Fivavahana, finoana

Tefigasy ( 21/11/2014 04:00)
Nisy zazavavy kely iray: Ony no anarany, telo taona izy. Anisan'ny tena nifampatoky tamin'ny ray aman-dreniny tokoa i Ony satria tsy mbola hita nandainga na nagala-pinana na naka zavatra tsy nierana n... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/12/2014 15:03
Tefigasy ( 20/11/2014 05:21)
Indray andro, rehefa avy nampianatra Jeso dia naniraka ny mpianany hialoha azy ho any amin'ny toerana iray atao hoe Betsaida fa Izy kosa mbola handeha hitokana hivavaka. Efa hariva ny andro tamin'io, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2014 18:38
Maranatha ( 18/11/2014 05:00)
[color=green]Rehefa hanomboka ny fitsara , ary ny tsirairay dia ho tsaraina araka izay voasoratra ao antin’ireo boky , ny fahefan’ny lalàn’ Andriamanitra dia ho raisina amin’ny fomba hafa iza... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 21/11/2014 14:20
rhaj0 ( 17/11/2014 11:38)
Dia nahita sarimihetsika indray aho ho'a, mbola mikasika ny [u]famonoana ny maha-olona[/u] nataon'ny pretra katolika (sasany). Ary dia nofongariko indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 15:31
rhaj0 ( 14/11/2014 11:28)
@ izao mampalaza an'i Filahehy sy Tsoria izao, dia tena mba liana aho hoe... inona azany no lazaina @ Ankizy ny @ resaka toa ny hoe, A.tra nahary izao tontolo izao. Ahoana ny fampianarana amen'ny mpin... tohiny
novalian'i booboo ny 19/11/2014 17:27
Maranatha ( 14/11/2014 07:07)
[color=green]Aza mitsara na inona inona alohan’ny fotoana , dia ny fiavian’ny Tompo ; izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ny fo . I Korintiana 4 : 1... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/11/2014 15:55
endriny ( 13/11/2014 15:46)
Dia tsy iza akory fa ilay Atra vehivavy loharanon'ny aina sy nitsodrano an'i Adama sy Eva hoe: "miteraha ka mamenoa ny tany" Ny Masina Asherah... tohiny
novalian'i endriny ny 26/11/2014 08:16
rhaj0 ( 11/11/2014 21:25)
Jereo ary banjino sy fantohy tsara eo @ ilay marika eo ampovoan'ireo sary roa ireo ny masonao, dia tsindrio ny bokotra |> ... raha te-ahita ny tsy fahita :-) [size=8]Izaho mbola tsy nahita Devoly, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/11/2014 19:35
Maranatha ( 11/11/2014 07:15)
[color=green]Ho avy faingana Aho ; tano mafy izay anananao , mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao . Izay maharesy no atao andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro , ary tsy hiala eo intsony izy ... tohiny
rhaj0 ( 10/11/2014 14:06)
Omaly aho nahita fandaharana t@ TV momba jiosy Hasidic ao Quebec, mikasika ny fitaizana ny tovovavy. TSY ilay Jiosy Lev Tahor ity, izay sekta tena maneritery ny (fiaina sy sain'ny) vehivavy, fa ireo H... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 14:12
Maranatha ( 07/11/2014 05:53)
[color=green]Indro Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy . Ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy . Hatao foana dia foana ny tany . Ary ho baboina dia ho baboina tokoa izy . Fa Jehov... tohiny
novalian'i booboo ny 19/11/2014 17:51
rhaj0 ( 04/11/2014 18:25)
Manahirana ahy mihintsy ny mamaky ireto soratra ao @ Baiboly momba ny Divay (ohatra). Satria dia mitsinjo ireo Ankizy mba ndeha hamaky Baiboly aho io, kanefa raha mitontona @ ireo soratra ireo (momba ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/11/2014 19:38
endriny ( 03/11/2014 14:49)
Dia gaga ianao, fa mahazaka tranon-tsonema roa lehibe mihintsy ny mpitarika, ary filaharana lava be mihoatra ny mijery bruce Lee taloha ny alavan'ny laharana. Ary olona mihaingo be sy tsara fitafiana ... tohiny
novalian'i endriny ny 10/11/2014 14:43
Maranatha ( 03/11/2014 07:08)
[color=blue]…. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny fahav... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/11/2014 15:11
endriny ( 31/10/2014 05:55)
Efa nolazaiko teto moa ilay hoe ny Testamenta vaovao dia tsy ny tantaran'i Jesosy tena izy akory fa tantara noforonin'ny Romana, indrindra ilay fianakavian'ny amperora atao hoe PISO. Tamin'ny andron'... tohiny
novalian'i endriny ny 04/11/2014 15:44
toriteny ( 30/10/2014 10:22)
Faly miserasera amintsika indray. Ito misy tantara tiako zaraina amintsika eto. Nisy mpivady efa lehibe naniry mafy ny hana-janaka. Nafoin'izy ireo avokoa ny entana sy ny fananany nitadiavam-bahaolan... tohiny
novalian'i goms ny 09/04/2015 18:29
Maranatha ( 30/10/2014 05:01)
[color=blue]Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izany ... tohiny
endriny ( 29/10/2014 13:08)
Raha tsy Frasoa mihintsy izany izao no niteny hoe: "Misy ny evolution sy ny Big Bang", dia mbola nisy ihany ny nihizingizina sy minia tsy mino ny evolution sy ny Big Bang. Misaotra an'i Papa Fransoa ... tohiny
novalian'i endriny ny 05/11/2014 05:22
vony501 ( 29/10/2014 06:05)
Ity endrika "ferapara" ity ve midika fa tsy mino an'Andriamanitra (athée) ilay maty sy ny havany? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/a438c5a0fdb23bd1c4eddedc1f56aa9c.jpg][img]http://forum... tohiny
novalian'i bor2lais ny 07/11/2014 08:59
endriny ( 28/10/2014 15:03)
[url=http://]www.livescience.com/47407-jesus-statue-with-human-teeth.html[/url] Ohatran'ny tsara e? ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/10/2014 13:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.4422