Inona no tsiambaratelon'ny Vavolombelon'i Jehovah rehefa mampianatra any antranon'olona?
2. hery
(
19/08/2014 07:51)
Misaotra RaChantal a.
Ho ahy dia mety daholo rehefa tsy mifandrebireby :-)
Ilay mandrebireby mandondòna mamoha olona vao maraina ihany no tsy tantiko fa izany hoe efa hitako koa ny fika amin'iny.
Mazotoa hatrany amin'ny fanompoana an'Andriamanitra.

3. Noue
(
19/08/2014 08:35)
ny ahy aloha dia raha vao resaka "témoin de Jehovah" dia tsiaaa no hamaliako azy ee !
fampianarana any an-tranon'olona hoy ianao ?
misy ny katé maharitra ela io a
dia mandeha miangona koa
indrindra ny famakiana baiboly
moa raha toa ka misy zavatra tsy azonao anaty baiboly dia manantona pretra mametraka fanontaniana
indrindra efa betsaka koa ny ahitana valiny satria anaty eterineto dis misy baiboly koa sady tena mahafampo tanteraka
ny blabla ny témoin de Jéhovah tsy lasa aloha eee
sady maro dia maro ny zavatra lazain'zareo izay tsy mifanaraka anaty baiboly ka hoy aho hoe :
tsy misy zany tsiambaratelo zany ! sady milaza ve hoe mampianatra nefa tsy amabaratelo ??
ny tena fampianarana tsy misy an'zany tsiambaratelo zany ! na tena mampianatra sady marina na tsy mampianatra fa tsy asiana an'zany hoe tsiambaratelo zany !

4. moustaraf
(
19/08/2014 12:07)
Efa niala tamin'io jehovah io ny dikan-teny maro ary samy miaky fa tsy izy mihitsy io anarana io, izay nalaina avy @ tamin'ny YHWH notsofohana ny zana-tsoratry ny Adonay ka nahazo ny hoe jehovah izay pretra katolika niova ho protestante no namorona azy.
Manomboka eo dia , mapiahiahy ny tohin'ny fampianarana!

