Natao tsotra ny resaka mba hahazoan'ny rehetra azy tsara. Natao miendrika tantara. Nametraka lalàna ny Mpanjaka mba hampiharina ao @ fitondram-panjakany. Raha mampihatra (mankato) izay voalazan'io ... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/04/2014 06:32
rhaj0 ( 08/04/2014 14:29)
Nahita ny ampianarina ny ankizy any @ sekoly katolika taty aho, ny @ rahefa mivavaka. Dia napetraka ny tranga, hoe, i Ketaka dia tsy nihaino ny r-a-d-ny, ary dia tafaborotsaka tamina tranga izay man... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/04/2014 12:58
Maranatha ( 04/04/2014 10:42)
[color=red]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2014 12:36
moustaraf ( 02/04/2014 06:59)
"Izaho no vavahady, raha izaho no didira'ny olona dia ho velona izy" "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankay @ Ray afa-tsy @ alalaKo" "....Indro Jerosalema vaovao.....misy vavah... tohiny
novalian'i toriteny ny 15/04/2014 06:40
Maranatha ( 31/03/2014 05:27)
[color=red]… Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ts... tohiny
novalian'i Maranatha ny 03/04/2014 05:41
YDIFAS ( 29/03/2014 20:17)
Miarahaba antsika rehetra amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy indray, ry havana malala. Ho amintsika mianakavy anie ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy omban’ny Fampiraisana avy a... tohiny
novalian'i toriteny ny 02/04/2014 15:22
rhaj0 ( 28/03/2014 21:07)
Isan'ny fifanakalozana efa ho 10 taona lasa, ary sendra hitako indray, [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m3fccf477bf0af]"fivavahana.. ny aty sy ny any"[/url], ary tena mbola hitako mila avo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/03/2014 17:46
leva2 ( 23/03/2014 07:53)
Velona Jesosy ! Taiza ho aiza tao amin'ny fanjakan'ny lanitra no nipoiran'itony mpianatry ny Tompo hafa itony e ? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/03f0936ef6646facc9e497616e988e98.JPG][i... tohiny
novalian'i leva2 ny 27/03/2014 17:10
Maranatha ( 20/03/2014 11:56)
[color=blue] Isaia 58:12 Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela, ary ny naorina hatry ny fony fahagola no hamboarinao; ary ianao dia hatao hoe mpamboatra ny rava, mpamelon-dalana honenana ami... tohiny
novalian'i Maranatha ny 03/04/2014 10:48
rabaradaka ( 19/03/2014 09:39)
milaza ry Maihlol, ry zareo silamo, ny sekta isan-karazany ny FFKM, ny hindou sy ny sisa fa raha tsy izy ireo tsy tonga any an-danitra ny fanahy. Marina ve izany ?... tohiny
novalian'i mpankafhy ny 03/05/2014 06:14
YDIFAS ( 17/03/2014 23:51)
Amin-kafaliana lehibe no iarahabàna antsika amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy. Ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy Jesosy Tompontsika anie ho amintsika tsirairay avy. Voambàra ... tohiny
Maranatha ( 17/03/2014 10:26)
Ny Bibidia I (Ilay niakatra avy t@ ranomasina) = Ny fahefana papaly http://forum.serasera.org/forum/message/m5320432bcc785 Ny Bibidia II (Ilay niakatra avy amin'ny tany) = Etas Unies d'Amerique http:/... tohiny
novalian'i bor2lais ny 18/03/2014 15:36
rhaj0 ( 13/03/2014 16:54)
Maro ny lahatsoratra an-gazety, fa [url=http://www.lapresse.ca/international/europe/201403/13/01-4747217-premiere-annee-de-francois-un-pape-plus-progressiste.php?utm_categorieinterne=trafficdrivers&ut... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2014 18:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0331