NY FAMPAHORIANA SY NY FIHEMORAN'NY FANJAKANA

1. Maranatha ( 22/09/2014 06:28)
« Rehefa ny firenen-tsika (Etas unis) hamoaka lalàna mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalàna izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka hanery ny fankatoavana ny alahady, amin’ny fampivelarana ny fahefana tsy refesi-mandidy hiadina ireo izay mitandrina ny sabatan’ ny andro fahafito. Ny lalàn’Andriamanitra dia hofoanana eto amin’ny firenentsika ka izany fanoheram-pirenena izany dia hitarika faharavana ho an’ny firenena. » – (The S.D.A. Bible Commentary 7:977 [1888]) Les événements des derniers jours, p. 137.ARAHO ATO
novalian'i rhaj0 ny 22/09/2014 10:55
2. rhaj0 ( 22/09/2014 10:55)
Aoka ho'a ry Maranatha... raha t@ 1888 marina ny olona no nampinoana fa ny mpanao lalàna ao Zamerika ao "hono" ka "hanery ny fankatoavana ny alahady", dia mety (voambaka dia) mino tokoany ireo olona nihidy tao @ vohitrakely. Fa izao re efa misokatra ny interinety sy ny fahalalana ary fahalalahana ka dia... dia mbola izany foana ve no fantsinao?

[size=8](vao injay izao ny Ankizy mahalala ny @ politika internasionaly, tonga dia ... )[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1711