Niova làlana (2)

21. bor2lais ( 03/12/2014 18:50)
Ka takatrao amin'izay ary ve ny resaka ara-panahy sa tsia ? :-)
22. rhaj0 ( 03/12/2014 18:58)
Tena takatro ihany farany, fa misaotra...

Fa asa hoe... mahasalama ara-tsaina ve izany sa tsia... Dia mahasalama ny fiaraha-monina koa ve sa tsia...
23. bor2lais ( 04/12/2014 12:32)
24. rhaj0 ( 08/12/2014 14:11)
Ny tiako lazaina @ hoe "fahasalamana ara-tsaina"...

Ny sain'olombelona dia tia karokaroka. Ka raha ny fahatakarako azy, ny saina "salama" dia tsy mahatombona fa tsy maintsy mitsikarakaraka sy manontanintany sns... Ary izany anefa dia mifanohitra @ ilay hoe "manaiky-TSISY-porofo".

Dia tsy hitanao kosany ve ry Bor2lais fa, ny "manaiky-TSISY-porofo" dia "mamono" ilay tendance natioraly ny hitsikarakaraka sy hanontanintany ?


Alaivo sary an-tsaina (imaginer-o) zazakely anankiroa:

1- ny iray, tsisy resaka fa dia izay resaka "fahananao" azy ao dia ekeny, tsy itadiavany porofo na antony, hoe pourquoi/pour quoi... Ary dia faly ao (imbecile heureux) manaraka n'inon'inona eo..

2- ny faharoa, manontanintany (foana) hoe pourquoi/pour quoi... Ary dia faly ao (imbecile consentant et conscient) @ izay azony sy tiany arahina ao...


Izaho manokana aloha mahita fa ilay faha-2 dia "salama saina" e... Ilay faha-1 dia mampanontani-tena ahy hoe, ngo dia manana olana ara-pahasalamana azany izy ka mila ampiana ?
25. bor2lais ( 08/12/2014 14:29)
Asa raha tadidinao ilay sary hoe olona=vatana, saina, fanahy.

Raha ny fanahy no mibaiko ny vatana sy saina dia tokony tsy hisy olana ny saina raha toa ka salama ny fanahy !

Fomba fijeriko ihany anefa io a ! :-)
26. rhaj0 ( 08/12/2014 15:34)
Ieeee.. salama ilaikoum daholo...

.. toa adi-hevitra be @ samy psy tokoany ny hoe.. "comment l'imaginaire cree le reel"...

(fa raha mi-google an'io ianao dia prout prout no hitany :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2341