ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY

1. Maranatha ( 12/09/2014 05:17)
Averiko eto aloha ity alohan'ny handrosoako lohahevitra hafa fa misy sahy mamono ilay teo aloha .
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fotsiny ankehitriny toy ny hoe isika dia tokony hifanaraka amin’ny toe-javatra miseho. Ny zavatra miandry antsika dia ady mitohy izay mety hampidi-doza antsika, amin’ny fanagadrana, fahaverezam-pananana, eny fa na dia ny aintsika mihitsy aza mba ho fiarovana ny lalàn’ Andriamanitra izay efa eo andàlan-panafoanana amin’ny alalan’ny lalàn’ olombelona » – (Review and Herald, 1er janvier 1889) Commentaires bibliques, p. 403 ARAHO ATO INDRAY Aza kivikivy izany fa mahereza daholo
novalian'i Maranatha ny 17/09/2014 06:18
2. RBNIR ( 16/09/2014 02:58)
Bibidia voalohany dia ilay niakatra avy amin'ny ranomasina = olona hofidian'i satana ka homeny hery mba hanohitra ilay FITORIANA LEHIBE FARANY ho avy VAKIO ATO
Araka ny hitanao ao amin'io rohy io ny bibidia faharoa (ilay niakatra avy tamin'ny tany dia IREO FILOHAMPIRENENA REHETRA AO AMIN ILAY FUTUR NATION UNIE IZAY HO RESEN NY DEVOLY + BIBIDIA + MPAMINANY SANDOKA LAHATRA AMIN NY ALALAN ILAY FAMANTARANA MAHAGAGA AVY AMIN NY DEVOLY FA TSY ANDRIAMANITRA

Raha ny bibidia voalohany irery dia tsy ho afaka mihitsy hamoaka decret hahafahana mampanenjika sy mampamono olona ary manery olona hanaraka lalàna sy fotoana ara-pivavahana iray,
Izay no antony hifidianana ny bibidia faharoa (satria ireo filohampirenena ireo no manana fahefana afaka mitondra sy mampanaiky ny mponina any aminy tsi11 avy).

HAFATRA MANOKANA HO AN'IREO MPITONDRA FIVAVAHANA (FERVEUR DEFENSEUR DU CULTE DE DIMANCHE) Miaro mafy ny fivavahana amin'ny andro alahady sady meneur d'homme no manana popularité ary manana caractère rassembleur;
Mbola tsy voafidy ny BIBIDIA VOALOHANY ankehitriny nefa tsarovy fa METY HO IANAO ILAY IZY RAHA TSY MIBEBAKA NY AMIN NY SABATA IANAO.
ANJARA RATSY NO HOBABENAO RAHA IANAO ILAY ho voafidy ry namana, koa HOY AHO HOE mibebaha fa MBOLA TSY TARA AKORY IANAO RAHA ANIO NO HANAPAKEVITRA HIVERINA AMIN NY SABATAN I JEHOVAH.
« Ary nosamborina ilay bibi-dia mbamin'ny mpaminany sandoka, dia ilay nanao ny famantarana teo anatrehany, izay nentiny namitaka ny efa nandray ny mariky ny bibi-dia sady miankohoka eo anoloan'ny sariny; ary dia natsipy velona ho any amin'ny farihy afo mirehitra solifara izy roroa. » (Apok.19:20)

ARAKA IO TENY IO NY BIBIDIA VOALOHANY SY NY MPAMINANY SANDOKA (FANAHY MAMITAKA SY MISANDOKA NY TENANY HO FANAHY MASIN'ANDRIAMANITRA MITOETRA AO ANATIN'ILAY BIBIDIA VOALOHANY) NO HISANTATRA NY AFOBE ARY DIA TENA ATSIPY VELONA ANY IANAO TSY MIANDRY FITSARANA.

Ho an-tsika rehetra kosa :
« Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany, » (Apok.14:9)
« dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry; » (Apok.14:10)
« ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany. » (Apok.14:11)

MIVERENA DAHOLO AMIN NY SABATAN I JEHOVAH ILAY ANDRO NIVAVAHAN I JESOSY SY IREO MPIANANY FAHINY.

JEREO ATO FA NY PREMIER CHRETIEN DIA TENA NITANDRINA NY ANDRO SABATA ARY HO HITANAO KOA FA NISY DECRET NAVOAKAN IZANY AMPERORA CONSTATIN IZANY NANOVA NY SABATA HO ALAHADY NY 7 MARS 321.

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA.......IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA....

