FANTARO ARY AMPIASAO NY TENA ANARAN'ANDRIAMANITRA
1. RaChantal
(
18/08/2014 06:14)
Nahoana io lohahevitra io no tena ilaina?
Nanampy olona erantany hahafantatra ny marina ity video ity! maninona raha mba miezaka hahafantatra izany koa mba ho voavonjy.

novalian'i yohanan ny 25/08/2014 13:47
3. moustaraf
(
19/08/2014 03:05)
salama,
Ilay nampisy dia tsy Atra, na dieu na got na jehovah, tompo, masina...fa ilay nivavahan'i Adam, ...ary nanorina ny fanekeny tamn Avraham sy ny taranany
Tsy manana anaram bositra ihany koa Izy, fa misy antony sy dikany avokoa ny fanononana azy tsirairay,
Anarantsamy irery koa izy io ka tsy azo afangaroharo amin'ireo anarantsampy ivavahan'ny maro ankehitriny,
Maha saropiaro azy tokoa io anarany io ka hoy ny didy "aoka tsy handiso na hanonona tsy amim paha mendrehana ny anarany"
Voasazy mafy ny Hebreo isaka ny manadino na mivadika amin'io anarana io ka miantso anarana hafa...
Ary izay hafa firenena te hivavaka amin'ilay nampisy izao rehetra izao dia mila manaiky ny ANARANY. Tahaka ny nataon'i Rota tamn Naomy rafozany hoe "izay firenenao no fireneko, ary izay ivavahanao no ivavahako"
Noho izany,
aoka isika tsy ho diso hevitra ka hanantena famonjena amin'ireo anarambosotra maro be ireo, satria "ny anaran'ny Rainao izay antsoinao no misoratra eo amin'ny handrinao",
raha milaza isika fa mpandova araka ny teny fikasana natao tamn Avraham, dia ilay Ray nivavahany ihany koa no tsy maintsy ivavahana.

4. Maranatha
(
19/08/2014 05:57)
moustaraf:

Tena hekenay zato isan-jato io fa ny olana dia tsy misy baiboly mbola mifanaraka amin'izany. Tsy hafenina anao anefa fa rehefa mivavaka izahay dia io voalazanao io mihintsy no ataonay. " Ry rainay tsara indrindra izay any an-danitra ilay nivavahan'i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba ilay naniraka ny zanakao lahy tokana mba hisolo any noho ny helokay...." Tena avantanay tsara any amin'i ray ilay vavaka araka ny nampianarin'i Mpamonjy hoe Rainay izay any an-danitra.
Ary rehefa mamarana ny vavaka izahay dia hataonay hoe amin'ny anaran'ilay zanakao izay namonjy anay no hangatahanay izany
Fa ny olana rehefa mamaky baiboly dia izay anarana hita sy voasoratra eo @ baiboly no hampiasaina. Mila mamoaka baiboly mifanaraka @ izay hianareo raha izay no tena hitanareo fa fototra
Fa ny olana ho aminareo koa anie dia ilay filazanareo hoe tsy azo hametrahana ny finoana ny testamenta vaovao e!
6. moustaraf
(
19/08/2014 12:02)
Salama namana,
Eo an-dalam-panontana baiboly miainga avy amin'ny dikan-teny fototra indriindra izahay izao, ary izany no nampihazakazaka ny sasany hamoaka haingana an'ilay dikan -teny iombonana izay misy fanitsiana anarana vitsivitsy!
lazainay anefa fa ankoatra ny anarana nodisoina dia bdb ireo dikan-teny no mivilana sy miala mihitsy @ ilay niaingana; mety tsy hino isika fa misy zavatra izay heverina fa tsy tokony ho diso nefa diso, ohatra: isa (nombre), anaran-tany (lieux) izay farany kely indrindra raha hadika!
ilay anaran'ilay nampisy dia "tsy maintsy tononina" raha mivavaka, fa tsy azo atao vangue hooe " Rainay", satria maro ny ray voalzan'ny baiboly "any an-danitra" : ny devoly sy ny fanahy ratsy dia manana lanitra ihany koa, ary io lanitra sandoka io no itondrany an'ireo izay milaza fa "tany an-danitra" hono.
"isika tsy miady @ nofo aman-dra , fa amin'ireo fanahy ratsy eny amin'ny lanitra*"
Averina foana hoe: izay anaran'ny Rainao tononin'ny vavanao no soratana eo amin'ny handrinao.

7. moustaraf
(
19/08/2014 12:25)
Ny olana ho an'ny maro koa anie ny fiheverana fa mifanohitra tanteraka ny boky taloha sy vaoavao e! ka tsy ilaina intsony ny taloha
Aminay dia ilana fahamalinana tanateraka io boky vaovao io satria ny romana no nandrafitra azy, izay fantatra fa manana ny fivavahany izy ary izany no natsofoka amin'ny andalany sasany mba tsy hahitana ny marina.
Mba hahay hanavaka tsara ny marina sy izay natsofoka dia ilaina ny fahalalana ny boky taloha, izay tandindona manambara ny famonjena. Statria ny tena izy tsy hifandaka velively amin'ny tandindona , raha tsy izany dia tsy misy ifandraisany akory ny tandindona sy ny tena izy.

8. Maranatha
(
22/08/2014 07:17)

Izahay izao ry moustafar dia sady mampiasa ny testamenta vaovao no mampiasa ny testamenta taloha. mandinika tsara ireo aloka sy ny fahatanterahany na ny mbola hanatanterahana azy. Aza gaga hianao raha hilazako fa mahafantatra kokoa noho hianareo izahay. satria hianareo mbola manavaka ny marina sy mijery izay natsofoka @ ilay testamenta vaovao. Dia tsy misy valaka t@ nataon'ny razanareo ihany no hataonareo: fantany tsara fa zanaky Marie sy Josefa (izay nitaiza azy) ny Tompo. Hitany ihany koa ireo rahalahiny sy anabaviny ara-nofo. ary reny siosio fa tsy zanaky josefa Izy. Dia nanomboka nisalasala t@ izay ireo razanareo t@ andro naha teto ambonin'ny tany ny Tompo. Tsy nino mihintsy izy ireo fa io anie ilay Mesia. Hoatr'izao hataonareo izao foana no nataon'ny Jiosy na ny Jodaisma na ireo izay milaza azy ho Messianique. Mila famantarana foana vao mino. Fa sambatra izay tsy mahita anefa mino.
Miova amin'ny fanavaozana ny saina. Dia araho tsara ireo lohahevitra izay haroson'i Maranatha ka raha misy diso amin'ny fahalalanareo ny Testamenta taloha dia aza misalasala manokatra lohahevitra hanitsian-tsika izay diso.
9. yohanan
(
25/08/2014 13:47)
Maranatha:

Shalôm!
Izahay aloa d mino fa YESHO'AH zanak'i Yôsef sy Miryam no Ilay Mesia voalazan'ny Mpaminany ê! @ maha Jiosy Azy d tsy ho anarana manomboka @ litera J mihitsy ny anarany.
Diniho @ fiteny fototra hoaho io Baiboly io d miala ny ady hevitra, hivoaka ny tena marina.
Mazotoa daholo !
(Za mahita mpampianatra raha misy ta-hahay teny HEBREO)