Fivavahana, finoana
Maranatha
(
18/09/2014 06:05)
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12.
« Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata m...
tohiny
novalian'i deafed ny 23/09/2014 11:13
simplet400
(
17/09/2014 10:36)
Miaraba antsika rehetra,
Mpianatra katekomena ny tenako. Tsorina ny marina fa tsy mbola mahay mitarika fotoam-pivavahana izany. Hisy anefa ny fotoana tsy maintsy anaovana izany. Ko dia manontany hevi...
tohiny
novalian'i yohanan ny 17/09/2014 12:01
Charoumeni
(
16/09/2014 10:36)
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org
Misy pretra indiana iray izay milaza fa tsy azo ampiasaina ny fanafody homéopathique fa misy demony hono. Ahoana ny hevitsika amin'izany?...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2014 18:10
moustaraf
(
12/09/2014 17:47)
1. kintan'ny maraina : losifera
Yeshua milaza ny tenany ho losifera APOK 22:16
Nahoana ankehitriny no ilay rain'ny lainga indray no antsoina hoe Losifera: kintan'ny maraina? ??...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 19/09/2014 10:37
Maranatha
(
12/09/2014 05:21)
Bibidia iray hafa fa mitovy tanteraka @ ilay bibidia voalohany (izay no maha sary azy)
[color=blue]« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahaf...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/09/2014 18:43
Maranatha
(
12/09/2014 05:17)
Averiko eto aloha ity alohan'ny handrosoako lohahevitra hafa fa misy sahy mamono ilay teo aloha .
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [co...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 17/09/2014 06:18
endriny
(
12/09/2014 03:50)
Nandray ny findainy Jesosy ary niantso an'i Piera: "mandalova ianareo eny akaikin'ny tombin-dasantsy akaiky anareo indrindra, ary ho hitanareo fa misy moto mijanona eo anoloany. Ka alaivo izay moto mi...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/09/2014 14:02
rabaradaka
(
11/09/2014 06:11)
mba jereo ange ity http://www.mondedemain.org/...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 30/09/2014 12:21
endriny
(
11/09/2014 04:51)
Kanefa ny Tantara nadika teny malagasy ihany?...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 12/09/2014 13:09
Randri87
(
09/09/2014 08:59)
Tamin'ny lohevitra teo aloha no nahatonga ahy hijery ireto verset biblique ireto dia tena nahavariana ahy tokoa rehefa tena namaky tsara aho hoe toa tena mitombina tokoa lay voalazan'izy ireo raha ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 05/10/2014 04:36
sitlo
(
08/09/2014 21:12)
Hitako eto aloha fa i Maranatha no hiteny voalohany hoe "za tsy efa niteny?" Mariky ny bibidia. hihihi
[img]http://www.nouvelordremondial.cc/wp-content/uploads/2014/09/satan-ice-bucket.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/09/2014 20:52
rhaj0
(
08/09/2014 14:19)
Mba jereo hozy ny mpandinika...
[url=http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about-the-book-of-revelation/?iref=allsearch]http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/10/2014 17:11
endriny
(
08/09/2014 04:27)
Tsy hilaza intsony isika hoe avy taiza ilay Kristy ary iza marina no nanoratra ny boky. fa ny zava-misy aloha dia mihazakazaka mafy ny Kristianina ankehitriny amin'ny adihevitra ny mety hanalana ny te...
tohiny
novalian'i endriny ny 11/09/2014 04:48
RBNIR
(
08/09/2014 03:22)
Faly misera amin'ny rehetra indray,
2000 taona izay no nitoriana an'io teny io.
Ity filazantsaran'ny fanjakana ity hoy ny teny (tsy filazantsara hafa fa ilay notoriany tamin'izany andro izany no nolaz...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/09/2014 18:01
Randri87
(
05/09/2014 07:52)
Ny Trosième secret de Fatima dia voalaza fa anisan’ny hafatra manokana nomen’i Masina Maria ireo ankizy tamin’ny fisehoana tany Fatima tamin’ny taona 1917. Ny 1er sy ny 2e secret dia efa na...
tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:31
moustaraf
(
05/09/2014 07:23)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA[/youtube]...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 06/09/2014 15:01
Maranatha
(
04/09/2014 08:50)
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [color=blue] « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fo...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/09/2014 20:09
moustaraf
(
03/09/2014 12:43)
Salama,
Tsy hita ao amin'ny baiboly fototra koa manko ireo anarana ireo,
kanefa maro be ny fiangonana no miady sy mandroaka an'ireo isan'andro!!!
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 14/09/2014 09:19
bichette
(
03/09/2014 11:46)
le pape invoque lucifer en plein culte
http://www.youtube.com/watch?v=Uvj8fnXAIg4
http://www.youtube.com/watch?v=RBBq3cuCUxI...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/09/2014 03:07
endriny
(
02/09/2014 04:33)
Talata giraobaka, dia andro tsy iasana amin'ny Malagasy. Saingy io no itarafana ny fototra maha tatsinanana antsika. Ny isa efatra mantsy no isa ratsy indrindra izay mifandraika amin'ny alakamisy, iza...
tohiny