FLM lanin'ny FJKM
1. hendrybe
(
12/07/2014 04:05)
Hatr@ oviana ny FLM no lanin'ny FJKM re olona. ? Misy miteny an'izany mantsy atsy @ sujet hafa atsy. Aza mampime e! @ zao fotoana izao dia tsy mitsaha mitombo ny fiangonana FLM erany Madagasikara na any atsimo na any avaratra na any atsinanana na any andrefana. Ny FJKM noho i Ravalomanana nitsaoka dia tsy nahazo vola intsony hanaovana fiangonana hahaha! Taloha mantsy dia nanararaotra ny maha teo an-dravalo rilerony. izao adios ravalo. Ny loterana indrindra @ iny avaratra iny dia mizaka tena. raha manangana fiangonana dia miara miasa @ zanaka loterana hafa.
Farany: Ny loterana betsaka cotier betsileo sy merina ka mahay mi-s'intégrer kokoa @ toerana izay hi s'implanter-ny. Fa ny FJKM ny akamaroany merina ka sahirana vao mankany anindrana

novalian'i bemasoandro ny 11/01/2015 04:15
2. endriny
(
12/07/2014 04:34)
Raha ny fahaizako azy aloha, ary araka ny notantaraina anay dia ny FLM, na LMS no fiangonana protestanta voalohany tonga teto Madagasikara. Fa rehefa voazanaka isika dia izay vao niditra ny fiangonana protestanta frantsay natao hoe MPF. Ka rehefa azo ny fahaleovantena saritsariny ny taona 1960 dia mody niova FPM ilay MPF. Saingy rehefa nanomboka fantatr'olona fa mbola namofona Frantsay ny fitondrana sy ity FPM ity dia novaina ho FJKM taloha kelin'ny 1972.
Ka raha miteny ianao hoe ny FLM mbola betsaka noho ny FJKM dia rariny, satria ny olona any anindrana mahatadidy ny tantara na tsy miresaka aza.

3. rhaj0
(
12/07/2014 11:42)
fa mpifahavalo ve sa mpifaninana ny FLM sy FJKM e ?
I HendryBe toa hotry ny mifaly rahefa voa ny FJKM, na sorena rahefa mahavoa ny FJKM... na ny mifamadika @ izany...

4. endriny
(
13/07/2014 04:12)
rhaj0:
fa mpifahavalo ve sa mpifaninana ny FLM sy FJKM e ?
Raha ara-pinoana dia mpifanina izy, fa raha ara-piandohana dia mpifahavalo izy Germanique contre France. Saingy fampiasana ny finoana eo amin'ny sehatra politika daholo izany.
Natahotra mafy ny mety ho valifaty ataon'ireo andriana merina aminy ny Frantsay, dia nitondra hainga ny MPF teto mba hitsikilovana izay mety ho tetiky ny havan'Andriana, satria mantsy ny ankamaroan'ny Andriana Protestanta. Koa tsy mahagaga raha milaza ny namana fa fiangonan'ny Merina ny FJKM.
5. rhaj0
(
13/07/2014 12:15)
Misaotra fa mazava... Dia mba hazavao koa hoe ahoana ny @ Katolika ? Na koa ireo Kristiana Ortodoksa na ny Masaonita noresahinao tatsy... (na amorony lohahevitra iray fa tena liana tokoany aho.. misaotra mialoha mizara fahalalana)
Ka dia raha ny fahazoako azy izany, raha ny any amintsika alongany, dia :
- ny Fiangonana Zokiny izany "mpifaninana" (rahefa avy "mpifahavalo" taloha), ary
- ny Fiangonana Zandriny dia "mivarotra gospel" (ary lasa manakarembe ny lohandohany).