5. cyril
(
19/08/2014 22:06)
Ilay Temoin de Jehovah kosa mbola tsy hitako nisolo tena olona teny Mahamasina hanosotra ho filoham-pirenena izay toanany an. Sady tsy mbola nisy hitako niseho ho ray aman-dreny ara-panahin'ny vahoaka.
6. Maranatha
(
20/08/2014 09:51)
cyril:
Ilay Temoin de Jehovah kosa mbola tsy hitako nisolo tena olona teny Mahamasina hanosotra ho filoham-pirenena izay toanany an. Sady tsy mbola nisy hitako niseho ho ray aman-dreny ara-panahin'ny vahoaka.
Tsy izy ihany no tsy hitanao teny na miray petsapetsa amin'izao tontolo izao na ..... Fa eo ihany koa ilay fiangonan'i Ray izay fahazavana ho an'izao tontolo izao.
Raha vao misy diso na dia anakiray fotsiny aza ny fampianarana izay ho entiny dia tsy fiangonan'i Ray izay any an-danitra izy izay . Ohatra: Tsy mino ny Mpamonjy ho azo hivavahana ny Temoins Tsy A/tra izy aminy. Tsy mankany an-danitra ny voavonjy mandritra ny 1000 Taona. Tsy manaja ny Didy 10 n'i Ray izy ireo tafiditra ao anatiny ny Sabata. sns...
7. Dreamlover14
(
20/08/2014 13:11)
Vavolombelon'i Jehovah ? Laviko ankitsirano ny fandraisana azy an-trano. Voisin-nay efa tratra ary very entana satria misy manararaotra mangalatra rizareo.
Indray zoma mialoha ny paska dia nandondona tao aminay izy nanasa ahy hiara-hivavaka aminy "hankalaza ny nahafatesan'i Jesoa" raha ny fanasàny. Novaliako tsotra hoe "tsy aleo ny fandreseny ny fahafatesana no hiarahantsika mankalaza @ alahady izao ?" avy dia lasa niridana tsy nanao veloma. Amiko izany dia raisiny ho fahavalo mihitsy ilay Jesoa ka mahafaly azy ny fahafatesany.
Teto @ serasera dia nisy anankiray ni-tchat tamiko niezaka nanaporofo tamiko fa tsy Andriamanitra Jesoa kanefa maro ny teny ao @ Baiboly manamafy izany.
Ohatra
"Ary Jesoa niantso ka nanao hoe:"Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy"" (Jaona 12:44)
"Izay tsy tia Ahy (an'i Jesoa io an !!!) dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy fa an'ny Ray izay naniraka Ahy" [Jaona 14:24]
Hafa koa: Ny biby matetika dia mahatsapa ny fisainan'ny olona hanao ratsy (mauvaise intention). Nisy nandondona teo am-bavahady indray alahady hariva. Nivovo mafy ny alika ary lasa aho nijery ka témoins de jehovah maromaro no tazako teo. Ireo alikanay ireo raha vao mivoaka ny trano fotsiny izahay hamoha vavahady dia lasa miverina any anaty tranony any fa tsy mijanona akory eo akaiky eo. T@ ity indray mitoraka ity kosa dia nivovo tsy nijanona rizareo ary tsy laitra nampanginina.
Nohidiako ny vavahady ary nijanona tao ivelany aho niresaka t@ ireto mpitsidika. Nangataka anefa rizareo mba hampandrosoina ao an-trano ka novaliako hoe : misy biby mpiambina ny tanànanay izany renareo mivovo tsy laitra ampanginina izany. Hovohaiko ny vavahady dia hampandrosoiko ianareo ka izay ifanarahanareo @ ireo biby ireo fa sambany rizareo mivovo @ olona efa hitany fa miresaka amiko izao. Raikitra ?
Avy dia lasa nanao tari-dositra rizareo.
Farany : nandeha hamonjy asan'ny Sampana teny am-piangonana aho indray harivan'ny alahady no nifanena t@ zareo. Niteny izy hoe "mpianatra ny Baiboly" hono rizareo ka mba te hiresaka amiko. Avy dia novaliako hoe "tsara tokoa izany, andao ary atsy an-tranon'Andriamanitra atsy isika handinika an'io Baiboly io tokoa sady misy namana tanora toa ahy maro be koa ao afaka hiresaka amintsika" Ny fiangonana handehanako @ io efa 30m eo akaiky eo.
Tsy nahavita nanao veloma akory fa tonga dia lasa nandeha.
Amiko ny TJ sy ny mpangalatra dia mitovy ka aleo amafisina ny hiditrano. Fady @ zareo ny miditra @ trano misy La Croix izay signe ny famonjen'i Kristy ny Olombelona ary fady aminy ny mikasika faty raha misy fahoriana ao aminy. Koa eritrereto hoe raha témoins de Jehovah daholo ny olona maneran-tany, iza no handeha handevina ? sa izay ilay hoe "aleo ny maty handevina ny maty ?"

8. rhaj0
(
20/08/2014 14:52)
Ny @ TJ mamangy dia manesika anao, dia, raha ny aty Kanada sy Etazonia, raha ny fahazoako azy, dia arovan'ny "liberte d'expression" sy ny "liberte de religion" izany. Jereo ohatra eto. Fa raha mamaky eo ianao na mi-google, dia ahita fa dia tena laginina dia laginina ary tena tafintohina tokoany ny olona @ fataon'ny TJ mamangy-dia-manesika io, ary dia io lasa niakatra tribonaly io.
Fa dia "lozan'izay mahatonga ny fanafintohana" hozy ny gasy (sa ao @ Baiboly koa io?)

