IREO VOKATR'ILAY FEO MAFY

1. Maranatha ( 09/10/2014 10:32)
Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana tsy mitranga raha tsy amin’ny alina no hampamirapiratra azy ireo , rehefa mandrakotra ny tany ny haizina ary mandrakotra ny vahoaka ny tsy fahalalana . Any Afrika mpanompo sampy , any amin’ny tany katolikan’i Eoropa sy Amerika Atsimo , any Sina , any India , any amin’ireo nosy lavitra any , ary any amin’ny toerana faran’izay mihataka indrindra eto amin’ny gilaoby , dia manana habakabaka iray misy ireo fanahy tsongoin’olom-bolo ny Tompo izay hiseho amin’ny famira-piratany rehetra eo anivon’ny haizina , hanambara mazava amin’izao tontolo izao nihemotra ny hery mahaova amin’ny fankatoavany ny lalàny … Arakaraka ny hampahamaizina ny alina no hampamirapiratra ny fahazavany .-Mpaminany sy Mpanjaka p 154ARAHO ATO
novalian'i Maranatha ny 17/10/2014 05:39
2. rhaj0 ( 09/10/2014 16:23)
"vokatr'ilay feo mafy" hoy ianao..
Izy kosa angamba k'lou toa TSY mampiaka-peo, fa na izany azany, trandremo trandremo fa afo afo... :)
3. Maranatha ( 17/10/2014 05:39)
Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana tsy mitranga raha tsy amin’ny alina no hampamirapiratra azy ireo , rehefa mandrakotra ny tany ny haizina ary mandrakotra ny vahoaka ny tsy fahalalana . Any Afrika mpanompo sampy , any amin’ny tany katolikan’i Eoropa sy Amerika Atsimo , any Sina , any India , any amin’ireo nosy lavitra any , ary any amin’ny toerana faran’izay mihataka indrindra eto amin’ny gilaoby , dia manana habakabaka iray misy ireo fanahy tsongoin’olom-bolo ny Tompo izay hiseho amin’ny famira-piratany rehetra eo anivon’ny haizina , hanambara mazava amin’izao tontolo izao nihemotra ny hery mahaova amin’ny fankatoavany ny lalàny … Arakaraka ny hampahamaizina ny alina no hampamirapiratra ny fahazavany .-Mpaminany sy Mpanjaka p 154ARAHO ATO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5165