Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty

21. bor2lais ( 30/10/2014 11:12)
O boy ...
"mety ..." na "mety..." dia ... "ndana mahazo" ... :-)

Zany an ! :-)
22. rhaj0 ( 30/10/2014 13:18)
Ilay hoe HS rahefa TSY miantefa aminao ny resaka..

Io izao ahatsiarovako ny zava-misy atsy New York, quartier-n'ny mpanana (fotsy hoditra) hono. Ka mandeha ny resaka sy ny fety, ary dia "TSY miantefa" @ hafa (mainty hoditra) ny revy, na dia "an-kalamanjana" azany no atao ilay izy. Ka dia manaja-tena mipirina tokoany moa ny mainty hoditra. Dia rahefa mandeha ny fotoana, dia tonga saina zareo hoe, ary dia nifanambady tao tokoany ny iray quartier, satria ny ankizy miara-mifety ao no mifanambady ao ihany ka inona azany...

[size=6](asa ahoana ny revy an-kalamanjanan'ny bordelais ao ry Bor2lais ao : mba miantefa aminao ao ve ny revy ao ?)[/size]
23. gasy1zay ( 30/10/2014 13:24)
Mba avelao kosa ny namantsika mba haneho ny heviny e! fifaliambe anie any an-danitra any raha mba i rhaj0 no resy lahatra hoe tena mahavita ny zavatra rehetra io Andriamanitra hivavahantsika io e, tadidio fa toetran'i Kristy no tokony ho tahafintsika kristianina ary i Kristy tsy mbola nanakana ireo mpanoradalana sy fariseo hanontany azy na dia niezaka aza ireo ny hanohitra ny fampianarana nataony.

Raha hiverenako ilay tena sujet dia izao ny fahitako azy : momba ny fitsarana any amparany dia fahitana azon'i Jaona no nosoratany ao @ apokalipsy, ny voalaza ao anefa dia global be fa tsy ohatrany bokin'ny lalan'olombelona feno pitsopitsony ka milaza hoe rehefa izao ny cas-nao dia izao zany no tokony atao anao, any amparany raha ny fahalalako azy dia tsy misy intsony ny fiovampo, ka na ianao nino t@ nitorianteny talohan'ny ilay ora farany na tsy nino, rehefa tonga ilay andro hiverenan'ny Tompo eny @ rahon'ny lanitra dia efa tsy misy safidy hoan'ny olombelona intsony, rehefa tonga koa ny fahafatesana @ mahanofo dia tsy misy safidy intsony fa izay safidy nataonao talohan'izay no hitsarana anao, nino ve ianao sa tsia, nanaraka ny teny ve ianao sa tsia.

Mikasika ny mpino hoe mety tsy mino, sarotra be ny hitsara @ toeran,Andriamanitra fa hevitro manokana ity araka ny hitako ao @ baiboly, dia misy milaza ao hoe "Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara"
midika izany hoe na dia mpino aza ianao ka mbola niaina tao anatin'io dia mety tsy ho tafiditra any @ fiainana mandrakizay.
Io no antony ilaina miady mandrakariva @ fakampanahy mba ho azo antoka ny famonjena, misy manko ny olona mihevitra hoe rehefa makany ampiangonana dia ampy izay fa avy eo afaka manao izay tiany atao.

24. bor2lais ( 30/10/2014 14:33)
Averiko indray fa :
izaho:

Miantefa amintsika manambara io fanekem-pinoana apostolika io indrindra² ity lohahevitra ity.

Mazava be fa ho an'ny manaiky ny fanekem-pinoana apostolika no iantefan'ny resaka (valam-pamaritana io hoy rhaj0 izay) ! :-)

Tsy misy resaka fanavahana mihitsy izany amiko fa fanajana ilay lohateny mba tsy hivoana fotsiny ihany ! :-)

Raha misy ve mametraka fanontaniana momba ny "mekanika fiara" amin'ny "mekanisiana" any @ rubrique momba ny "Fiara" ohatra dia ho lazaina ve hoe manavakavaka ireo tsy mba mahay mekanika na tsy manana fiara na tsy tia fiara izany ! :-)

Sao kosa ary ilay fisainana mahatsiaro tena voailika (lava) mihitsy no efa tena gravy ka mila amboarina ! :-)

Am-pitiavana hoy ilay namana iray izay ! ;-)
25. rhaj0 ( 30/10/2014 14:42)
hi hi... izaho indray k'lou tsy mahatsiaro voahilika izany mihintsy... na misy manilika azany aho, dia "mitsotsotsotso" ihany... :) na tsisy "mpihaino aza dia mahavita sy mahavatra miteny irery... :)
atsipinay ilay kaozy, hozy ny tanora izay, (tsy) mihaino ianao dia tsara

Fa resaka "fifampitokisana/fifanajana" samy olombelona io e.. na tsy mahay "mekanika fiara" azany ianao, rahefa mi-brainstorm, sy koa mitondra resaka "ampitiavana", dia mety foana...
26. bor2lais ( 03/11/2014 09:16)
gasy1zay:

Raha hiverenako ilay tena sujet dia izao ny fahitako azy : momba ny fitsarana any amparany dia fahitana azon'i Jaona no nosoratany ao @ apokalipsy, ny voalaza ao anefa dia global be fa tsy ohatrany bokin'ny lalan'olombelona feno pitsopitsony ka milaza hoe rehefa izao ny cas-nao dia izao zany no tokony atao anao, any amparany raha ny fahalalako azy dia tsy misy intsony ny fiovampo, ka na ianao nino t@ nitorianteny talohan'ny ilay ora farany na tsy nino, rehefa tonga ilay andro hiverenan'ny Tompo eny @ rahon'ny lanitra dia efa tsy misy safidy hoan'ny olombelona intsony, rehefa tonga koa ny fahafatesana @ mahanofo dia tsy misy safidy intsony fa izay safidy nataonao talohan'izay no hitsarana anao, nino ve ianao sa tsia, nanaraka ny teny ve ianao sa tsia.