9. Noue
(
20/08/2014 18:01)
hery:
Mazotoa hatrany amin'ny fanompoana an'Andriamanitra.
Raha tena fanompoana an'Andriamanitra @ fahamarinana maninona moa ?
fa dia be loatra ny tsy fahamarinana lazain'zareo
hampianatra ve ianao dia andeha hanpianatra ny tsy marina eee ???
tsy mahazo manao an'zao , tsy mahazo mihinana an'zao
tsy mahazo mamonjy olona
tsy mahazo mamonjy AINA
be olona efa tratran'ny lainga asesika , fangalarana sns ka eeee !
SECTE ireo fa tsy inona akory
dia aza ambaratelo marina ilay fomba fa tazomy ho anareo rachantal aaa
10. Noue
(
20/08/2014 18:21)
Eken’ny Fiangonana kristiana maro ny fampianarana hoe : « Andriamanitra manerana sy mahita ny zavatra rehetra ».
Hoy ny"vavolombelon’i jehovah" : raha mitoetra any an-danitra Izy, dia tsy manerana izao rehetra izao izany Izy. Ny herin’ny Fanahy Masina sy ireo anjeliny no ampiasainy sy irahiny ety an-tany hahazoany ny fahalalana izao rehetra izao, fa tsy manerana izao rehetra izao akory Izy, hoy ny Vavolombelon’i Jehovah.
Izany Andriamanitra anaovan’ny Fanahy Masina sy ny anjely tatitra ny amin’izay mitranga sy misy ety amin’izao tontolo izao, no Andriamanitra ampianarin’ny Vavolombelon’i Jehovah.
Tahaka ireny lehiben’ny Orinasa izay mandray tatitra avy amin’ny olom-peheziny : tsy mihetsika ao amin’ny biraony any an-danitra any Izy, fa mahazo vaovao tsy mijanona kosa.
Ny zavatra diso aterak’ity fampianaran’ny Vavolombelon’i Jehovah ity dia izao : Andriamanitra tsy ampy fahalalana Izy, ary tsy manana ny hery rehetra ihany koa. Dia napetraky ny Vavolombelon’i Jehovah eo amin’ny toeran’ny voahary Andriamanitra, satria voafetran’ny fotoana sy ny toerana tahaka antsika voahary ihany.
Dia mbola Andriamanitra ihany ve Izy raha voafetra tahaka antsika ihany ? Mbola azo ianteherana ihany ve Izy nefa voafetra ny heriny sy ny fahalalany ? Sao mba efa andriamanitra koa àry ireny Vavolombelon’i Jehovah ireny, ka tsy mila Azy intsony ?
hitako tany ho any io ee

11. rhaj0
(
20/08/2014 19:03)
Noue:... i A.tra ho an'ny TJ : Izay ve izany?
Tahaka ireny lehiben’ny Orinasa...
Raha izany dia hitako fa nasian'ny TJ fandinihana lalina io napetrany io, satria dia toa mamaly ilay kilalao-tsaina (sa kilalao-teny) napetrak'i Epicure efa ho an'arivo-taonany...
Epicure:
Ou Dieu veut empêcher le mal et ne le peut, ou il le peut et ne le veut,
ou il ne le peut ni ne le veut, ou il le veut et le peut.
- S'il le veut et ne le peut, il est impuissant;
- s'il le peut et ne le veut, il est pervers;
- s'il ne le peut ni ne le veut, il est impuissant et pervers;
- s'il le veut et le peut, que ne le fait-il, mon père ?"
(Anatole France / 1844-1924 / Les dieux ont soif)
Satria rahefa izay (toa ben'ny Orinasa Izy) dia azo tondroina (na tondroin'Izy) ho ny hafa (anjely sy demony) no tompon'andraikitry ny ratsy/tsy rariny/tsy hitsiny/tsy marina/aretina/loza/... rehetra (tsy niakatra ny komioniokasiO)
Fa raha ohatra mantsy Izy raisina @ ilay hoe « Andriamanitra manerana sy mahita ny zavatra rehetra », dia tena tsy mety fa dia "tsy maharitra" ny "saina" (tia karokarok'i raolona) fa dia "manontany" toa an'i Anatole io.
12. rhaj0
(
21/08/2014 14:55)
Nisy namana nanome ahy valin-teny @ fanontanin'i Anatole :
Fanontaniana: " Si Dieu le veut et le peut, que ne le fait-il ?"
Valiny: Dieu (seul le) SAIT

