Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
rhaj0
(
08/09/2014 14:19)
Mba jereo hozy ny mpandinika...
[url=http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about-the-book-of-revelation/?iref=allsearch]http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/10/2014 17:11
endriny
(
08/09/2014 04:27)
Tsy hilaza intsony isika hoe avy taiza ilay Kristy ary iza marina no nanoratra ny boky. fa ny zava-misy aloha dia mihazakazaka mafy ny Kristianina ankehitriny amin'ny adihevitra ny mety hanalana ny te...
tohiny
novalian'i endriny ny 11/09/2014 04:48
RBNIR
(
08/09/2014 03:22)
Faly misera amin'ny rehetra indray,
2000 taona izay no nitoriana an'io teny io.
Ity filazantsaran'ny fanjakana ity hoy ny teny (tsy filazantsara hafa fa ilay notoriany tamin'izany andro izany no nolaz...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/09/2014 18:01
Randri87
(
05/09/2014 07:52)
Ny Trosième secret de Fatima dia voalaza fa anisan’ny hafatra manokana nomen’i Masina Maria ireo ankizy tamin’ny fisehoana tany Fatima tamin’ny taona 1917. Ny 1er sy ny 2e secret dia efa na...
tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:31
moustaraf
(
05/09/2014 07:23)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA[/youtube]...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 06/09/2014 15:01
Maranatha
(
04/09/2014 08:50)
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [color=blue] « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fo...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/09/2014 20:09
moustaraf
(
03/09/2014 12:43)
Salama,
Tsy hita ao amin'ny baiboly fototra koa manko ireo anarana ireo,
kanefa maro be ny fiangonana no miady sy mandroaka an'ireo isan'andro!!!
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 14/09/2014 09:19
bichette
(
03/09/2014 11:46)
le pape invoque lucifer en plein culte
http://www.youtube.com/watch?v=Uvj8fnXAIg4
http://www.youtube.com/watch?v=RBBq3cuCUxI...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/09/2014 03:07
endriny
(
02/09/2014 04:33)
Talata giraobaka, dia andro tsy iasana amin'ny Malagasy. Saingy io no itarafana ny fototra maha tatsinanana antsika. Ny isa efatra mantsy no isa ratsy indrindra izay mifandraika amin'ny alakamisy, iza...
tohiny
endriny
(
02/09/2014 04:21)
Io no fanontaniako ho anareo rehetra mino fa misy rà Jiosy ny Malagasy. Ary ho an'ireo tena mino fa taloha be tany dia nisy Jiosy tonga teto...
Lakana vita tamin'ny bozaka no mba lakana nanan'ny Jio...
tohiny
endriny
(
29/08/2014 05:37)
Nahoana no lazaina fa isan'ny Demonia? Ary nahoana no lazaina fa omarihina an'io 666 ny andrin'ireo zanaky ny helo?
Izaho aloha dia ilay mpananihany foana hoe fa maninona raha natao 333 na 222 e? Fa ...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 15:09
endriny
(
28/08/2014 04:04)
1. Jesosy dia tsy mahafeno ny fepetra voalazan’ny mpaminany.
2. Jesosy dia tsy nanana ny toetran’ilay messia.
3. Fandikana diso ireo toko sy andininy ao amin’ny baiboly mikasika an’i Jesosy.
4...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 04:12
Maranatha
(
27/08/2014 09:46)
Salama daholo namana isany . Mba hahafahana manohy ny manaraka sy mba hahafahan'ny tsirairay mandinika tsara dia indro haveriko eto ity lohahevitra ity. ILAY BIBIDIA VOALOHANY sy ny hoe maneho an'iz...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2014 10:22
endriny
(
26/08/2014 16:17)
Io izany no mba fanontaniako eh? Tsy misy fandrika fa samia mamaly fa izaho hijery fotsiny......
tohiny
novalian'i zo6 ny 15/08/2016 17:50
rhaj0
(
25/08/2014 17:26)
(akisako eto ity avy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53ee27bc4939e/20]tatsy[/url] fa hotry ny zavatra mila eritreretina lalina fa satria giravy ny vokany...)
Atsy Quebec dia maniriniry ...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 01/10/2014 13:46
Maranatha
(
25/08/2014 05:34)
[color=blue]“ Kristy no nampiseho ny Rainy teto amin’izao tontolo izao ary mampiseho ihany koa eo anatrehan’ i Ray ireo olon-boafidy izay namerina indray ilay endriky ny Ray . Izy ireo no lovany...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/08/2014 12:59
endriny
(
23/08/2014 06:17)
Ny 144 = 12x12 dikany fahatanterahana eo amin'ny foko 12 Israelita.
1000 midika fahafenoana na famaranana eo amin'ny Ziona Israelita. Midika koa hoe faraandro...
Fa tsy hoe isan'ny olona milahatra n...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/08/2014 05:18
miarana
(
22/08/2014 10:21)
Mba misy ireo fivavahana tsy haiko ka sao misy mpikambana ao na mahalala ny foto-keviny ?
- FVKFM : inona ny fanalavana azy azafady ? Inona ny foto-kevitra hijoroany ?
- Hebraique : Ctic Ctac Dou ...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/08/2014 06:27
miarana
(
22/08/2014 09:42)
"Madagasika ho an'i Kristy ary Kristy ho an'i Madagasikara."
Ho tanteraka ihany ve io teny io ?
To ireo samy milaza ho Kristiana ihany aza no mifanenjika. Iza no tena marina e ?...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 04:11
Maranatha
(
21/08/2014 05:22)
[color=blue]« Ny asan’ny olona tsirairay dia mandalo eo anatrehan’ i Tsitoha sady voasoratra na mahatoky na tsy mahatoky. Eo anoloan’ny anarana tsirairay eo amin’ny bokin’ny lanitra dia voa...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/08/2014 06:16