6. Tefigasy
(
14/07/2014 04:36)
hendrybe sy ny toa azy >>> fa ianareo ve aloha mitory anaram-piangonana sa mitory an'i Jesoa Kristy e ?
Inona no iraka nampanaovin'i Jesoa Kristy ny mpianany alohan'ny niakarany tany amin'ny Ray ? Misy hoe Loterana na ......... ve ?
Ny zavatra tena mampalahelo indrindra dia feno kristianina ara-piaraha-monina i Madagasikara fa tsy kristianina handova lanitra satria tsy manana an'i Kristy velona ao anatiny. kristianina mameno fiangonana fa hanjakan'ny haizina amin'ny fiainany andavan'andro: manandra-tena, anaram-piangonana, ...
Kristianina ara-pomba, mandeha any amin'ny tranon'Andriamanitra mba hiangona fotsiny ihany fa tsy hivavaka sy hitady ny tavany akory. Dia ho sanatria ve ho hanitra hakaloiloy eo imason'ny Tompo izany ka zary hitenenany anao ny Isa.1 ?
Firifiry eto ny olona manopa an'Andriamanitra fa toa tsisy mihotsina ireo izay misora-tena ho kristianina, fa raha vao ny fiangonany no misy mikitikitika dia ....... Anjaranareo no mieritreritra fa izay no hamaranako ny fandraisako anjara eto !

7. endriny
(
14/07/2014 06:25)
rhaj0:
Misaotra fa mazava... Dia mba hazavao koa hoe ahoana ny @ Katolika ? Na koa ireo Kristiana Ortodoksa na ny Masaonita noresahinao tatsy... (na amorony lohahevitra iray fa tena liana tokoany aho.. misaotra mialoha mizara fahalalana)
Tsy misy fisaorana.
Fa aleo angamba ny hafa no hamelabelatra an'ireo sao dia lazain'ny sasany fa miseho milay eto indray aho kanefa tsy anao inona tsy anao inona. Fa hitantsika eo ihany e
Veti2: Ny Masaonika ange tsy fivavahana e: fikambanana mikatsaka ireto tanjona telo ireto fotsiny izy: "Fifanampiana eo amin'ny fampandroana ny tsirairay, Fanomezan-danja sy hasiny ny vehivavy, Fanalana ny tsindry sy tery vaimanta ataon'ireo mpitarika fiangonana (indrindra ny Katolika Raomanina) eo amin'ny fitantanana ny Firenena"
8. mpisotrtoaka
(
14/07/2014 11:52)
NA IZA VOA NA IZA TS VOA D RESA-PINOANA ITY KA TS TOKONY HIFANENJIKA ETO ISIKA ! TADIDIO FA ANDRIAMANITRA TOKANA IHANY RE NO IVAVAHANA A ! AOKA TS HIJERY ANARAM-PIANGONANA FA TANO MAFY IZAY ANANANAO !
9. rhaj0
(
15/07/2014 16:05)
O ry Mpisotrtoaka.. tsy mifanenjika "eto" fa mifanenjika "any"... ambadika any... Izay ve no tianao lazaina?
Io "fifandrafiana" io indray dia tsy azo ihoarana fa misy foana e... Tsy hary ho afenina. Misy foana io rahefa sendran'ny "kristiana fervent"... Ao Montreal izao, tantarabe fa nizara ilay fiangonana, sa nisintaka, sa voadaka, ny andaniny iray... (ny nisarahana t@ katolika ampolo-taonany lasa izay efa teo koa). Raha misy avy ao Montreal eto dia mba tantarao.
Izaho nihevitra fa efa mba aty Kanada ihany, mba misokatra ny saina dia mahita ny traikefan'ny olona sy ny Fifandeferana kanadiana, dia sady indrindra koa hoe, mba gasy ihany, manaja am-po sy an-tampon'ny loha ilay Fihavanana, sady efa vitsy isa no lavitry ny tanindrazana, fa esy e...
Io angamba ilay araky ny revin'i Tefigasy hoe, "Kristiana aloha izao vao ... Olona"