Samia ho tahin'ny Tompo namana

3. RBNIR ( 16/09/2014 05:09)

RBNIR:

Raha mahita mpitondra fivavahana mitovitovy amin'izany ianareo namana mba hilazao ihany izy fa mampalahelo (FERVEUR DEFENSEUR DU CULTE DE DIMANCHE - MENEUR - RASSEMBLEUR - TO TENY EO AMIN NY NATIONS UNIS) OLONA OTRAN'IZANY TENA POTENTIELLEMENT mety ho voafidin'INGAHIRAINY.

Samia ho tahin'ny Avo ry namana isany,
4. Maranatha ( 16/09/2014 05:42)

RBNIR:

Bibidia voalohany dia ilay niakatra avy amin'ny ranomasina = olona hofidian'i satana ka homeny hery mba hanohitra ilay FITORIANA LEHIBE FARANY ho avy VAKIO ATO
Araka ny hitanao ao amin'io rohy io ny bibidia faharoa (ilay niakatra avy tamin'ny tany dia IREO FILOHAMPIRENENA REHETRA AO AMIN ILAY FUTUR NATION UNIE IZAY HO RESEN NY DEVOLY + BIBIDIA + MPAMINANY SANDOKA LAHATRA AMIN NY ALALAN ILAY FAMANTARANA MAHAGAGA AVY AMIN NY DEVOLY FA TSY ANDRIAMANITRA

Raha ny bibidia voalohany irery dia tsy ho afaka mihitsy hamoaka decret hahafahana mampanenjika sy mampamono olona ary manery olona hanaraka lalàna sy fotoana ara-pivavahana iray,
Izay no antony hifidianana ny bibidia faharoa (satria ireo filohampirenena ireo no manana fahefana afaka mitondra sy mampanaiky ny mponina any aminy tsi11 avy).

Mitady hiaro ny fahefana papaly hianao izany namana. Efa ela no fantatra fa ilay lehilahin'ny ota dia tsy iza fa io fitondrana papaly io. Ny ankamaroan'ny olona eto ambonin'ny tany dia mazava ho azy fa efa katolika avokoa. Io lehilahin'ny ota io dia tsy iza fa vatican io no handresy lahatra an'i USA (genderme du monde) mba ho hatao fanompoam-pivavahana iray ny eto ambonin'ny tany hatao alahady ny andro hivavahana ka izay tsy manaiky izany dia ho henjehina. Ho raiketina ny firaisam-pinoana ka izay tsy manaiky hiiditra amin'izany dia ho potehina sy tsy hahazo fanampiana. Aza hadino ny hanaovan'ny USA an'i Sadam houssen, kaddafi, sns... izay tsy manaiky izay hilainy sy izay tadiaviny.
Ho hataon'ny vatican fitaovana ho fanaporetana i Maison blanche. Ary ankehitriny efa mangataka ny rehetra hiiditra ao anaty firaisam-pinoana i vatican fa mody hataony @ endrika hafa. haraho ity blogn-Drahery ity http://hery.blaogy.com/post/4/8650.

Ny protestante izay sarin'ny Bibidia dia hanamafy ny fitandremana ny alahady.

Ny tsy azo hadino amin'io dia misy ihany koa ireo izay mody sabatiste anefa dia francmaçon hiringiriny. Hivadika ny maha sabatiste azy izy rehefa tena tonga ny tokoa. fa ny tena hataony dia ny manangona olona hanaraka azy mba hampihena ny tena mpanaradia ny Tompo amin'ny fahamarinana sy ny hitsikilo izay fanaon'ny tena sabatiste mijoro marina mba hahafahana misambotra azy ireo mandritra ny fotoana fanenjehana.
5. RBNIR ( 16/09/2014 06:00)
Maranatha:

Mitady hiaro ny fahefana papaly hianao izany namana.

Nirahina hitory ho an'izao tontolo izao izahay namana,
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voafidy ny bibidia voalohany (noho izany mbola afaka mandinika tsara ny tsi11)
Rehefa hita fa mitsangana mandray ilay fanjakana marina kosa izy ary mitaona ny olona hanenjika sy hampamono ny olon'Andriamanitra dia hovakiana batsilana amin'izay ny momba azy,

Signes (na famantarana) nampianarin'i Jesosy aloha izao no azo ampitaina amin'ny olona,
Ary dia mibaribary izany famantarana izany na dia tsy holazaina aza hoe iza.

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA......IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA......

