NY FIKOROROHANA EO AMIN'NY VAHOAKAN'I TSITOHA

1. Maranatha ( 25/09/2014 08:21)
«Nihena ny isan’io vondrona io. Ny sasany dia nihintsana tamin’ilay sivana sy namela ilay làlana lava. (Jereo Apokalipsy 3: 15, 17. Ireo feno tsy firarahina sy ireo tsy miraharaha, izay tsy niaraka tamin’ireo nametraka ambony ny tombam-bidin’ny fandresena sy ny famonjena mba haharitra amin’ny fivavahana, dia tsy hahazo na inona na inona ka tavela any aoriana any amin’ny maizina. Ny toeran’izy ireo dia nosoloin’ireo izay nanaiky ny fahamarinana malaky ka niditra ho isan’io laharana io. Nanohy nanodidina azy ireo hatrany ireo anjely ratsy kanefa tsy nanana fahefana tamin’ izy ireo izy. (Jereo Efesiana 6: 12-18.) » –Counsels for the Church, p. 271. ARAHO ATO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2146