NY SARIN'NY BIBI-DIA

1. Maranatha ( 12/09/2014 05:21)
Bibidia iray hafa fa mitovy tanteraka @ ilay bibidia voalohany (izay no maha sary azy)
« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahafito izy. Ny devoly no nanova ny andro sabata, nanantena ny hanapotika tanteraka ny fikasan’ Andriamanitra. Ny faniriany dia ny ho kely hery kokoa ny didin’ Andriamanitra eto amin’izao tontolo izao mihoatra noho ny lalàn’ olombelona. Ilay lehilahin’ ota izay nieritreritra ny ho afaka ‘hanova ny fotoana sy ny lalàna’, dia hamoaka lalàna hanery ny olona rehetra hankato ny andro voalohany amin’ny herinandro. Kanefa ny vahoak’ Andriamanitra dia tsy maintsy mijanona ho mahatoky. Ny Tompo dia hiasa ho azy ireo, ka hampiseho mazava tsara fa Izy no Andriamanitry ny andriamanitra rehetra. » – Témoignages pour l’Eglise, vol. 3, p. 466. ARAHO ATO INDRAY
novalian'i moustaraf ny 15/09/2014 18:43
2. tianymarina ( 15/09/2014 12:41)
io lo asakasak izay tsy mino ny fahamarinana voasoratra anaty baiboly sy ho izay manafa ny fony tsy hiaino sy handinika izany fahamarinana izany, indray andro any ngamb hivoaka tsara ny marina, ho be ny gaga satria niaino fampianaradiso
3. moustaraf ( 15/09/2014 18:43)
Elohym no tompon'ny sabata mandrakizay, io no anarana hosoratan'ny anjely amn handrin'ny mpanara dia ny zanak'ondry...

Fa i Atra/ god/ dieu/ baangi/ dios/ jehova/.... sy jesosy/ jesoa/ jesus/ ... no tompon'ny alahady ary maampiankohoka ny maro an'isa " na lehibe na kely" amn Zeus, masoandro nivavahan'ny romana sy grika isaka ny SUN DAY,
Ary hosorataana eo amn handrin'ireo koa ny anaran'ny rainy ZEUS izay iankohofany nefa tsy mba fantany, satria mijery ihany izy nefa tsy mahita, mihaino ihany izy nefa tsy mandre...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3649