Fanekena vaovao sy fanekena taloha

21. endriny ( 31/10/2014 06:04)
Tsy misy izany Fanekena vaovao izany, fa ny fisolokiana vaovao no misy
22. RBNIR ( 31/10/2014 08:47)

endriny:

Tsy misy izany Fanekena vaovao izany, fa ny fisolokiana vaovao no misy

Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny fahamarinana isa-maraina (alatsinainy-zoma) amin'ny 5ora sy sasany ao amin'ny kolo TV (efa mandeha amin'ny canal sat koa) fa io mihitsy izao (fanekena taloha sy ny fanekena vaovao) ny lohahevitra ao ankehitriny)

Samia ho tahin'ny Tompo namana
23. endriny ( 02/11/2014 05:20)
RBNIR:

Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny fahamarinana isa-maraina (alatsinainy-zoma) amin'ny 5ora sy sasany ao amin'ny kolo TV (efa mandeha amin'ny canal sat koa) fa io mihitsy izao (fanekena taloha sy ny fanekena vaovao) ny lohahevitra ao ankehitriny)

Samia ho tahin'ny Tompo namana


Mino aho fa tsy ho tahiany akory ny mpisoloky, fa efa ho avy ny ny fara androny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1192