Izaho kosa aloha tsy nilaza hoe rehefa tonga ilay andro hiverenan'ny Tompo vao hiova fa kosa hoe : ny milaza tsy mino anio dia mbola mety hino ihany rahampitso (alohan'ny hikimpin'ny maso) ! :-)
gasy1zay:

Mikasika ny mpino hoe mety tsy mino, sarotra be ny hitsara @ toeran,Andriamanitra fa hevitro manokana ity araka ny hitako ao @ baiboly, dia misy milaza ao hoe "Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara"
midika izany hoe na dia mpino aza ianao ka mbola niaina tao anatin'io dia mety tsy ho tafiditra any @ fiainana mandrakizay.
Io no antony ilaina miady mandrakariva @ fakampanahy mba ho azo antoka ny famonjena, misy manko ny olona mihevitra hoe rehefa makany ampiangonana dia ampy izay fa avy eo afaka manao izay tiany atao.

Ekeko fa misy an'io teny io tokoa ao ary amiko dia mifototra amin'ny tsi-finoana daholo ireo voatanisa rehetra ireo ... fa raha tsy diso koa aho dia toa misy an'ity koa e : "ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra" izay midika amiko fa mety hisy tokoa ny fiovam-po araka ny voalazako etsy ambony ! :-)

Fomba fijeriko ihany anefa io a ! :-)
27. gasy1zay ( 03/11/2014 14:24)

bor2lais:

tsy diso ianao ka, tena misy tokoa ny fiovampo ary io no atao no nibebaka, niova t@ lalana na toetra tsy nety taloha, ohatra @ ireo nolazainao ireo zao dia misy tokoa ao @ baiboly : i Zakaiosy mpamory hetra niova fo, ilay zanaka adala nihevitra fa ny filibana @ lova avy amindrainy no hahasambatra azy ka rehefa resy t@ fiainana izy ka niafara ho mpanome sakafo kisoa kanjo niverina tany @ rainy izy fa fantany fa tsy niteny ny safidy nataony, dia misy koa ilay vehivavy janga nifanena t@ Jesoa teo am-patsakana.
Raha ny fiainana andavanandro dia maro ireo olona niova fo: niala t@ fahazarandratsy, afaka t@ taoka, sigara, rongony , fijangajangana, kolikoly etc... Nisy ireo artista mpihira pop music dia lasa mihira masina ankehitriny, azo atao hoe fiovana fo daoly izany. Tena mahay manova olona ny Tompo ary na inona na inona ratsy vitanao hatrizay dia afaka dioviny izany rehefa miaiky ny fahadisoanao ianao ary vonona ny hiala @ izany.
28. rhaj0 ( 03/11/2014 14:47)
[size=8]ry Cassius Clay mbamin-dry Bob Dylan dia kristiana lasa moslimo.
i Bob Marley indray rastafarian (miankohoka @ Haile Selassie), dia naka dern ho orthodox
ry Tom Cruise moa lasa siantolozista (Scientology categorically denies the existence of the God of the Bible, heaven, and hell)
i Einstein moa dia zanaka Jiosy (mafana fo) fa rahefa lasa (siantista) agnostic[/size]
29. rhaj0 ( 03/11/2014 14:52)
[size=8]hadinoko, i George W. Bush ilay afaka @ taoka, dia "teraka indray" (born-again) avy eo, dia iny lasa prezida... nandainga tany Irak iny[/size]
30. bor2lais ( 04/11/2014 08:39)
gasy1zay:

Raha ny fiainana andavanandro dia maro ireo olona niova fo: niala t@ fahazarandratsy, afaka t@ taoka, sigara, rongony , fijangajangana, kolikoly etc... Nisy ireo artista mpihira pop music dia lasa mihira masina ankehitriny, azo atao hoe fiovana fo daoly izany.

-1 (ouzy toriteny izay ! :-))
Amiko (hevitro manokana a) tsy dia ny fihetsika ivelany loatra no azo ilazana fa niova fo na tsia ilay olona ! :-)

Misy (ary maro) eto mety (lasa) azo lazaina fa mamaky Baiboly ohatra saingy tsy azo itarafana ny fiovam-po velively izany amiko : samy manana ny tanjony (izay hita in11 fa mifanohitra) ny tsi11 @ fanaovana izany ! :-)

Mikasika ilay "pop music" lasa "pop evanjelika" : raha ny tonony fotsiny no novana teny ao amin'ny Baiboly fa ny fanahiny kosa nijanona ho toy ny taloha ihany, moa ve ampy azo ilazana ho fiovam-po (ho an'ilay mpihira) izany ? Toa fiovan-tonony angamba no metimety kokoa ! :-)

Hevitro manokana ihany anefa io a ! :-)

gasy1zay:

Tena mahay manova olona ny Tompo ary na inona na inona ratsy vitanao hatrizay dia afaka dioviny izany rehefa miaiky ny fahadisoanao ianao ary vonona ny hiala @ izany.

+1
:-)
31. gasy1zay ( 04/11/2014 15:38)

samy manaiky izany isika fa mahay manova ny Tompo fa aleo tsy hiditra @ ilay fitsarana hoe iza no tena niova na tsia satria tsy fantatsika ny fiainan'ny tsirairay sy ny asan'Andriamanitra teo @ fiainany. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1212