Fitsapa-kevitr'olona
1. rhaj0
(
09/10/2014 13:26)
http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp
Tena liana dia liana aho ny ahalala ny hevitry ny Malagasy momba ny resaka Fianakaviana tahaka ny nanadihadian'i Vatican ny Katolika (jereo fifanakalozana tatsy), koa dia nanaovako ezaka manokana mihintsy ary dia namoronako fitsapa-kevitra tatsy @ google.
http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp
Ka dia manasa anao hanindry io rohy io ary hizara ny fijerinao.
(anonyme ny sondage ary tsy manana control ny hahalala na hitsikilo ny momba anao mihintsy aho fa mahatokisa. Ny fahalalana ny fijerin'ny Malagasy maro araka izay azo atao no zava-dehibe)

novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 20:22
2. rhaj0
(
14/10/2014 12:27)
Eto izany ohatra ny valin'ny kaon-doha tao Vatican tao.
jereo ohatra New York TImes
But it is the first signal that the institutional church may follow the direction Francis has set in the first 18 months of his papacy, away from condemnation of unconventional family situations and toward understanding, openness and mercy.
Raha ny fahitako azy maimaika aloha, dia "nisokatra ny sainy" (inderstanding and openness), "nisokatra ny fony" (mercy), resaka homosexoaly sy divorsa/kominio io, f'izany hoe, mihisatra miadana be ny fisokafana, satria mbola betsaka no mihidy...

3. rhaj0
(
14/10/2014 20:21)
Dia mitranga mihemotra toa lelon-jaza ve izy izany sa ahoana e... na dia "antitra" azany zareo dia mbola matanjaka ny ... "mpanoha-riana" ? (@ heviny madio hoe manohana ny rian-drano Fransoa)
Jereo ohatra CNN :
"Under conservative assault, Vatican backtracks on gay comments.
(..) "The message has gone out that this is what the synod is saying, this is what the Catholic Church is saying," said Cardinal Wilfrid Fox Napier"