NY LOZA FAHA FITO SY IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA

1. Maranatha ( 30/10/2014 05:01)
Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izany dia hahita ny zanak’olona avy eo amin’ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy . Lioka 21 : 26-27 . Tena be vovinahitra tokoa ny fanafahana an’ireo izay miandry amim-paharetana ny fihavian’i Kristy , sady manana ny anarany voasoratra ao anatin’ny bokin’ny fiainana . Hery Mifanandrina p 688 ARAHO ATO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8086