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
6. Maranatha ( 16/09/2014 06:55)

Averiko aloha ilay rohin-Drahery fa vetivety dia mitady tsy ho hita http://hery.blaogy.com/blog/4/page/3

Nefa koa namana hoy ny soratra masina hoe TORIO FA AZA AFENINA . Dia mila tsofina ny trompetra mba hahafahan'ireo izay mbola tavela ao handositra hiala tao.Jer 23:22 Fa raha isan'ny mpihevitra teo amiko izy, dia ho nitory ny teniko tamin'ny oloko izy ka namerina azy hiala tamin'ny lalany ratsy sy tamin'ny faharatsian'ny nataony.
7. bor2lais ( 16/09/2014 07:07)
bor2lais:

Te-hiditra mafy mihitsy ny namana RBNIR izao e !

[size=8]Tsy mpaminany akory i bor2lais a ! :-)[/size]
8. RBNIR ( 16/09/2014 07:11)

bor2lais:

bor2lais:

Te-hiditra mafy mihitsy ny namana RBNIR izao e !

[size=8]Tsy mpaminany akory i bor2lais a ! :-)[/size]

Ary tsy mahay mijery ianao a, izaho ary no efa nanokatra azy ery ambony koa,
Efa vita ny resaka, tafita ny hafatra, anjaran'ny tsi11 sisa mandinika (ianao koa anisany)
:-)

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
9. bor2lais ( 16/09/2014 09:41)
RBNIR:

Ary tsy mahay mijery ianao a, izaho ary no efa nanokatra azy ery ambony koa,
Efa vita ny resaka, tafita ny hafatra

Zany a ! :-)
10. moustaraf ( 16/09/2014 15:29)
Salama namana,
Ny olana amin'ireto karazana mpitoriteny milaza fa tarihin'ny fanahy ireto dia ny fiheverany fa izay ao an dohany rehetra dia bitsika avokoa!

1. raha jesosy no arahinao dia Alahady izay, fa izy no tompon'ny alahady, miaraka amn grika sy romana, mandrava sabata

2. Yeshu'a no nomena ny sabata ary Elohym no nandidy ny fitandremana,
Aoka tsy hifangaro, fa manjary mpitarika jamba

3. Ny olanareo sy ry mailhol dia mitady olona foana hatao ho bibidia! Tsy olona ny bibidia fa fanahy ratsy izay mamitaka sy manangoly

Sarin'iza no hitantsika miparitaka manerana ny tokan trano maro manerana an'izao tontolo izao??? tsy ifidianana antoko pinoana intsony, fa izy rehetra rehetra mihitsy, ahantona kely etsy afantsika eroa! iza moa io e???

Mitady ho be saina be nareo nefa fandrika kely ambany maso tsy hita...
Avy taiza koa ny signe CROIX???

Hita mihitsy fa fampianarana natambatambatra sy notefitefena no tianareo afafy! ary tsy tonga saina akory ianareo fa mety isan'ireo efa ampiasain'ilay b...
11. Maranatha ( 17/09/2014 06:18)

moustaraf:

Salama namana,
Ny olana amin'ireto karazana mpitoriteny milaza fa tarihin'ny fanahy ireto dia ny fiheverany fa izay ao an dohany rehetra dia bitsika avokoa!

1. raha jesosy no arahinao dia Alahady izay, fa izy no tompon'ny alahady, miaraka amn grika sy romana, mandrava sabata
2. Yeshu'a no nomena ny sabata ary Elohym no nandidy ny fitandremana,
Aoka tsy hifangaro, fa manjary mpitarika jamba

i Jesoa (Yeshoa @ teny hebreo) no harahinay fa tsy i Jesosy. Ilay tompon'ny SAbata

moustaraf:

3. Ny olanareo sy ry mailhol dia mitady olona foana hatao ho bibidia! Tsy olona ny bibidia fa fanahy ratsy izay mamitaka sy manangoly

Voalohany aloha tsy miaraka @ Maihol (franc macon) izahay satria tsy tafara-dalana ny roa raha tsy efa nifanaiky.
Ny bibidia hoy ny bokin'ny daniel dia fanjakana Daniela 7:17 Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsangana avy amin'ny tany
Ny apokalipsy 13:4 Ary dia niankohoka teo anoloan'ilay dragona ireo, satria izy no nanome ny fahefana ho an'ny bibi-dia; ary niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia koa ireo ka nanao hoe: Iza no tahaka ny bibi-dia? ary iza no mahay miady aminy? milaza fa ny Devoly no nanome fahefana ny fanapahana papaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0383