Fivavahana, finoana
Maranatha
(
30/05/2014 11:07)
[color=red]NY TSIAMBARA-TELO IZAY NIAFINA NADRITRA NY VANIM-POTOANA REHETRA[/color]
[color=blue]“Ary ho an’ Izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’ I Jesosy Kris...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 06/06/2014 05:30
Maranatha
(
27/05/2014 10:47)
[color=red]ILAY FIVORIANA NITADIAVANA HAMERENANA INDRAY NY FIHAVANANA[/color]
[color=blue]“Eny Izy no hanao ny tempolin’ i Jehovah, ary Izy no hitondra voninahitra ka hipetraka sy hanapaka eo amin...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/05/2014 10:50
rhaj0
(
26/05/2014 16:58)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m533462d293ac9] Ho tohizako indray ny resaka efa natao tatsy[/url]. Tsy izany fa rahefa mahita ny fifanakalozana eto aho, dia hotry ny mahatsapa fa tsy mif...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 17:47
Maranatha
(
26/05/2014 05:29)
[color=red]ILAY ADY VOALOHANY[/color]
[color=blue]« Ary nisy ady tany an-danitra, Mikaela sy ny anjeliny niady tamin’ ilay dragona ary ilay dragona mbamin’ ny anjeliny koa dia niady. » Apokalip...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:06
ANDRIAMENA45
(
25/05/2014 20:56)
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 05:12
ANDRIAMENA45
(
25/05/2014 20:55)
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?...
tohiny
Maranatha
(
23/05/2014 05:19)
[color=red]FAHAMARINANA SY FAMINDRAM-PO[/color]
[color=blue]« Rahona sy haizim-pito no manarona Azy ; fahamarinana sy fitsarana no fanorenan’ ny seza fiandrianany. » Salamo 97 : 2[/color]
[colo...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:02
Maranatha
(
22/05/2014 12:53)
[color=red]ANRIAMANITRA DIA FITIAVANA[/color]
[color=blue]« Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’ Andriamanitra antsika, Andriamanitra dia fitiavana ary izay mitoetra amin’ ny fitiavana no...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:00
100tinl
(
22/05/2014 12:24)
misy ny maty natsangan'ireo mpanompon'Andriamanitra dia velona indray , toy izany koa ILay Mesian'Andriamanitra ,velona dia niakatra any an-danitra : ny Baiboly no manamarina izany ; fa ahoana ny amin...
tohiny
novalian'i mandalomiserana ny 12/06/2014 10:06
mamonjy1
(
21/05/2014 14:34)
Voninahitra Hoan'ilay mipetraka eo amboniny seza fiandrana sy ny zanak'ondry,ary ny fanahy masina.
miarahaba atsika tsirairay avy,sady mirary soa.
Imbentsaka ny soratra masina no milaza momba ny mar...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 19:03
saraih
(
20/05/2014 09:15)
Ampahafantarina isika Malagasy fa ny mpanompo vavin'Andriamanitra Soeur Fabiola izay efa maty 3 andro 3 alina nampahitan'i Jesosy Kristy ny lanitra sy ny helo t@ Janoary 2013 dia maty indray ny Alatsi...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:45
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 15:11)
MANETANA MPINO KRISTIANINA HANAO VANIANANA MASINA ANOSIVOLAKELY TOERANA NISEHOANY MASINA MARIE . AHOANA HEVITRAREO MAKASIKA IZANY?...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 21/05/2014 07:23
rabaradaka
(
16/05/2014 13:08)
Tena tonga tany Egypta tokoa ve ny zanak'Israely ary nampijalian'ny Egyptiana tokoa ve ? Ny fouille archéologique natao mantsy dia tsy nisy trace na iray aza mikasika ny zavatra notantarain'ny EksodÃ...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:47
Tefigasy
(
16/05/2014 06:30)
Raha ny tokony ho izy dia ny paska sy ny pentekosta ary ny lalà na aloha no tokony naroso alohan'ilay fisoronana efa naroso tany amin'ny lohahevitra teo aloha. Saingy vao haingana ireo lohahevitra ire...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/05/2014 11:18
maranatha
(
16/05/2014 06:02)
[color=blue] …. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny faha...
tohiny
mamonjy1
(
13/05/2014 17:51)
Faly miarahaba anareo indray aho @zao fotoana izao?
Samy ho tahiny Tompo Avy isika.
Efa hatr'aminy ela ny olona sasany no nilaza fa rehefa naty ny Tompo,de mbola natory tao ampasana aloha Ary nitsan...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:49
Langoro318
(
12/05/2014 07:13)
Fa nahoana ho'aho ny tanora izay mivavaka amin'ireny fiangonana zokiny ireny no vitsy no tena resy lahatry ny fnoany ka manana an'i Jesosy marina e? Matetika mantsy ianao rehefa mahita tanora vontompi...
tohiny
novalian'i Langoro318 ny 19/05/2014 12:38
mamonjy1
(
11/05/2014 19:32)
Miarahaba ny rehetra tsy ankanavaka.
MARO AMINTSIKA.@ZAO FOTOANA IZAO NO MILAZA HOE KRISTIANINA AHO,NEFA MBOLA MANAIKY IHANY IZY HOE: KATOLIKA AHO,NA LOTERIANINA AHO,NA NY HAFA.....
Tena zavatra mahag...
tohiny
novalian'i toriteny ny 16/05/2014 08:13
rhaj0
(
09/05/2014 16:41)
Tena mba voalohany t@ fiainana aho no nanatrika lamesa (tena lamesa) tatsy @ Notre-Dame Cathedral Basilica aty Ottawa ([url=http://www.notredameottawa.com/]jereo ato[/url]). Toa izao no hitako sy reko...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2014 15:01
rhaj0
(
09/05/2014 14:37)
Nametraka fanontaniana ahy i Hasina tatsy hoe : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536aeb0f206b9#m536bbe70e06a3]Tsy haiko izay tena tanjonao amin'ilay lohahevitra ...[/url]
@ ankapobeny, ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 07/06/2014 21:35
