Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?

1. RaChantal ( 19/08/2014 07:03)
Fantaro hoe nahoana ny Baiboly no afaka manampy anao hahita ny valin’ireo fanontaniana lehibe eo amin’ny fiainana.

novalian'i endriny ny 22/08/2014 04:34
2. endriny ( 22/08/2014 04:34)

RaChantal:

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?


Mianatra ny baiboly aho satria te ahafantatra ny toetran'ny fahavaloko, dia ireo olona milanja sy manely ny baiboly ho ampy entina manandevo sy mampandry adrisa ny ambanilanitra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3134