ANTSO HO AMIN’NY FIFOHAZANA

1. Maranatha ( 28/11/2014 06:44)
“Ireo Kristiana dia tsy maintsy miomana amin’ny oram-baratra izay hipoaka tsy ho ela intsony izay hihatra tampoka sy mafy amin’izy ireo. Fandinihana lalina ny Tenin’i Ray izay any an-danitra sy fiainana mifanaraka amin’ny fitsipiny no tsy maintsy ilainy amin’izany… Ny takian’i Tsitoha dia fifohazana sy fanavaozana hatrany am-potony” Patriarches et Prophètes, p. 475 TSINDRIO ETO NY TOHINY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5683