Fivavahana, finoana
shmaisrael
(
08/12/2014 09:35)
Maro no miady hevitra sy maneho hevitra ny momba ny finoana, nefa toa tsy dia misy mpahalala akory ilay tena anaran'ilay nanao ny tany sy ny lanitra...
Marihina fa teny (litera) nidina avy any an-da...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 13/12/2014 16:57
shmaisrael
(
05/12/2014 08:45)
@ taona arivo fahatelo dia hiverina i adonai ho an'ny vahoakany...
tohiny
novalian'i shmaisrael ny 12/12/2014 05:55
Maranatha
(
05/12/2014 07:14)
[color=blue] «Raha ohatra isika mahafantatra marina ny amin’ilay iraka nampanaovina an’i Kristy teto ambonin’ny tany sy ny amin’ny asa izay ataontsika , dia tsy ho kivy mihitsy isika satria ...
tohiny
novalian'i kakalahy ny 06/12/2014 19:02
moustaraf
(
04/12/2014 12:34)
NO-EL !
lavintsika tokoa ve i EL?
EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany
EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov
EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany
Inona no mitranga?
[b]Jere...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/12/2014 07:20
endriny
(
04/12/2014 05:51)
Maro ireo fianakaviana Frantsay sy Espaniola mitonona fa taranak'i Jesosy. Fa ahoana no maha tarak'i Jesosy azy ireo?...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/01/2015 07:50
rhaj0
(
03/12/2014 17:13)
Asa ianao raha mba nanaraka ny tantaran'i [url=http://www.welovemac.net/caillou-et-georges-6-histoires-animees-en-lot-sur-lapp-store/]Caillou sy G.[/url]
I Caillou dia manana "namana imaginaire" ant...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/12/2014 17:27
bor2lais
(
02/12/2014 13:28)
Nahita ny lohateny naroson'ny namana Tefigasy etsy ambany dia nahatsiaro ny tantara ao amin'ny Baiboly mikasika ny magy.
Ny magy izay azo lazaina fa "[b]siantifika[/b]" dia azo lazaina ihany fa [b][u...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/12/2014 15:34
Maranatha
(
01/12/2014 10:59)
[color=green]«Aoka ianao hanintona lehilahy sy vehivavy maro hiala avy ao anatin’ny tsy firaharahina ny ara-panahy . Tantarao amin’izy ireo ny fomba nandraisanao an’i Jesosy , ary ambarao amin...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 02/12/2014 05:05
RBNIR
(
29/11/2014 17:31)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube]
ISA-MARAINA AMIN'NY 5ORA SY SASANY KA HATRAMIN'NY 6 ORA AO AMIN'NY KOLO TV (ALATSINAINY KA HATRAMIN'NY ZOMA)
EFA HITANAO AMIN'NY CANAL ...
tohiny
novalian'i ranthson ny 21/08/2015 07:47
endriny
(
28/11/2014 10:05)
Mety betsaka angamba ny tao amin'ny FJKM Analakely sy ny Fiangonana manodidina no nanara-dia an'i Voahangy sy Patrick ao amin'ny Roxy, ka dia miala any indray ny filazana hoe: "666" ireo e, Masaonika ...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 09/12/2014 15:32
Maranatha
(
28/11/2014 06:44)
[color=blue]“Ireo Kristiana dia tsy maintsy miomana amin’ny oram-baratra izay hipoaka tsy ho ela intsony izay hihatra tampoka sy mafy amin’izy ireo. Fandinihana lalina ny Tenin’i Ray izay any...
tohiny
Tefigasy
(
27/11/2014 07:23)
Nisy tovovavy iray, andeha atao hoe bozy ny anarany fa ndrao hanahirana raha sendra misy mahafantatra, notaizana tao amin'ny fivavahana kristianina: nampianarina sekoly alahady, niroso tamin'ny fianar...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2014 17:08
endriny
(
26/11/2014 08:39)
Ramatoa iray niantsena no nitabataba: "Efa ho avy ny farany fa ny andro fankalazana ny nahaterahan'ny mpamonjy aza, dadabe noely sy hazo noely no mameno ny tsena fa tsy sarimasina ankalazana ny krisma...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/12/2014 17:58
Hery092
(
25/11/2014 11:08)
Salama daholo isika !
Toa ara-paminaniana ihany ny fandehanan'ny resaka Anarana sy teny maro hafa[i] (de:hebreo) [/i]nadika (baiboly no resaka) sy nasandratry ny kristiana, tato amin'ny serasera, tsy...
tohiny
novalian'i ZahZay ny 26/01/2015 05:49
Tefigasy
(
25/11/2014 04:16)
Tao amin'ny tokan-trano iray kristianina, antonotonony ihany ara-pivelomana: tojo tsy fahasalamana ity renim-pianakaviana (nisy tumeur tao aminy). Efa nohazavain'ny dokotera tamin'izy ireo fa mitondra...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/12/2014 12:15
Maranatha
(
24/11/2014 09:57)
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 24/11/2014 14:11
Tefigasy
(
24/11/2014 07:03)
Tovovavy kely iray manana fahasembanana i Sarindra. Tsy mahay miteny izy no tsy mahay manetsika tsara ny tanany toa ny olon-drehetra ary be rarakivy ihany koa. Hatramin'ny fahakeliny dia tomany sy fah...
tohiny
arnaud14
(
23/11/2014 16:50)
hatsangana ara-panjakana ary zaza tena salama tsara,maniry ary manantena ny fanampiana avy @nareo izahay mivady!...
tohiny
novalian'i hery ny 25/11/2014 07:54
gasy1zay
(
21/11/2014 15:23)
Gaga ny gasy raha nahare fa Franc Maçon i Jean Louis Robinson Heritaona lasa izay, hita koa anefa fa ingahy Hery Rajaonarimampianina koa anefa dia mpikambana ao @ ito Franc Maçon ito.
Ahoana ny fahi...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 08/12/2014 20:51
Maranatha
(
21/11/2014 05:14)
[color=green]Ary nahare feo mahery avy teo amin’ny seza fiandrianana aho nanao hoe : Indro ny taberinakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona , ary Izy hitoetra eo aminy , ary ireo ho olony , a...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 21/11/2014 16:38