13. Nahs
(
06/04/2015 14:39)
nefa hoy Jesosy hoe tokony hitory ilay vavao tsara ny fanjakana isika, tsy ny pretra na pastora irery ihany no nasainy anao io fa isika rehetra... Dia ahoana izany ireo ambaniny pastora sy pretra? aiza ilay zavatra anirahan'i Jesosy azy?
14. McRay
(
10/12/2015 20:45)
Sambatr ze enjehina noho n faamarinana.. n Temoins de Jehovah tompko dia ts rerak zan mitory n fanjakan Andriamanitra. Tsy terena n olona handray fa manao n adidy nay zahay d maatsiaro ho afak trosandra. Ny fampianarana any antranon olona: ts terena akor ianao hapianarina ao antranonao fa na eny am stade mahamasina ar n tinao vo mai mety, ts maits hifarana ty tontolo ratsy ty dia hisy paradisa eto antany mahafinaritra b.d samia tsik miandry anzan na am fomba aaona na am fomba aon.misaotra tompoko
15. hh16
(
01/04/2016 15:36)
manpianatra araky ny soratra masina,fa tsy milaza ny heviny manokana na manolana hevitra izay voalaza ao @baiboly izy ireo ,rehefa mitory isan'trano.
16. JRE007
(
07/11/2016 11:21)
zah ndray mahita fa tena marina ny zavatra resahin'i Vavolombelon'i Jehovah.https://www.youtube.com/watch?v=xFmXDCYQpCQ
17. emah
(
02/03/2017 12:18)
zavatra ef voadinika ara-baiboly daholo ny apianrin'ny témoins de jehovah refa mety aminao dia raiso fa refa tsy mety d lavo fotsiny fa aza anaovana toetra tsy zaka
18. roberalimanana1
(
28/10/2017 07:48)
Ho ita eny ihany amin'ny farany izay tena fivavahana mampianatra ny fahamarinana sy izay mpangoronkarena sy mpitanty rakitra fotsiny.
Ho hita eny hoe iza ny tena mpanohana ny fanjakan'Andriamanitra sy ny mpanohana fanjakan'olombelona
Ho ita eny ihany hoe iza no tena mpanaradia an'i Jesosy, iza no tena manao izay nasain'i Jesosy natao, ary iza ireo miseho manao tompoko tompoko an'i Jesosy fotsiny.
Ho hita eny ihany ny tena tia an'Andriamanitra amin'ny fony manontolo sy ny mpiatsara ivelatsihy
Ho hita eny ihany hoe iza ny tena olon'Andriamanitra, hovonjeny na ho ringana @ andro farany.
Ho hita eny ihany izay ahazo valisoa avy amin'Andriamanitra
Ho fantatra koa @ farany hoe iza izany Jehovah izany, ary iza no vavolombelony.

19. roberalimanana1
(
28/10/2017 08:42)
Ny andro nahafatesany tompoko no nasain'i jesosy nankalazaina fa tsy ny nitsanganany(1 Korintiana 11:23-25) Misy antony lehibe matoa io no nasainy nankalazaina. Raha tena mino an'i Jesosy ianao d izay asainy ataonao ihany no ataonao.
Reto andiniteny nomenao reto dia vao mainka manamporofo fa tsy mitovy amin'Andriamanitra i Jesoa:
"Ary Jesoa niantso ka nanao hoe:"Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy"" (Jaona 12:44)
Iza no lehibe ny maniraka sa ny irahina? iza ilay naniraka d iza no nirahina? mino ah fa hainao ny valiny.
Toy izany koa ity:
"Izay tsy tia Ahy (an'i Jesoa io an !!!) dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy fa an'ny Ray izay naniraka Ahy" [Jaona 14:24]
Iza no tompon'ny teny izay lazain'i Jesosy? Iza no nirahina ilaza ilay teny ? Iza izany no lehibe i Jesosy sa ilay tompon'ilay teny sy ilay naniraka azy hilaza ilay teny?
Ozy ianao hoe: Ny biby matetika dia mahatsapa ny fisainan'ny olona hanao ratsy (mauvaise intention): -diso izany, ny alika mivovo olona tompoko dia tsy midika fa hanao ratsy iny olona iny. Misy antony marobe, mety ny mifanohitra amin'ny eritreritrao aza, mety te iteny aminao izy hoe mba raiso ireny olona ireny nefa ianao tsy mety mandray azy ireo. Jereo azafady ny https://wamiz.com/chiens/guide/pourquoi-le-chien-aboie-0475.html. Za manokana alou mbola tsy naita vavolombelon'i Jehovah nokakerin'ny alika izany
Raha andeha hamonjy asan'ny Sampana teny am-piangonanao ianao, tsy voatery hanaraka anao rizareo, manana ny programany manokana koa izy d aza omena tsiny amin'izany.
Aminao ny TJ sy ny mpangalatra dia mitovy ka aleo amafisina ny hiditrano ozy ianao, Fady @ zareo ny miditra @ trano misy La Croix izay signe ny famonjen'i Kristy ny Olombelona ary fady aminy ny mikasika faty raha misy fahoriana ao aminy. Koa eritrereto hoe raha témoins de Jehovah daholo ny olona maneran-tany, iza no handeha handevina ? sa izay ilay hoe "aleo ny maty handevina ny maty ?" ozy ianao.
1/Tsy mangalatra ny vavolombelon'i Jehovah, izay mitsara no atao inona ozy ny tenin'Andriamanitra?
2/Tsy manana fady ny vavolombelon'i Jehovah afatsy ny handraran'ny baiboly ihany
Tsara kokoa raha sady manana fahalalana marina tsara ianao fa tsy mafana fo fotsiny(Romanina 10:2)

20. roberalimanana1
(
28/10/2017 08:43)