Fivavahana, finoana

Maranatha ( 18/08/2014 10:38)
[color=blue]« …Tamin’ny fanompoam-pivavahana tandidona, rehefa niditra ny fitoerana masina indrindra ny mpisoronabe, dia nasaina nanodidina ny fitoerana masina ny Isiraely rehetra ary nampietry ... tohiny
mpisotrtoaka ( 18/08/2014 10:25)
Inona no atao hoe "Etole" amin'ny katôlika ? Mba te ahalala fa omeo valiny ! Msaotra... tohiny
RaChantal ( 18/08/2014 06:14)
Nahoana io lohahevitra io no tena ilaina? Nanampy olona erantany hahafantatra ny marina ity video ity! maninona raha mba miezaka hahafantatra izany koa mba ho voavonjy. [youtube] https://www.youtube... tohiny
novalian'i yohanan ny 25/08/2014 13:47
RBNIR ( 15/08/2014 15:31)
FALY MISERA NAMANA ISANY.... [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=q6D2kaokU3U[/youtube] « Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba hola... tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/09/2014 11:53
Maranatha ( 14/08/2014 05:22)
[color=blue]« Rehefa nandresy lahatra ny amin’ny fahotana ny Fanahy Masina , ka nampiseho ny tarigetran’ny fahamarinana ho hitan’ny saina , dia misarika ny fitiavana hiala amin’ny zavatr’it... tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/08/2014 14:21
endriny ( 13/08/2014 12:26)
Ny Malagasy dia mino fa ny olona dia tsy misaraka amin'ny biby. Raha maty ny olona sasany dia tonga miverina ho velona indray amin'ireo biby eo amin'ny manodidina. Ao ireo lasa voay, lasa bado, fanano... tohiny
novalian'i endriny ny 25/08/2014 16:52
Maranatha ( 11/08/2014 06:11)
[color=blue] « Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin'ny fitiavana no mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 19/08/2014 05:45
rhaj0 ( 08/08/2014 14:49)
Ho an'izay liana, dia ato misy famintinana izay rehetra [url=http://skepticsannotatedbible.com/sex/long.html]sex ao anaty Baiboly[/url]. Efa hitahita(ko) ihany t@ resaka [url=http://forum.serasera.... tohiny
novalian'i endriny ny 23/08/2014 06:28
rabaradaka ( 08/08/2014 13:50)
Tokony ahitsy ihany ilay fiheverana fa taranaka jiosy ny malagasy dia lasa feno fivavahana jiosy eto, cohen Bera, cohen Rivolala, sy ny sisa. Tsy taranaka jiosy ary tsy misy rà jiosy ny malagasy. Ny ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/08/2014 14:52
Lovaerik ( 08/08/2014 12:33)
Mety misy maita fiangonana katolika na mopera afaka manamasina mariazy ve nefa ts mila manao fiofanana?... tohiny
novalian'i endriny ny 23/08/2014 06:58
Maranatha ( 07/08/2014 06:30)
[color=blue] Araka ny fijerin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly, etsy andaniny dia misy olona maro, tafiditra ao anatin’ izany ny mpino marobe izay te hahafantatra izay ho entin’ny ampitso ho... tohiny
rhaj0 ( 06/08/2014 15:05)
Raha araky ny Papa Fransisy izany, dia izao indray hono ny lakilen'ny Hasambarana... [url=http://www.catholicnews.com/data/stories/cns/1403144.htm]Jereo avy eto[/url] : 1. "Live and let live." 2. "Be... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/08/2014 18:43
bor2lais ( 05/08/2014 06:05)
Ahatsiarovako namana iray teto antsoina hoe "christian777" ity vaovao momba ny Fiangonany ity. ******** Source L'express Inculpé pour diffamation, escroquerie et tortures morales, le pasteur Benjamin... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/08/2014 09:02
Maranatha ( 04/08/2014 10:05)
[Color=blue]“Ary nahare ny isan’ izay voahisy tombo-kase aho : efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin’ ny firenen’ ny zanak’ Isiraely rehetra.” Apoka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/08/2014 15:44
voromailala ( 04/08/2014 08:45)
Salama daholo Inty misy firotriana fitiavana Evanzelika, zaraiko aminareo: [quote] Garçon : as-tu un petit ami? Fille : Non. Je ne veux pas avoir un petit ami. Garçon : Genèse 2:18 Et l’Éternel... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/08/2014 19:40
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:38)
TSARA RAHA ENTINA AMBAVAKA IREO TOVOLAHY ANDALAMPIOFANANA HO PRETRA MILA AMPAHEREZINA IZAY MANAMPANIRIANA HO PRETRA... tohiny
novalian'i endriny ny 04/08/2014 06:55
rhaj0 ( 01/08/2014 21:04)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=Z0Sz8BpV8Mw[/youtube]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/08/2014 14:24
Maranatha ( 31/07/2014 11:30)
[color=blue]“…Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ ny Tompo hatramin’ izao. Eny, hoy ny Fanahy fa hitsahatra amin’ izay nisasarany izy fa ny asany manaraka azy.” Apok. 14 : 13[/color] [... tohiny
Maranatha ( 28/07/2014 07:15)
[color=blue]“Ary ny anankiray tamin’ ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: “Iza moa ireto miankanjo ankajo fotsy lava? Ary avy taiza izy? Fa hoy izaho taminy : Tompoko ianao no mahalala. Dia h... tohiny
endriny ( 27/07/2014 04:39)
“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekiela 9 : 4 Th... tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2014 04:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.956