feraparan'ny tsy mino an'Andriamanitra
21. rhaj0
(
03/11/2014 17:48)
Dia mbola mijery ilay ferapara ihany aho. Ary i Ratompokolahy izany dia nanana "fikasana ho an'ny Tanindrazany sy ny Vady aman-Janany"... Izy @ io dia voatondro hoe "tsy-mino"..
Fa dia tena manaja ambony an-dRatompokolahy ihany raha izaho.
Ny "mino" (tena mino) nefa izao, "mino" marimarina aho, fa hilaza aminao fa "zava-poana" daholo izany, fa ny hany "fikasana" tokony iasanao mafy dia ... "ny fiainaNAO mandrakizay".

22. bor2lais
(
04/11/2014 11:09)
rhaj0:
Izy @ io dia voatondro hoe "tsy-mino"
F'aiza ho aiza @ io ferapara io no ahitanareo ka asahianareo miteny fa tsy mino ilay maty e ?
23. rhaj0
(
04/11/2014 11:22)
Ilay ferapara voalohany kosa aloha dia TSISY filazana hoe "mino" (an'ny A.tra... Kristiana) ilay "lasana". Ka azoko tsara raha izay no lasa lohatenin'ity lohahevitra ity.
Sa tokony natao toa izao ny lohateny, hoe "ferapara tsy manisy reference an'A.tra (Kristiana)"

24. bor2lais
(
04/11/2014 12:38)
F'angaha raha "TSISY filazana hoe "mino" (an'ny A.tra... Kristiana) ilay "lasana"" dia midika avy hatrany fa tsy mino izy (sady tsy izy koa ange angamba no nanoratra ilay ferapara e) !
25. rhaj0
(
04/11/2014 13:27)
Ekena azany e.. Fa tombatombana azany ny ahy e.. ary ho tohizako ihany; dia io ny fahitako ilay izy izany dia
- TSY nanisy reference @ A.tra (Kristiana), tsisy resaka toa ny hoe "@ Finoana ny Fitsanganana xxx" na hoe "entina any am-piangonana ho fanomezam-boninahitra ho any xxx" na hoe "A.try ny fiadanana ets..."
- fa kosa milaza fa "nandao" (antsika) ary "hanantona" ireo r-a-d efa lasana
- ary koa manipika tsara ilay "fikasana ho an'ny Tanindrazany sy ny Vady aman-Janany"
Ka ny fahitako an'io ho'a dia revy "mifanipaka" @ revy Kristiana (rahefa tsy tianao ny hoe "tsy mino"), ny Kristiana izay mifantoka (be kokoa, na hoe ihany) @ "Fiainana Mandrakizay", na ny marimarina koakoa, ny "fiainaNY" an'azy manokana, an'ny tenabeny ihany io, ny "FiainaNY mandrakizay"...

