NY FANATANTERAHANA AN’ILAY DIDIM-PITSARANA

21. rhaj0 ( 21/11/2014 12:35)
- misy olombe na fikambanan'olombe nametraka mazava ireo criteres lazainao ireo ve, dia aiza ny reference,sa
- criteres-nao anao samy irery ao ve ireo, sa
- resaka ao anaty Baiboly notsindrohanao manokana, fa kosa tsipihiko tsara, fa ny resaka hafa nahilikao, sa
- zavatra hafa ... (?)
22. gasy1zay ( 21/11/2014 14:20)

rhaj0:

- misy olombe na fikambanan'olombe nametraka mazava ireo criteres lazainao ireo ve, dia aiza ny reference,sa
- criteres-nao anao samy irery ao ve ireo, sa
- resaka ao anaty Baiboly notsindrohanao manokana, fa kosa tsipihiko tsara, fa ny resaka hafa nahilikao, sa
- zavatra hafa ... (?)


Critère mazava voalazan'ny baiboly ireo ka, raha fiangonana tena mijoro @ fitaizan'ny baiboly tokony hahalala tsara an'ireo, efa napetrako ireo andininy fa jereo tsara fa tena resaka mpaminany sandoka io ary natoron'i Jesoa hoe inona ny tokony ataon'ny mpianatra mba tsy ho voafitaka ry zareo, raha mitady référence ianao dia manasa anao hamaky na hihaino ireto :

http://www.gotquestions.org/Francais/faux-docteur.html
http://mitempo-iray.org/index.php/toriteny2/fitomboana/46-toriteny/toriteny-fitomboana/136-ny-fitandremana-ny-fanahy-mamitaka-sy-ny-fitehirizana-ny-fahasoavana

Mbola misy fampianarana avy @ fiangonana FFKM any fa tsy mbola hitako ilay rohy fa ireo 2 ireo avy @ site chrétien indépendant dia ireo mpikambana ao @ GBPE ny faharoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6559