FANAMARINANA SY FANAMASINANA AMIN'NY FINOANA

1. Maranatha ( 14/08/2014 05:22)
« Rehefa nandresy lahatra ny amin’ny fahotana ny Fanahy Masina , ka nampiseho ny tarigetran’ny fahamarinana ho hitan’ny saina , dia misarika ny fitiavana hiala amin’ny zavatr’ity tany ity Izy , ka mameno ny fanahy amin’ny faniriana fahamasinana . “ Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra” Jaona 16 : 13, hoy ny Mpamonjy . Raha mety ho volavolaina ny olona ,dia hamasinina ny tenany manontolo . Horaisin’ny Fanahy ny zavatra araka an’Andriamanitra ka hataony tombokase amin’ny fanahiny . Ny heriny no hahatonga ny lalan’ny fiainana tsy hisy kitoantoana, hany ka tsy misy na dia iray aza tokony ho very lalana ny amin’izany . » Vavolombelona Mahery , pp. 47, 48. TSINDRIO FA ETO NY TOHINY
novalian'i moustaraf ny 15/08/2014 14:21
2. moustaraf ( 15/08/2014 13:53)
Salama namana,
Eto an tany dia misy fibebahana roa ihany:
Ny atao hoe mibebaka manko araka ny baiboly fototra dia SOUV na miverina,
ka roa ny lalana:
-na ianao manao souv amn anaran'i "jesosy, jesus, isus,....mankany amn Atra, dieu,god, got, theos," araka ny fampianarana fototra romana
-na ianao mi souv amn anaran'ny mpamonjy Yeshu'a hamashyarh mankany amin' Elohym, ilay nampisy ny lanitra sy ny tany.

Yeshu'a dia efa nanazava fa roa ihany ny lalana: na ilay migodana ankafizin'ny maro an'isa (tahaka ny hita eto amn serasera), na ilay tery sady sarotra aleha
Amen!
3. moustaraf ( 15/08/2014 14:21)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7986