26. bor2lais
(
04/11/2014 14:55)
1. Tsy voatery entina any am-piangonana ny razana (na dia Kristiana aza) ka ! [size=8]Ny protestanta tsy mivavaka ho an'ny maty fa ho an'ny velona ihany ohatra ![/size]
2. Ilay hoe manatona (aza asiana "n" moa fa lasa miova ny heviny ;-) ) ny rad, sns efa lasa (nody ...) siora ve ianao fa tsy mety misy resaka finoana ao anatin'izany ? Raha atao hoe mpino ny rad-ny t@ fahavelony angaha moa tsy hoe nantsoin'ny Ray nody any Aminy izy ireo izany, ka raha lasa nanatona ny rad izy, any akaikin'Iza no misy azy izany ?
3. Ilay fikasana tsara ho an'ny "Tanindrazana sy ny Vady aman-janany" indray angaha moa mifanipaka @ maha Kristiana.
Tombatombana sy fahitanao manokana tokoa ilay izy raha izany ! ;-)
2. Ilay hoe manatona (aza asiana "n" moa fa lasa miova ny heviny ;-) ) ny rad, sns efa lasa (nody ...) siora ve ianao fa tsy mety misy resaka finoana ao anatin'izany ? Raha atao hoe mpino ny rad-ny t@ fahavelony angaha moa tsy hoe nantsoin'ny Ray nody any Aminy izy ireo izany, ka raha lasa nanatona ny rad izy, any akaikin'Iza no misy azy izany ?
3. Ilay fikasana tsara ho an'ny "Tanindrazana sy ny Vady aman-janany" indray angaha moa mifanipaka @ maha Kristiana.
rhaj0:
Ka ny fahitako an'io ho'a dia revy "mifanipaka" @ revy Kristiana (rahefa tsy tianao ny hoe "tsy mino"), ny Kristiana izay mifantoka (be kokoa, na hoe ihany) @ "Fiainana Mandrakizay", na ny marimarina koakoa, ny "fiainaNY" an'azy manokana, an'ny tenabeny ihany io, ny "FiainaNY mandrakizay"...
Tombatombana sy fahitanao manokana tokoa ilay izy raha izany ! ;-)
27. rhaj0
(
04/11/2014 15:16)
Ka rahefa miresaka @ Kristiana (sasany) aho dia izay foana no bosibosehany lava eo, hoe ilay "Fiainana Mandrakizay", ilay ho an'ny tenabe io, izay no zava-dehibe, fa ny zavatra hafa dia "zava-poana".
Ka tsy "fahitako manokana" ilay izy, fa "fahitan-dreo manokana".. izaho mpitatitra fotsiny :)

28. endriny
(
04/11/2014 15:46)
Ny mpino kristianina izany tokony tsy miteny an'ity haiteny ity intsony:
"Varo tsy mifody"
satria ry zareo manantena fa mbola hiverina hitsangana ho velona indray

29. rhaj0
(
04/11/2014 16:05)
bor2lais:
Raha atao hoe mpino ny rad-ny t@ fahavelony angaha moa tsy hoe nantsoin'ny Ray nody any Aminy izy ireo izany, ka raha lasa nanatona ny rad izy, any akaikin'Iza no misy azy izany ?...
nice spin... Dia tena hotry ny tianao ho any akaikin'ny Ray daholo no iafaran-draolombelona izany re ry Bor2lais..
Fa "raha atao hoe" ... (manao supposition sahala aminao aho io) TSY mpino azany i Ratompokolahy, raha atao hoe "atheist", dia tena TSY mino ny (fisian'ny) Ray izany izy. Na ny marimarina koakoa, "mihevitra" izy fa ao @ "imagination collectif"-n'ny mpino ilay Ray...
Ka dia marina ny anao : ao akaikin'ny Ray (par l'imagination) daholo isika rehetra e... :-)
30. bor2lais
(
05/11/2014 12:59)
Averiko sao dia mibirioka ny resaka ([size=8]ka hisy ilaza in1 hoe "héréditaire" ny famonjena[/size]) :
Avy eo no niainga ny resatsika ...
Ny tiako ahatongavana dia tsy misy tsoaka azo ambara mikasika ny finoan'ilay maty raha ny voalaza ao amin'io ferapara io.
rhaj0:
Izy @ io dia voatondro hoe "tsy-mino"
izaho:
F'aiza ho aiza @ io ferapara io no ahitanareo ka asahianareo miteny fa tsy mino ilay maty e ?
Avy eo no niainga ny resatsika ...
Ny tiako ahatongavana dia tsy misy tsoaka azo ambara mikasika ny finoan'ilay maty raha ny voalaza ao amin'io ferapara io.
31. rhaj0
(
05/11/2014 13:37)
Ekena azany ny @ Ratompokolahy manokana, hoe tsisy ahafantarana na mpino izy na tsy-mpino... mba tsy ifandirana ..
Fa izao kosany : raha misy olona TSY mpino, dia ... isaorana Ratompokolahy, na ny havany nanoratra ny ferapara, fa dia tena "INSPIRATION".. fa hoe :
- misahia mijoro @ TSY-finoanao
- misahia maneho, fa na dia "tsy-mino" azany ianao dia manana "fikasana" tsara, mitady ny "ifankatiavana"
- misahia maneho ny "fikasana tsara"-nao ho an'ny Tanindrazana sy ny Vady aman-Janaka, na dia misy tsy tanteraka azany izany
- misahia maneho ny "finoanao" hiverina @ ireo lasana
- misahia mandray teny avy @ Baiboly, raiso ho revinao, satria tsisy droit d'auteur izany fa revy universel (ary misahia manilika teny izay mifanipaka @ revinao sy idealinao)
- ary misahia TSY manaraka na TSY maneho ny "fombafomba sy kabaribary Kristiana", n'inon'inona fitsarana na vavan'ny mpijery
- misahia maneho fa TSY mila mandalo Fiangonana, TSY mila "fanamasinana", TSY mila be kabary ny "isaotra an'izatsy sy zaroa"..
Ho ela velona (ao am-po sy ao an-tsaintsika) anie Ratompokolahy...

