Fivavahana, finoana

endriny ( 26/07/2014 03:13)
Fa iza moa ianao no hamaritra amiko ny lanitra sy tian'Atra atao? Io no mba fanontaniana apetrako amin'ireo milaza fa mahalala ny resak'Atra sy ireo mametraka sivana sy fepetra andehanana ho any amin... tohiny
novalian'i endriny ny 30/07/2014 06:47
rhaj0 ( 25/07/2014 19:40)
Tohizako eto ny efa natomboka noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a7510]tatsy[/url], sady ampiarahiko amina andininy hafa siriko. [quote=concession vs mamela malalaka]1 ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 03/08/2014 18:24
Maranatha ( 24/07/2014 07:02)
[color=blue] “Ireo no tsy voaloto tamin’ ny vehivavy, fa virjiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ ondry na aiza na aiza no alehany, ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho a... tohiny
novalian'i Maranatha ny 08/08/2014 06:56
Maranatha ( 18/07/2014 10:24)
[color=blue]“Ary nahita aho, fa indro toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibidia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranom... tohiny
novalian'i Maranatha ny 28/07/2014 06:59
Maranatha ( 15/07/2014 12:26)
[color=blue]“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekie... tohiny
novalian'i endriny ny 04/08/2014 06:57
rhaj0 ( 14/07/2014 18:30)
[i]"Cafeteria Christianity" is a derogatory term used by some Christians, and others, to accuse other Christian individuals or denominations of selecting which Christian doctrines they will follow, an... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/07/2014 18:38
endriny ( 14/07/2014 16:49)
Ny nofy mamy no fahombiazan'ny maraina vao hitsimoka... tohiny
novalian'i endriny ny 26/07/2014 04:38
ZEMJOS ( 14/07/2014 07:47)
Tsy eken'ny soridalam-pitantanan'ny Diosezy ny fampindramam-bola ataon'ny Fiangonana izany. Diosezin'ny Toamasina.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 14:03
ZEMJOS ( 14/07/2014 07:41)
Raha ohatra ka ny Pretra no manolotra olona hofidianana atao inona intsony ny fifidianana?? satria efa notendrena ireo olona ireo. Tokony ovain'io Pretra io ny soridalam-pitantanana ny Diosezy.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/07/2014 17:29
endriny ( 14/07/2014 06:17)
Fa maninona ny mpino kristianina no miteny fa ny zavatra ratsy sy tsy mifanaraka amin'ny tarigetrany dia hoe avy amin'i Satana? Raha mijery ny baiboly aho dia hitako fa maro lavitra ny asa ratsy na n... tohiny
novalian'i riordan ny 20/08/2014 17:18
Maranatha ( 14/07/2014 05:17)
[color=blue]“Ary hitako fa indro nisy anjely hafa koa niakatra avy tany amin’ ny fiposahan’ ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen’ Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra iza... tohiny
rhaj0 ( 13/07/2014 11:56)
Akariko dia tohizako kely eto indray ity loha-hevitra noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a1e1adceaf9]tatsy[/url] ity... Ka hoe, raha "entina am-bavaka" (foana) ity fiainana it... tohiny
novalian'i endriny ny 18/07/2014 04:44
hendrybe ( 12/07/2014 04:05)
Hatr@ oviana ny FLM no lanin'ny FJKM re olona. ? Misy miteny an'izany mantsy atsy @ sujet hafa atsy. Aza mampime e! @ zao fotoana izao dia tsy mitsaha mitombo ny fiangonana FLM erany Madagasikara na a... tohiny
mamonjy1 ( 11/07/2014 18:01)
VONINAHITRA HOAN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA. Mbola faly indray miarahaba isika rehetra eto ny tenako,Ary mirary soa ihany koa. Efa an'isany zavatra mampihemotra sy tsy mampivavaka olon... tohiny
novalian'i endriny ny 13/07/2014 04:33
endriny ( 11/07/2014 15:23)
[url=http://]http://classiques.uqac.ca/collection_documents/louis_XIV_roi_de_France/code_noir/code_noir.pdf[/url] Santionany taty amin'ny andro aorianan'ny nahafatesan'i Jesosy, ary mbola hitantsika ... tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2014 05:23
Maranatha ( 11/07/2014 12:14)
Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa;ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ ny mana, sy [... tohiny
novalian'i Maranatha ny 16/07/2014 07:55
rhaj0 ( 10/07/2014 13:48)
Rahefa m(amp)iresaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53bc8438ac4cc/]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53b8ecdcd0b5e/]taroa[/url] aho, dia mitsikarokaroka eny h... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2014 13:24
rhaj0 ( 08/07/2014 23:52)
[b]Exodus 21:23[/b][i] But if there is serious injury, you are to take life for life, [b]24[/b] eye for eye, tooth for tooth, hand for hand, foot for foot, [b]25[/b] burn for burn, wound for wound, br... tohiny
novalian'i endriny ny 13/07/2014 04:44
Maranatha ( 08/07/2014 10:05)
[color=blue]« Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; [color=red]ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay... tohiny
leva2 ( 06/07/2014 06:29)
Velona Jesosy ! Efa fandre etsy sy ery : amin'ny toriteny, amin'ny haino aman-jery, eny an-dalambe ... ny teny hoe : "Tadiavo Jesosy"; ary tsy vitsy tokoa no mitady azy. Fa aiza izy e? Any am-piangon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 17:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.896