Fivavahana, finoana
rhaj0
(
28/10/2014 12:32)
[url=http://www.urbandictionary.com/define.php?term=sidekick]Sidekick[/url] : The person in a group of two that is the lesser. -
Toa i Sancho Panza an'i Don Quichotte, na i Dr Watson an'i Sherlock H...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/11/2014 16:52
bor2lais
(
28/10/2014 12:03)
Miantefa amintsika manambara io fanekem-pinoana apostolika io indrindra² ity lohahevitra ity.
Marihiko fa efa nandeha [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m482ec40b284d7/]teto[/url] ity dini...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 04/11/2014 15:38
endriny
(
28/10/2014 11:55)
Taloha dia masina ho an'ny Malagasy izany atao hoe fasana izany: Tsy azo anaovana maloto ny manodidina, atao izany hoe dio fasana izany, avadika ny razana...
Niova anefa io fijery io ankehitriny: fan...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/11/2014 21:38
Maranatha
(
27/10/2014 09:50)
[color=blue]Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizina . Ilay ma...
tohiny
Maranatha
(
23/10/2014 05:03)
[color=blue]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany . Fa i...
tohiny
Randri87
(
21/10/2014 07:11)
Miarahaba ny namana rehetra, anisan'ny miteraka ady hevitra matetika ny resaka fifandraisana eo amin'ny fanekena vaovao sy ny fanekena taloha, ny testamenta vaovao sy ny testamenta taloha. Ity verset ...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/11/2014 05:20
Maranatha
(
20/10/2014 10:27)
[color=blue] Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy h...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/10/2014 19:12
Randri87
(
18/10/2014 12:54)
Miarahaba ny namana rehetra, ity dia video hita tao am youtube miresaka ny mikasika ny atao hoe helo afobe , basé tam fahitana ilay izy io. Mampandinika ihany lay izy , ny tena mampalahelo dia hoe hi...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/11/2014 05:25
sitlo
(
18/10/2014 07:44)
Ilay nampiditra ny resaka fara andro teto Madagasikara izao miketrika ny JIRAMA indray koa....
tohiny
novalian'i endriny ny 28/10/2014 14:50
Maranatha
(
17/10/2014 05:41)
[Color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana eo...
tohiny
Maranatha
(
13/10/2014 05:47)
[color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana e...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 12:45
Fiffi
(
10/10/2014 12:41)
Miarahaba.....
Nihaino vaovao zah teo dia voalaza teo we ny olona nisaraka am fanambadiana dia tsy mahazo mivady indray ao am-piangonana
voalaza koh we ny olona nisaraka am fanambadiana dia tsy maha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/11/2014 17:03
toriteny
(
10/10/2014 07:59)
Faly indray aho mihaona amintsika eto . Indro ary ny fanazavana ilay Jao10:9 efa ela b iny. Miala tsiny aloha ho an'izay niandry ny valiny fa tena izao mihitsy vao misy fotoana kely indray. Nefa hita...
tohiny
novalian'i toriteny ny 10/10/2014 15:28
rhaj0
(
09/10/2014 13:26)
[url=http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp]http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp[/url]
Tena liana dia liana aho ny ahalala ny hevitry ny Malagasy momba ny resaka Fianakaviana tahaka ny nanadihadian'i Vatican ny K...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 20:22
Maranatha
(
09/10/2014 10:32)
[color=blue]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana tsy mitranga...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 17/10/2014 05:39
Randri87
(
07/10/2014 07:27)
Maro ireo miresaka fahafahana sns fa rehefa tena dinihina angamba dia ilay fahafahana araka ny fomba fijery kristianina ihany no tena izy : fahafahana amin'ny ziogan'ny fahotana izay hany fahafahana ...
tohiny
novalian'i Randri87 ny 18/10/2014 12:24
rhaj0
(
06/10/2014 13:42)
Misahotaka ny sangan-dradokodahy... sangisangy zary tenany io, fa toa mandeha be hono ny kaon-doha ao Vatican ao, ka raha ny fahazoako azy, dia toa mieritreritra ny @ ahoana ny Fampianarana "Katolika"...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2014 23:28
Maranatha
(
06/10/2014 05:24)
[color=blue] … Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 17:37
rhaj0
(
03/10/2014 16:52)
Hitako ihany ilay lahatsoratra tao @ New York Times ([url=http://www.nytimes.com/2002/03/09/books/new-torah-for-modern-minds.html?pagewanted=all&src=pm]vakio ato[/url]) mikasika ny vokatry ny fikaroha...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 08/10/2014 17:02
Maranatha
(
03/10/2014 06:59)
[color=blue] «Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba ...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 06/10/2014 14:12