10. endriny
(
16/07/2014 06:11)
Izay ilay hoe baiboly amin'ny tanana ankavia fa langilangy amin'ny tanana ankavanana. Mody asiany firaisam-pinoana, nefa izy tsy miaraka fa miady kila.
11. Riordan
(
21/08/2014 13:57)
hendrybe:
Hatr@ oviana ny FLM no lanin'ny FJKM re olona. ? Misy miteny an'izany mantsy atsy @ sujet hafa atsy. Aza mampime e! @ zao fotoana izao dia tsy mitsaha mitombo ny fiangonana FLM erany Madagasikara na any atsimo na any avaratra na any atsinanana na any andrefana. Ny FJKM noho i Ravalomanana nitsaoka dia tsy nahazo vola intsony hanaovana fiangonana hahaha! Taloha mantsy dia nanararaotra ny maha teo an-dravalo rilerony. izao adios ravalo. Ny loterana indrindra @ iny avaratra iny dia mizaka tena. raha manangana fiangonana dia miara miasa @ zanaka loterana hafa.
Farany: Ny loterana betsaka cotier betsileo sy merina ka mahay mi-s'intégrer kokoa @ toerana izay hi s'implanter-ny. Fa ny FJKM ny akamaroany merina ka sahirana vao mankany anindrana
Izao ataonao izao no manimba ny fiangonana kristianina, mifanenjika sy milaza azy ho tena marina sy manana an'Andriamanitra, lasa misy hatr@ resaka fiaviana aza, raha tena kristianina ianao dia rehefa fiangonana mino sy mandray an'i Jesoa Kristy ho mpamonjy dia ampy izay fa lasa variana mifaninana isika samy kristianina,fa tsy mahasoa antsika izany fa ny hampandroso ny asan'Andriamanitra no tokony ifantohantsika, tsy ny fiangonana rahavavy no adversaire fa i Satana sy ny asan'ny maizina (izay tsy hita fa eny @ rivotra hoy ny baiboly), tadidio fa izy no mamatsy io rivalité entre ny fiangonana io mba hanimba antsika mpino ka tokony hiambina tsara isika tsy ho voasarika @ zany.
12. bemasoandro
(
11/01/2015 04:07)
Mihomehy aho mahita ilay sujet hoe lanin'ny FJKM hono. Ilay FJKM izay tokony hatao hoe FMMR izany hoe fikambanana Mpanompo an'i Marc Ravalomanana fa tsy fiangonana akory. O rizalahy FJKM a! Mba misaina hoa. Pathétique be leisany. Aleoko ndray FLM kle. Fiangonana discrete fa tsy misehoseho @ adalany ohatran'ny FJKM
hendrybe:
Hatr@ oviana ny FLM no lanin'ny FJKM re olona. ? Misy miteny an'izany mantsy atsy @ sujet hafa atsy. Aza mampime e! @ zao fotoana izao dia tsy mitsaha mitombo ny fiangonana FLM erany Madagasikara na any atsimo na any avaratra na any atsinanana na any andrefana. Ny FJKM noho i Ravalomanana nitsaoka dia tsy nahazo vola intsony hanaovana fiangonana hahaha! Taloha mantsy dia nanararaotra ny maha teo an-dravalo rilerony. izao adios ravalo. Ny loterana indrindra @ iny avaratra iny dia mizaka tena. raha manangana fiangonana dia miara miasa @ zanaka loterana hafa.
Farany: Ny loterana betsaka cotier betsileo sy merina ka mahay mi-s'intégrer kokoa @ toerana izay hi s'implanter-ny. Fa ny FJKM ny akamaroany merina ka sahirana vao mankany anindrana
13. bemasoandro
(
11/01/2015 04:15)
Marina kosa aloha ny an'i hendrybe e! Ny FJKM dia efa fikambana mpivavaka @ i marc valomanana. Ka ahoana moa no mbola itazomana fikambanana ao @ FFKM? Tsy aleo ECAR Anglican sy protestanta FLM ihany. Na ny filohan'ilay FJKM aza efa manalabaraka tena beu ka tsy itako izay mbola hivovohazan'ireo FJKM eto ireo