32. vahiny2004
(
05/11/2014 13:59)
bor2lais:
2. Ilay hoe manatona (aza asiana "n" moa fa lasa miova ny heviny ;-) ) ny rad, sns efa lasa (nody ...) siora ve ianao fa tsy mety misy resaka finoana ao anatin'izany ? Raha atao hoe mpino ny rad-ny t@ fahavelony angaha moa tsy hoe nantsoin'ny Ray nody any Aminy izy ireo izany, ka raha lasa nanatona ny rad izy, any akaikin'Iza no misy azy izany ?
Ny ahy indray izao no tonga ato an-tsaiko hoe siora ve ilay olona nanoratra hoe lasa any @ havany izy ? Mety tsy mifankahita @ ireo havany efa maty notanisaina teo akory izy an ;-)
33. bor2lais
(
05/11/2014 14:42)
vahiny2004:
Ny ahy indray izao no tonga ato an-tsaiko hoe siora ve ilay olona nanoratra hoe lasa any @ havany izy ? Mety tsy mifankahita @ ireo havany efa maty notanisaina teo akory izy an
Ka eo indrindra mantsy ilay hoe samy manana ny "finoany" knou ! ;-)
34. rhaj0
(
06/11/2014 14:01)
bor2lais:
Ka eo indrindra mantsy ilay hoe samy manana ny "finoany" knou ! ;-)
Ny ahy aloha ny hitako zava-dehibe dia (efa) manaiky io izany, ohatra i Bor2lais, fa "samy manana ny finoany" ny olona...
Ny fahazoako izany, dia "samy manana" izay ao an-tsainy, izay eritreretiny, na hoe, izay ao @ "imagination"-ny ao, ny tsirairay. (dia misy koa moa ny ao @ "imagination collective" ao)
RAhefa izay, dia izay hafa aty ivelany, dia tsy afaky ny hiteny kosany hoe "tsy misy" na "tsy mi-existe", na hoe "tsy izy" izay "misy" ao @ "imagination"-n'ny andaniny ao.
Ny fahitako azy, dia mety hoe, ny miady hevitra, dia mifanakalo "argument" sy fomba fijery, ahoana ny fahitako ny anao, ahoana ny fahitanao ny ahy, ka hoe "tsy mitombona" raha avy @ fijeriko izany... fa rahefa fehezina ny resaka, dia "revy samy manan'ny azy" io, ary TSY ny ao @ "imagination"-n'ny tenabe ao ihany no "marina" (et vive-versa).
Io no lazaiko hoe, raha "mahasoa" anao ny anao ao, dia "mahasoava" azany, fa raha izaho, dia "tsy @ kapoakako"...